Ho an'i Kelly13 !
224. cutie
(
15/01/2007 23:20)
ty koa misy version milay 8)
http://www.youtube.com/watch?v=Eq_xupQdlh4&mode=related&search=
http://www.youtube.com/watch?v=Eq_xupQdlh4&mode=related&search=
225. Vaika
(
16/01/2007 17:11)
ilay faharoa no tsara.
Ary ity koa izany tian'i toi ? Efa somary soara ry leirony:-D:-D:-D fa mbola mitàna !
http://www.youtube.com/watch?v=NPqmuwHmFtE
Ary ity koa izany tian'i toi ? Efa somary soara ry leirony:-D:-D:-D fa mbola mitàna !
http://www.youtube.com/watch?v=NPqmuwHmFtE
227. xxx
(
21/01/2007 20:38)
ity ary ho famintinana
dailymotion
http://www.dailymotion.com/visited/search/mapepe/video/xhfwy_kingwendu-family-mapepe
youtube
http://www.youtube.com/watch?v=pBpK4oUP-vk
dailymotion
http://www.dailymotion.com/visited/search/mapepe/video/xhfwy_kingwendu-family-mapepe
youtube
http://www.youtube.com/watch?v=pBpK4oUP-vk
232. kelly13
(
23/01/2007 13:05)
sitlo>hein? inn no idiran'i vale @ le izy fa tsy arako? lolllll!!! somary tsy en forme ny tenanay mantsy d ôtran'ny tsy a la page zany :°):°)
233. sitlo
(
23/01/2007 19:38)
vazivazy izany :wink:
vaika no tao an-tsaiko. za koa raha hanafangaro anaran'olona tsy laitra mihitsy.
mahazoa fahasalamana ary eh. Mangatsiatsiahy.
vaika no tao an-tsaiko. za koa raha hanafangaro anaran'olona tsy laitra mihitsy.
mahazoa fahasalamana ary eh. Mangatsiatsiahy.
234. kelly13
(
24/01/2007 12:29)
miciii e, non tsy otran'io kosa i vaika e :°) c le top des tops ange zany vaika zany e!!! jereo fotsiny ny ps-ny d hitanao no maha mmhhh azy :°)
235. Vaika
(
24/01/2007 14:10)
Zany kelly13 zany koa anie ka tena sipa milay mihintsy e ! fa man'inona no atao an'ity : :°) ?
Fa maninona i toi no tsy en forme ? Za hanasitrana:*:*:*
Fa maninona i toi no tsy en forme ? Za hanasitrana:*:*:*
236. kelly13
(
24/01/2007 14:49)
marary eeee! depuis quleques jours zay, le andro ngamba! oups lasa :°) le izy nefa :) no tokony ho izy, tsy en forme d mitsivalana dol ny rehetra hihihi
238. Vaika
(
24/01/2007 18:23)
Aza manam-be ankia ry malala a !:*:*:*
Inona no azoko atao amin'i toi mba ho salama finaritra tsara i toi ?:D:D:D;-)
Inona no azoko atao amin'i toi mba ho salama finaritra tsara i toi ?:D:D:D;-)
