kobo leiry
1. kala
(
17/03/2006 14:29)
Tao amin'ny birao iray ity belge tratra natory am-perinasa io an!
- enao zay an! intelo no tratrako natory tato am-piasana. Saziko ianao!
- Tsy hadisoako ange Mesié le Direktera ê!
-:?::?::?::?::?:
- ka ny kiraronao nosoloanao ilay tsy maneno iny ny fanadiany de tsy henoko mihitsy ny fahatongavanao ato ê!

novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:24
6. Herimiafina
(
17/03/2006 20:10)
Intelligent be le belge an! sady bien repliqué mihintsy, oainina izay ilay radiry!
Aiza kosa knou, asa nôfa be ve no omena ahy tsy hatory zah, quelle intelizansa marina?
hehehehe=))=))=))=))

7. pissoa
(
18/03/2006 08:08)
kala::-D:-D:-D:-D:-D
Tao amin'ny birao iray ity belge tratra natory am-perinasa io an!
9. rurik
(
18/03/2006 09:16)
kala:
Tao amin'ny birao iray ity belge tratra natory am-perinasa io an!
- enao zay an! intelo no tratrako natory tato am-piasana. Saziko ianao!
- Tsy hadisoako ange Mesié le Direktera ê!
-:?::?::?::?::?:
- ka ny kiraronao nosoloanao ilay tsy maneno iny ny fanadiany de tsy henoko mihitsy ny fahatongavanao ato ê!
kala an angaha aky tsy misy afatsy ny belge???
10. pissoa
(
18/03/2006 14:43)
Ka ny belge efa nananihaniana iraisam-pirenena mihitsy kooooo :-D:-D:-D
14. watafon
(
19/03/2006 19:50)
pissoa, ny frantsay ihany ange no tena mampijaly belge e ! d ny belge kou ange mbo manana blagy frantsay e! :-D:-D:-D
15. kala
(
20/03/2006 15:58)
rurik > ndraso aloha hisy olona handalo hafa eto fa alefako eto ndray ny momba azy :-$:-$:-$
wata > omena soupape vaovao ndray zany ny namana eto ê! aleo aloha zà haka kitay hanamasahako azy an! de mihaona eto tsika ......tsy ho ela :wink::wink::wink:

16. pissoa
(
20/03/2006 16:58)
Kala an, rehefa hatsikana dia mety daholo :-*:-* ... ankoatran'izay tsy mety e :lol:
18. kala
(
21/03/2006 05:31)
pissoa > zà koa ange tsy mahay afatsy hatsikana ê!:D:D:D:D:D
efa fantatrinjy moa fa mpamafa trano sy mpandio birao no asako de refa mandehandeha eny zà de mahita zvt mampihome de ataoko eto ê!:-$:-$:-$