Ho an'i Kelly13 !

81. fasaly ( 09/01/2007 20:12)
zà tsy voa satria tsy haiko i fina8-):wink::-D i filomèn no haiko
82. sitlo ( 09/01/2007 20:17)
za mahay :°)
83. kelly13 ( 09/01/2007 20:19)
kefa hoe gidron'i sitlo hono i fina kou :-P asa mba gidro nitsôka taiza indray no nalain'izy io hiihihi
84. sitlo ( 09/01/2007 20:20)
nitsoaka ilay izy dia very dia taty aoriana hita ihany
85. kelly13 ( 09/01/2007 20:23)
ieuu fa nitsôka avy taiza d nakaiza d hita taiza d nentina aiza ? hahahaha :-D
86. sitlo ( 09/01/2007 20:29)
nitsoaka ilay izy fa hita ihany taty aoriana. Naka sary teo amin'ny tour eiffel.
87. sitlo ( 09/01/2007 20:29)
hehehe, nahavoa indray aloha :@
88. fasaly ( 09/01/2007 20:29)
i dadanay no nanana gidro kely antsoijna hoe nafi!:wink::°)
89. kelly13 ( 09/01/2007 20:32)
njaso klou hanomana vanzansy zany ho an'i sitlo fa tsy rariny zany lazaina fa gijogijo zany le oul naka sary tery @ tour eiffel iny :twisted::twisted:
ary efa mba nanairy v klou ny volontongotsao e? inn no creme ampesainao @ le nampangirana b an'ilay fenao iny? hahahahaha
90. sitlo ( 09/01/2007 20:38)
fasaly> taminao mbola kely?

kelly13> hahaha, menaka voanio iny kah. Fa angah mila razena koa ny tongotry gijogijo kelly toa manotany ery?
91. kelly13 ( 09/01/2007 20:41)
sitlo>ieuuu gijogijo sexy nge zany, sao d heverinao fa tsy mba sivilizé aza ny gijogijo :-P !!! hahaha menaka voanio??? dray dray dray; gaigy b le fofona ra izany, aleoko mena-boanjo hihihihi
92. sitlo ( 09/01/2007 20:48)
kelly13> kay lasa sexy izy nony tafavoaka? Efa ela marina izay tsy nahitako azy izay. Dia mbola mitsambikimbikina ve?
93. kelly13 ( 09/01/2007 20:52)
an an an, efa mande tsara fa tsy mitsambikimbikina (lava b le soratra, lol) tsony, fay ny fitsambikinana tery @ tour eiffel nge e! hahaha
94. sitlo ( 09/01/2007 20:53)
dia mbola mitofezaka koa ve? :°)
95. kelly13 ( 09/01/2007 20:56)
kefa oe sivilizé ka mitofezaka nga :b
96. sitlo ( 09/01/2007 21:15)
hahaha
zay ve le hoe:
na dia mangirana sy tsara tarehy
tsy atakalo gijogijo sivilize
97. fasaly ( 09/01/2007 21:23)
:-D:-D:-D:-D lmampmé kou ny kôversasiô nareo mitsamy ato lasa gijo sexy!

sitlo: ié tamzà mbola kely fa tsy izao tsony ka!
fa io gijokelin'ny dadanay io tsy asina meanaka fa etina any am estitisianina de atao epilation total toundé sexy vita wazy no asina crème parfumé dia lasa vedety
98. kelly13 ( 10/01/2007 11:13)
sitlo>ieuuuu zay mihintsiny, ary enao ty kay poety an hihihii

fasaly>hihihihi, hitako eto kou fa tena manajakely zany gijokelin'i dadanareo zany zao :p
99. sitlo ( 10/01/2007 16:30)
gijo mangirana kelly :wink: (manao makiazy fa tsy anina an)

poety tsy mahavoa :)

100. kelly13 ( 10/01/2007 16:45)
fond de teint mangirangirana v zany? hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0546