Ho an'i Kelly13 !

101. sitlo ( 10/01/2007 17:09)
:-D anontanio an'ilay demozely iny, izy no favory amin'izany :°)
102. kelly13 ( 11/01/2007 12:12)
:-w
103. fasaly ( 11/01/2007 12:12)
kelly: ié manjakely ky lay gijo kely fa efa maty a!:?:cry: izy alou lany miss tamzàny e!:-D

sitlo: zà kou mba liana am lay fond de teint iz lay mademozely spesialiste fa ny ahy lazainao fa MM:?:-D
104. sitlo ( 11/01/2007 17:01)
:-D
105. sitlo ( 11/01/2007 17:02)
ankamantatra
106. kelly13 ( 11/01/2007 17:15)
inn le MM klou e?:oops:
107. sitlo ( 11/01/2007 17:45)
:-D:-D kiana be nataoko tamin'i fasaly izany dia tezitra be ikala tamin'izy. :°)
108. kelly13 ( 11/01/2007 17:47)
zany hono ry fasaly? fa inn le MM fa tsy nahavaly fanontaniana i stilo 0/20, mamerina haingana :°)
109. sitlo ( 11/01/2007 18:14)
eo ary fa bitsibitsiako eh :°)
110. kelly13 ( 11/01/2007 18:17)
miandry ary za sady efa nanadio sofina tsara :°)
111. sitlo ( 11/01/2007 18:29)
za koa aloha aleo hikoso-nify kely
112. kelly13 ( 11/01/2007 18:46)
d mihinana silgaoma kou aveo an mdrrrr
113. sitlo ( 11/01/2007 19:04)
rasiligoma ary lhl ko, koa raha tsy pelaka ny bandy ko
114. fasaly ( 11/01/2007 19:44)
sitlo:

:-D:-D kiana be nataoko tamin'i fasaly izany dia tezitra be ikala tamin'izy. :°)



zà aza tsy tezitra fa nofafako fotsiny kou!!!


kelly: MM aky ManjaMILAY AN!


115. fasaly ( 11/01/2007 19:47)
ka tsy tiko io kiana MM io satsia tsy tiko lay hatao hoe MANJA MILAY:?:-D
116. kelly13 ( 11/01/2007 20:22)
:-D:-D:-D
117. sitlo ( 11/01/2007 20:40)
:-D:-D mifona ary eh :°)
118. fasaly ( 11/01/2007 20:45)
:wink::wink::wink:msotsa e!;-):-D
119. sitlo ( 11/01/2007 21:41)
;-)
120. sitlo ( 11/01/2007 22:19)
zany eo ihany fa inona kay ny ps mampihomehy anareo indrindra.
Ny ahy ilay hoe "soanja"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089