Liste des messages
Liste des messages, inserés par Vaika, par ordre de date
Vaika
(
03/02/2007 10:11)
"Stationement illicite"
Mba vonjeo ry zareo izay mba mahay lalàna eto Frantsa a !
Toy izao ilay tantara :
Indray alahady maraina (tsena taty aminay) dia mba ni-stationner amoron-dàlana 'ty zaho fa maika loatra.:D Kay ity...
suite
répondu par cutie le 04/06/2007 03:25
Vaika
(
29/12/2006 10:40)
Ho an'i Kelly13 !
Joyeux Noël ankia ry malala a !:*:*:*
http://www.youtube.com/watch?v=hdjidfbMHDw...
suite
répondu par Vaika le 07/02/2007 20:29
Vaika
(
09/08/2006 18:41)
TROJAN !
Trojan.win32.Qhost.hm
application : verclsid.exe
emplacement : C:\WINDOWS\system32
Sao dia mba misy afaka manampy fa mbola amatera e ?
Ahoana ny fi-vérifier-na an'i leiry io fa tena voadio tsar...
suite
répondu par Vaika le 08/09/2006 12:58
Vaika
(
27/04/2006 14:37)
Revin-gadra sa ...?
Lasa eritreritra ny tena raha sendra nahatsiaro an'i Zoto, nanao fanatanjahan-tena, nanomana ny dian-tongotra nanodidina an'i M/kara, efa ho 30 taona lasa izay. Adala angamba 'ty ranamana, sa fitadiav...
suite
répondu par Fiffi le 29/04/2006 12:59
Vaika
(
10/04/2006 11:09)
Mofo gasy !!!!
Aiza ny recette-na mofo gasy ry zareo fa manana lasitra izahay e ? Sao dia harafesina ao fotsiny na dia aluminium aza.
Mety ve ny farine de riz novidiana tany amin'ny épicerie chinoise ?...
suite
répondu par Fiffi le 20/04/2006 16:47
Vaika
(
06/04/2006 09:12)
Gambit du Roi !
1.e4-e5
2.f4-...
Dia ahoana ?...
suite
répondu par Vaika le 10/04/2006 10:59
Vaika
(
31/03/2006 22:22)
Pb de son !
Mba mila fanampiana ry zareo a !
Lasa mikasaosaoka be sady lasa ambany be ny son amin'ny pc-ko. Ohatran'ireny radio tsy mahazo fa tsy misy antenne ireny.
Ny volume anefa ok (auto-diagnostique).
Iz...
suite
répondu par cutie le 05/04/2006 12:50
Vaika
(
17/03/2006 14:41)
Capteur lambda !
Izay mba mahay mécanique dia mba hampio aho e !
Sao dia mba misy afaka manoro hevitra amin'ny fanolona capteur lambda fa tena mamay mihintsy aho amin'ny essence : 10 l au 100 ?
Dia misaotra dieny ...
suite
répondu par Vaika le 19/03/2006 15:57
Vaika
(
16/03/2006 20:05)
La route des zébus
France Ô : la route des zébus
Zomà 17/03 ; 14h10 (france)
Ho an'izay afaka na te-hahita fandaharana momba an'i M/Kara.
Dia mba hilazao i M. l'Ambassadeur fa raikitra indray ny an-kanoratra fa ...
suite
répondu par Veloo le 19/03/2006 04:07
