Ho an'i Kelly13 !

1. Vaika ( 29/12/2006 10:40)
Joyeux Noël ankia ry malala a !:*:*:*

http://www.youtube.com/watch?v=hdjidfbMHDw
novalian'i Vaika ny 07/02/2007 20:29
2. heribe ( 29/12/2006 11:51)
milay ilay izy ah =D=D
3. kelly13 ( 29/12/2006 13:16)
misaotra betsaka ankia ry malala aaaaa!!!! saika nipôka ny foko marina mafy, hihihihii :*:*:*:*

inn no vinavinainao ao zao? hihihihi
4. Vaika ( 29/12/2006 13:23)
Rehefa hipôka ihany ny fon'i toi dia ity angamba no tena hampirefotra azy : (l)(l)(l)

http://www.youtube.com/watch?v=4W-EZziT8rY

be de be ilay azo vinavinaina kah :D:D:D
:*:*:*
5. simplex ( 29/12/2006 13:40)
kay letia e,
may ndray ny tanety fa tonga ny sefo orinasa :°):-D:-D
6. pissoa ( 29/12/2006 14:37)
tonga ndray ny pro an 8)
7. kelly13 ( 29/12/2006 14:54)
hum, ndrekaky oooo, kayyyy, tsitako tsony ze lazaina hafa tsy ny hoe ananako séance de cinema ianao depuis io film io!!! tadidinao v??? hihihihihi

simplex> lolll ie, tonga ndray lery ms pas pour longtemps hono kou :(

pissoa>ndao hianatra indray zany kou :)
8. xxx ( 29/12/2006 19:14)
mifampikoty eto angaha izy roa ireo sa maninn??
9. kelly13 ( 29/12/2006 19:22)
xxx>meuhhh non, tsy mifampikôty izahay ka!:-D
10. Vaika ( 30/12/2006 00:07)
kelly : c'est quand tu veux ankia ry malala a !:*:*:*
Teneno fotsiny aho rehefa vonona ! Tsy séance iray intsony no hananan-ndry an'ahy fa ...;-);-);-)(l)(l)(l)

Simp : k'aiza leitsy baby e ? Come-back kely fotsiny e! Tsy tanan'ny fo intsony dia hadradradradra indray:D

Pissoa : pro, angaha !:-P mitady haneso indray, bedy a !:-*

heribe :;-) mbola feno be de be ao amin'i "youtube" fa jereo ao e ! mazotoa !
11. kelly13 ( 30/12/2006 13:29)
vaika: ndao zany kou, fa i purple rain no jerena an? hihihihi :*:*:*
12. Vaika ( 30/12/2006 13:45)
Izay tian-ndry mihintsy kah ! Tsy mampan'inona ahy izay jerena fa hitako eto sahady fa tsy dia hifantoka amin'izay ho jerena na tsy ho jerena loatra ny saiko:-D:-D:-D
:*:*:*
Ndry anie lavitra loatra e ! za zao efa mba nanatona 200 km fa anjaran-ndry indray no manatona kely sa tonga dia tohizako hatrany ?:D:D:D
(l)
13. kelly13 ( 30/12/2006 13:55)
tohizo hatrany eeee!!!! miandry za zany an :*:*:*
14. Vaika ( 31/12/2006 11:41)
Lavitra loatra fa tonaga any amin-ndry amin'ny alalan'ity hira ity ary aho e :
http://www.youtube.com/watch?v=9s977KW0CBA
Tsy dia bôgany i nedala fa mahay mihira be !
Dia bonne année i toi ry malala !
(l)(l)(l):*:*:*
15. kelly13 ( 02/01/2007 18:55)
za tokou manana manana concert nataon'izy ireo je ne c plus hoe taiza d nahatsiaro b anao hihihihi!!! bonne annee ankia aaa :*
16. Vaika ( 02/01/2007 22:54)
:*:*:*
Ary ahoana i ndry amin'ity film (sy hira) ity ?

http://www.youtube.com/watch?v=TgBM2PRNUvg

Danz be ilay direct be ao am-piangonana, aza mahazo ny ohatran'izany (fa zaho vonona ny hiaritra ny mafy raha i toi :-P )
Alefa eto daholo izay rehetra hahababo an'i toi:D
(l)(l)(l)
Nahatsiaro be ahy hoe e i ndry ? hummmm !:*:*:*
17. cutie ( 03/01/2007 01:11)
vaika:-D:-D:-D:-D
tapaka ny tsinaiko=))=))=))=))
18. Vaika ( 03/01/2007 12:28)
kelly : Un jour, une chanson ankia ry malala a !

http://www.youtube.com/watch?v=zHppV8vVdPs
(l)(l)(l):*



cutie : niafara tsara ilay tantara kah ! Izao mantsy ilay izy raha fintinina kely : diso safidy i ra-lhl (Hugh Grant) nefa saika hanambady tsy fidiny ka tao am-piangonana vao tonga saina :-D:-D:-D Teo amin'ilay fanontaniana mampangitakitaka : "voulez-vous épouser..." vao nandà mafy. Ka voatsenan'ilay sec be. :-D:-D:-D . Fa ny nahatonga an'i leiry hiova hevitra dia ni-repla indray ilay sipa tena tiany (Andy Mc Dowell)ary nanatrika ilay mariazy (feno fitaka ny fiainana !).
Happy end : ilay tsy nanambady no tena safidy tsara satria niverina niaraka indray izy mitsam (Grant + Mc Dowell)ary tsy nisaraka intsony fa tena nifankatia.
19. kelly13 ( 03/01/2007 21:10)
ra mba tataratsika mantsy zany an! :(
20. cutie ( 03/01/2007 23:17)
vaika
:oops::oops::oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.708