Ho an'i Kelly13 !
201. cutie
(
15/01/2007 21:53)
ty ny live version :)
http://www.youtube.com/watch?v=fIP2b1U1XWY&mode=related&search=
http://www.youtube.com/watch?v=fIP2b1U1XWY&mode=related&search=
202. Vaika
(
15/01/2007 21:58)
Ticket to heaven an !:-w:-w:-w
Tsara dia tsara ilay hira fa tsy tsara dia tsy tsara ilay clip.:-P
Ny tsy ela : zao vao fantatro hoe mba mirevy maroon 5 njy !:-D:-D:-D
Tsara dia tsara ilay hira fa tsy tsara dia tsy tsara ilay clip.:-P
Ny tsy ela : zao vao fantatro hoe mba mirevy maroon 5 njy !:-D:-D:-D
203. cutie
(
15/01/2007 22:00)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 15-01-2007 22:58:15
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
Ticket to heaven an !
Za tsy mihaino tononkira ka :-D
Ny tsy ela : zao vao fantatro hoe mba mirevy maroon 5 njy !
tara:-D
204. Vaika
(
15/01/2007 22:05)
Dain ! de in koh ankoatran'i Maroon 5 ?
Ity niaraka tamin'ilay "ticket to heaven" :
http://www.youtube.com/watch?v=0r-MLC3Mf2Q&mode=related&search=
Ity niaraka tamin'ilay "ticket to heaven" :
http://www.youtube.com/watch?v=0r-MLC3Mf2Q&mode=related&search=
205. cutie
(
15/01/2007 22:08)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 15-01-2007 23:05:36
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
Dain ! de in koh ankoatran'i Maroon 5 ?
Eagles :lol::lol::lol::lol:
Hotel california:-D
210. cutie
(
15/01/2007 22:15)
Ity niaraka tamin'ilay "ticket to heaven" :
Jereo eto
ho lasa relijiozy eto tsika ny iafarany :-D
219. cutie
(
15/01/2007 22:32)
ny fiatombohany io , fa tsy le hira a , sao de mahazo an'ty :evil: eo njay za:-D
