Ho an'i Kelly13 !
42. Vaika
(
05/01/2007 11:04)
Ity indray aza e ! Dia atolotro amin'ny foko manontolo : (l)(l)(l)
Tracy Chapman : "Baby can I hold you"
http://www.youtube.com/watch?v=SuTIfk6iN60
Aiza kosa aza i toi no mbola tsy nandalo androany:(
:*:*:*
Tracy Chapman : "Baby can I hold you"
http://www.youtube.com/watch?v=SuTIfk6iN60
Aiza kosa aza i toi no mbola tsy nandalo androany:(
:*:*:*
43. kelly13
(
05/01/2007 12:24)
za ange ankia tsy any antrano fa mbola b style aty marseille e! ande hody rariva zay io!!! tena mampatsiaro ny talou dol le hira alefanao marina eee!!!! miciii de tt (l) ankia aaaa
44. Vaika
(
05/01/2007 13:54)
Any Marseille ? Misy ligne directe tonga hattraty fa avia e !:D:D:D
Ary ity groupe ity ve tadidin'i toi ?
Century : "lover why" Attention 'lay look an :-D:-D:-D
http://www.youtube.com/watch?v=nmNPTM3V1f4
Mandefa hira foana aho fa efa faram-parany sisa e !:*:*:*
Ary ity groupe ity ve tadidin'i toi ?
Century : "lover why" Attention 'lay look an :-D:-D:-D
http://www.youtube.com/watch?v=nmNPTM3V1f4
Mandefa hira foana aho fa efa faram-parany sisa e !:*:*:*
45. Vaika
(
06/01/2007 00:18)
Mbola any Marseille angaha i toi ;-)
Bon week end :*:*:*
http://www.youtube.com/watch?v=y5XHiEMZ2KQ
Bon week end :*:*:*
http://www.youtube.com/watch?v=y5XHiEMZ2KQ
47. Vaika
(
06/01/2007 18:12)
Mbola tamin'ilay 31 décembre inoubliable iny ihany ve ?:-D:-D:-D
Ity kosa angamba souvenir hafa e !
http://www.youtube.com/watch?v=el3DE_LqcQI&mode=related&search=
Ity kosa angamba souvenir hafa e !
http://www.youtube.com/watch?v=el3DE_LqcQI&mode=related&search=
48. epsedo
(
06/01/2007 19:08)
Re:Ho an'i kely efa lasandry tanteraka aky ny foka(l)ka dia ento anjakao:* ny fitiavana aky no mahatsara fa tsy ny bika:evil::evil::*:idea: love yuo for ever:-*:*(l)
49. fasaly
(
06/01/2007 20:11)
epsedo:8O vao hoe namana vaovao ve enao de izao sahady no hataonao:roll:8O tena avance be!:wink::-D:-D:-D sa efa namana taloha no niova ps????:roll::-$:-w:-*
51. simplex
(
06/01/2007 21:13)
:D:D
ary mbo saro-piaro ry kilomaitre fa tsy ilaozana mivanitika ndray a :°);-)
lasan'ny ol eo io fa :-P:-D:-D
ary mbo saro-piaro ry kilomaitre fa tsy ilaozana mivanitika ndray a :°);-)
lasan'ny ol eo io fa :-P:-D:-D
52. Vaika
(
06/01/2007 21:21)
simp : calme baby a ! Efa dépassé izany saro-piaro izany :-D:-D:-D
Isika indray tsy mikoropaka amin'ireny tsora-bàlala be ireny kah ! Nisy ambiance tampoka ilay resaka fa tsy ilay roman d'amour à l'eau de rose intsony. :D:D:D
I toi moa efa nahita an'ilay film hoe "meurtre sur le net" ?
:-$ sady manitsak'aloka isika f'aza miteniteny :-D:-D:-D

53. simplex
(
06/01/2007 21:25)
:-D:-D:-D
kay letia e, mbola betsaka mintsy zany lesona mila enarako zany :oops::°):roll:8)8)
tohizo le romance :°)
kay letia e, mbola betsaka mintsy zany lesona mila enarako zany :oops::°):roll:8)8)
tohizo le romance :°)
54. cutie
(
06/01/2007 21:52)
toi moa efa nahita an'ilay film hoe "meurtre sur le net" ?
sady manitsak'aloka isika f'aza miteniteny
=))=))=))=))
56. kelly13
(
07/01/2007 15:29)
aoka klou fa fanina za zany an!!
iza indray zany epsedo zany zao??? sao d mitonatonana na diso firapy hahahahaha
vaika fita mou fa efa dépassé zany saropiaro zany oooo!!!
ie le 31 decembre inoubliable iry io resahako io, hahahaha
euhhh d inn kou? aoka klou fa mbola tsy tafafoha tsara za zany nefa efa @ 16h zao hahahaha

57. Vaika
(
07/01/2007 17:00)
kelly : ra-epsedo angamba mba saika hampiseho fotsiny hoe mahay lesona kah :-D:-D:-D
Tsy misy olana ankia ry malala fa tsy mampiova ny fitiavako an-ndry ny sotasotan'ny mpialona : :*:*:*(l)(l)(l)
Sao dia mba tokony asiana 31/12 kely indray ?:D:D:D
Rahoviana i ndry no afaka fa za efa ela no vonona ?;-)

58. fasaly
(
07/01/2007 17:33)
vaika: an a an ka! i epsedo ange ahy e! akamako izy fa tsy mialona fa juste nanala henatra fa namana vaovao hono:wink::-D
59. kelly13
(
07/01/2007 20:13)
za kou afaka fôna fa d miandry anao aty zany za hamerina ilay 31/12 iny tsika e!!! (l)(l)(l) euhh tsy nisy vazo today????=((
fasaly>d inn hono ankia no dikan'io hoe epsedo io?
lollll za kou b kestion fa hay mou samy manao ze ps tiny :oops:
fasaly>d inn hono ankia no dikan'io hoe epsedo io?
lollll za kou b kestion fa hay mou samy manao ze ps tiny :oops:
60. Vaika
(
07/01/2007 20:39)
kelly13 : voatery hanao surprise aho zany an ! Ce sera une bonne surprise :-$
(l)(l)(l):*:*:*
Ilay vazo indray dia sahirana nifantina izay tena milay mihintsy hamaranana azy en beauté ary i toi mihintsy no hisafidy amin'izay mety amin'i toi. Ireto aza :
http://www.youtube.com/watch?v=3X2tffX1EsU
http://www.youtube.com/watch?v=VmjZDmWEUzk
Et enfin le maestro : Jeff Buckley :
http://www.youtube.com/watch?v=scYenpbyJI0
(l)(l)(l)(l)(l)(l)