Ho an'i Kelly13 !
162. sitlo
(
14/01/2007 00:46)
za akory tsy mpiondana Label toxik an, mba tiako fotsiny io hira iray io.
Zany mba hira mihetsiketsika. :wink:
Zany mba hira mihetsiketsika. :wink:
169. Stretch
(
14/01/2007 07:34)
Diso fanatenanana am hira tinao aho ry havana , pub an le mpivarotra kiraro ve le clip ?
le hira tsisy heviny fa miteniteny foana , mazava ko ny tsikeran'ny ol ao ama youtube.8O
le hira tsisy heviny fa miteniteny foana , mazava ko ny tsikeran'ny ol ao ama youtube.8O
170. sitlo
(
14/01/2007 15:25)
hahaha, za nga miraharaha izay dikany any fa rehefa tsy mampanoaka ahy dia henoiko.
taloha aho mba nandinika tononkira dia vizaka.
taloha aho mba nandinika tononkira dia vizaka.
171. kelly13
(
14/01/2007 16:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=)) (abus emoticons)
172. sitlo
(
14/01/2007 16:49)
tena lasa i kelly marina,
dia mampamangy any amin'ny 18 any eh,
veloma hono hoe i salmo hozy sitlo
dia mampamangy any amin'ny 18 any eh,
veloma hono hoe i salmo hozy sitlo
175. sitlo
(
14/01/2007 21:05)
nivadika ilay resaka, fa momba ilay ps, ahoana hoy ianareo amin'ilay hoe "rataolana". :wink:
176. cutie
(
14/01/2007 22:01)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 14-01-2007 08:34:26
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
Diso fanatenanana am hira tinao aho ry havana , pub an le mpivarotra kiraro ve le clip ?
le hira tsisy heviny fa miteniteny foana , mazava ko ny tsikeran'ny ol ao ama youtube.
hita wa
vo henoko fotsiny le we welcome to Madagascar niggers de efa notapahiko :-D

