belge manao baskety

1. kala ( 17/03/2006 14:37)
Ekipa belge anankiroa nanao baskety.

Nandritry ny fotoam-pilalaovana de tsy nisy nahafaty mihitsy.

gaga ny mpijery hoe f'ahoana le? hatrary ka hatraty zany reto belge reto de vendrana foana.

Rehefa nojeren'ny arbitra ny zvt tsy nety :
kay ny diametran'ilay baolina ngeza lavitra noho ny an'ilay panié....(zany no maha-belga anay hoy ry zareo)



répondu par Veloo le 26/03/2006 01:38
2. hery ( 17/03/2006 14:45)
=))

Ary sao dia tokony hanokatra ny blaoginareo koa ianareo ry kala ? :-)
blaogy.com
3. pissoa ( 17/03/2006 14:48)
=))=))
4. Fiffi ( 17/03/2006 15:04)
:-D:-D:-D:-D
5. lapino ( 17/03/2006 16:17)
Fa le baolina ve no ngeza loatra sa ny lavaka no tery loatra? :-D:-D:-D
6. pissoa ( 17/03/2006 17:02)
Tsy ny baolina akory no hiangeza fa ny panié no hiakely :°)
7. Herimiafina ( 17/03/2006 20:11)
kala:

Ekipa belge anankiroa nanao baskety.

Nandritry ny fotoam-pilalaovana de tsy nisy nahafaty mihitsy.

gaga ny mpijery hoe f'ahoana le? hatrary ka hatraty zany reto belge reto de vendrana foana.

Rehefa nojeren'ny arbitra ny zvt tsy nety :
kay ny diametran'ilay baolina ngeza lavitra noho ny an'ilay panié....(zany no maha-belga anay hoy ry zareo)



Intelligent kosa le belge an! Amin'izay miady stara ny lalao ary aleo ny baskety ho an'izay mahay smash ihany e! hehehehe=))=))
8. watafon ( 18/03/2006 03:17)
:-D:-D:-D cerceau extensible kosa angamba e! =))=))
9. xxx ( 18/03/2006 03:27)
fa maninona oa i kala no mahita Blagy resaka belge fôna eh ????????????????????????????????????????????
10. jentilisa ( 18/03/2006 05:40)
ka ireny no vakiany matetika any koa...fa mahay mitantara koa izy an!
11. pissoa ( 18/03/2006 08:07)
Hihihi, ka tsy zaran'i xxx aza be misy hihomehezana e :)

kala :-*:-*
12. watafon ( 18/03/2006 09:01)
pissoa, za kou !:-*:-*
13. pissoa ( 18/03/2006 09:28)
Hihihi :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* Ho an'i papi watafon doly doly reo an! Ngo de misy mangalatsa eo :-D:-D:-D
14. lapino ( 18/03/2006 09:36)
hery:
Ary sao dia tokony hanokatra ny blaoginareo koa ianareo ry kala ? :-)

blaogy blagy belge :-D:-D:-D
15. watafon ( 18/03/2006 10:28)
Pissoa,:-*:-*:-* mci!!!
lapino, f'inn mitsy wa e!!!
16. Veloo ( 19/03/2006 03:03)
:-D:-D:-D:-D tsy ratsy Kala a
17. watafon ( 19/03/2006 19:47)
tara ndray veloo kle ! :-D:-D:-D
18. pissoa ( 20/03/2006 04:17)
:-D:-D:-D:-D
19. watafon ( 20/03/2006 05:42)
:-D:-D
20. kala ( 20/03/2006 15:54)
hery > hoay mihitsy fa aoka aloha hisy belge mandalo ndray eto alohako eto:wink::wink:
xxx > tsy fidiny ahy ny mahita le blagy na belge ê! jentilisa > sa soloana blagy momba an'i belzeboba ndray :?:
=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0592