Ho an'i Kelly13 !
21. Vaika
(
04/01/2007 00:03)
kelly : ny tantarantsika anie mbola tsy tapitra sa efa ni-abandonne i toi zany ? En attendant dia ity indray dia aza malahelo loatra :
http://www.youtube.com/watch?v=iKrM3x5YroM
Aza adika loatra ny tonon'ilay hira fa sao vao mainka i toi sahiran-tsaina.(l)(l)(l):*:*:*
cutie : fa maninona no :oops::oops::oops: ? :-P
http://www.youtube.com/watch?v=iKrM3x5YroM
Aza adika loatra ny tonon'ilay hira fa sao vao mainka i toi sahiran-tsaina.(l)(l)(l):*:*:*
cutie : fa maninona no :oops::oops::oops: ? :-P
30. Vaika
(
04/01/2007 00:22)
sopapa ahoana le ?:-D:-D:-D Danz koa zany sopapanareo zany fa tena fanina tanteraka mihintsy za:-D:-D:-D aiza zany sopapa izany ?
32. Vaika
(
04/01/2007 00:27)
diso ilay "maso be", amin'ny manaraka ny tohiny fa efa matory am-pitoerana tokotrany za:-D:-D:-D
bye !
bye !
35. Vaika
(
04/01/2007 13:13)
kelly : :*:*:* hummmm ! tena marina an !:*:*:* efa nahita tokoa fa mbola te-hahita... anao(l)(l)(l)
http://www.youtube.com/watch?v=EREzbuGKRgE
cutie : zany hono e !:-P:-P:-P
http://www.youtube.com/watch?v=EREzbuGKRgE
cutie : zany hono e !:-P:-P:-P
36. kelly13
(
04/01/2007 20:07)
lolll mody kely fa hum mahita b sady milay b le masokelin'i toi reo an, hihihihi!!! miciii tjs et encore @ le hira ankia aaaa
37. Vaika
(
04/01/2007 21:34)
Inona moa no azo havaly an'izany hafa tsy an-kira e !
(l)(l)(l)
Miolan-kolana mihintsy i Joe Cocker mihira ho an-ndry irery : "you are so beautiful for me" :*:*:*
http://www.youtube.com/watch?v=y_Gp5NkvwcU
(l)(l)(l)
Miolan-kolana mihintsy i Joe Cocker mihira ho an-ndry irery : "you are so beautiful for me" :*:*:*
http://www.youtube.com/watch?v=y_Gp5NkvwcU
