Ho an'i Kelly13 !
61. Vaika
(
07/01/2007 20:46)
fasaly : nanala henatra ahoana ankia ?8O8O8O
Hazavao misimisy hoe ny cas "epsedo" fa tsy azoko tsara:-D:-D:-D
Sao dia misy azo hanampiana azy fa mafy tokoa izany saro-kenatra an ! Asaivo manokatra hevitra manokana mihintsy fa ho ampian'ny namana rehetra eto. Misy tokoa ireo mpanan-talenta isan-karazany eto ka alefaso ho dinihina e !
Fa raha namana vaovao tokoa dia tena rock'n'roll be ilay entrée fa na izany aza nahaliana tokoa.:-D:-D:-D

62. fasaly
(
07/01/2007 21:19)
kelly: euhhhhhh! ny dikan'io epsedo io ngmba aky dia pseudo fa am fiteny hafa io:roll::-D
vaika: ka notantanako avy tary am namana vaovao izy io satria namana jojopil de otran'ny mbola sarokenatra ny fahitako azy dia io tondé de nanafika an'i kelly aty io:roll::-D:-D:-D
vaika: ka notantanako avy tary am namana vaovao izy io satria namana jojopil de otran'ny mbola sarokenatra ny fahitako azy dia io tondé de nanafika an'i kelly aty io:roll::-D:-D:-D
63. kelly13
(
08/01/2007 13:49)
le still loving you no tiko (efa ni dance t@ io kou tsika :p) d le farany pfffff be
fasaly>hihihihi epsedo hay d tsy asina "u" fa manjary tsy gasy :-D
fasaly>hihihihi epsedo hay d tsy asina "u" fa manjary tsy gasy :-D
64. fasaly
(
08/01/2007 15:54)
euhhhh! kelly mino aho fa izay mitsy:roll::-D:-Dsa aleo izy ho avy eo hanazava zy e!:-D
70. sitlo
(
09/01/2007 16:22)
fasaly> tsy ilay sigara be no raha tiako fa ilay solomaso
kelly13> epsedo tsy azoko, nefa sao dia manao fika? Efa voako tamin'izay mantsy i felana dia sao aty amiko no averin'i kelly.
kelly13> epsedo tsy azoko, nefa sao dia manao fika? Efa voako tamin'izay mantsy i felana dia sao aty amiko no averin'i kelly.
71. kelly13
(
09/01/2007 17:00)
hahahahaha sao d felana kou v i kelly? hihihi!!
mila :-w kely marina klou an! o^o
mila :-w kely marina klou an! o^o
73. fasaly
(
09/01/2007 17:07)
sitlo: hiihihi! mitovy fitiavana zany:wink: ny ahy kou ilay solomaso nefa ity no ampesaiko8):wink::°)
75. sitlo
(
09/01/2007 18:55)
fasaly> eo dia we mitovy fitiavana eo. Nefa ambony ambany mihitsy.
kelly> inona indray ireto maintso mitsiky vendrana ireto
kelly> inona indray ireto maintso mitsiky vendrana ireto
76. fasaly
(
09/01/2007 19:06)
:-D:-D:-D:-Dambony ambany am ahoana ndray ry sitlo a!euhhhhh! sao de enao marina kalou i epsedo e!:-w:-w:-w
80. sitlo
(
09/01/2007 20:06)
hehehe, nahavoa indray aloha. Efa voan'izany ve rangaha i felanawil dia aty amin'i fasaly koa mbola mikepoka ihany. :@