IST Ampasapito

1. Kadoda ( 17/03/2006 13:27)
Sao mba misy any ho any efa nianatra tao @io sekoly io fa anisany ny tenanay. Te hahare vaovao momba azy aho e, oh ny tohin'ny fianarana hivoahana ho Ingénieur. Lasa aty anindran-tany mantsy ny tena nefa mbola tsy ampy ny bagage, sa sao mba misy hevitra azonareo anampiana ahy?
2. ainaheri ( 17/03/2006 13:55)
tsy mazava ny tinao lazaina rahavako???
3. Fiffi ( 17/03/2006 14:38)
Tena tsy mazava marina.:roll: fa mpianatra tao ve ianao dia tsy mba mahafantatra an'izany hoe inona ny tohin'ny fianarana tao mba hivoahavana ingénieur ?
Lasa aty anindran-tany mantsy ny tena nefa mbola tsy ampy ny bagage, sa sao mba misy hevitra azonareo anampiana ahy?
:roll::roll: tena tsy mazava fa mba azavao kely eh!
4. pisopiso ( 18/03/2006 20:40)
Fiffi a! tsisy tohin'io sampana io any @ polytech e! asa raha fantatrao ny dikan'izany IST zany (Installation sanitaire et thermique) no dikany ka mba omeo ary ny secteur Genie civil na industriel azo hidirana hanohizana an'io any @ polytech izay no tian'i kadoda hanontaniana....
5. naughtyboy ( 21/03/2006 13:12)
tao @ io sampana io zay tokana ao tana no nianatra ary nanohy tany vontovorona eny akaikin'ny fenoarivo atsimondrano no tohiny sampana genie civil ny adiresy alo de tsy tsarona tsony fa taona maro ka maniry vokany @ fikarohana atao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9964