Ho an'i Kelly13 !
181. sitlo
(
14/01/2007 23:39)
ze ataoko rehetra koa voakiana foana, aleo atao ilay tsotsotra fihenon'ny olona ary eh
http://www.youtube.com/watch?v=ys7UxGC4Adc&mode=related&search=
:evil:
http://www.youtube.com/watch?v=ys7UxGC4Adc&mode=related&search=
:evil:
183. cutie
(
15/01/2007 00:20)
ty njay rhytme hafa mitsy :)
http://www.youtube.com/watch?v=khnvan22DVY&NR
http://www.youtube.com/watch?v=khnvan22DVY&NR
185. cutie
(
15/01/2007 00:31)
lasa fenoiko hira ato kle
matin'i vaika sy kelly androany :oops:
http://www.youtube.com/watch?v=V_JpJeHN3ds
matin'i vaika sy kelly androany :oops:
http://www.youtube.com/watch?v=V_JpJeHN3ds
186. cutie
(
15/01/2007 00:35)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 15-01-2007 01:30:59
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
lol,
tena hafa mihitsy marina
fa tiako
mandrotsirotsy :-D
187. cutie
(
15/01/2007 00:44)
ty kosa ngamba mba favorite ny rehetra :)
http://www.youtube.com/watch?v=UP6jUQjDoys
http://www.youtube.com/watch?v=UP6jUQjDoys
188. sitlo
(
15/01/2007 01:27)
teny vazah be daholo ny an-dry catie,
Ny ahy le tanora gasy vao misandratra ireny no tena tiako.
Ny ahy le tanora gasy vao misandratra ireny no tena tiako.
190. sitlo
(
15/01/2007 03:33)
misaotra eh
ity koa ary ny an'i cutie eh, ataovy moramora ny bafle fa tonga dia maneno be
http://www.coucoucircus.org/da/generique.php?id=89
ity koa ary ny an'i cutie eh, ataovy moramora ny bafle fa tonga dia maneno be
http://www.coucoucircus.org/da/generique.php?id=89
192. Vaika
(
15/01/2007 17:36)
kelly : eto koa ankia jerena mon (l) a !:*:*:*
http://www.youtube.com/watch?v=GsgRjeNNSHs
cutie : waouh ! Maroon 5 =D
tsara goût an !:-P
http://www.youtube.com/watch?v=GsgRjeNNSHs
cutie : waouh ! Maroon 5 =D
tsara goût an !:-P
193. kelly13
(
15/01/2007 18:47)
miciiii ankia aaaaa!!!! @ zao kosa tsy mila manao recherche refa ary @ utube na daily fa ze hita eto d jerena klou :) inn klou no ataondry eto ry vaika :-w ?
194. Vaika
(
15/01/2007 21:38)
kelly : efa manao izay mety ankia aho ry malala hanomanana ny ho avintsika f'aza matahotra a ! ;-)
Dia mbô mandefandefa hira ho an'i toi aho fa sao tsy maharitra eo i ndry : "ny fitiavana mantsy hono toy ny afo, tsy maintsy kopakopahana tsindraindray mba hiredareda", :D:D:D
C'est de moi !:oops::oops::oops:
:*:*:*

195. cutie
(
15/01/2007 21:39)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 15-01-2007 04:33:31
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
misaotra eh
ity koa ary ny an'i cutie eh, ataovy moramora ny bafle fa tonga dia maneno be
Jereo eto
=))=))=))=))=))