Ho an'i Kelly13 !

141. sitlo ( 13/01/2007 23:40)
tranon'adala, i fasaly mihitsy no sefony.
Ilay misatroka entonoire ireny mihitsy. :@
142. cutie ( 13/01/2007 23:43)
ty njay anefa no tena tiako :)
http://www.youtube.com/watch?v=BqMtqUp4qLQ
143. fasaly ( 13/01/2007 23:45)
sitlo: in indray zany atnonoara izany ?????tapero aloha iny de avy eo vao miresaka:wink::-D
ao ary fa tsy tranon'dala e! trano'ny MM ato:P
ato ny Manja Milay rehetra na dia tsy tiko aza ny hatao anzany:wink::-D:-D

cutie: soa fa toy izay indry izany dia mifameno itsika fa raha samy tsy tia jereo eto de isika no ho voa mafy indrindry
144. cutie ( 13/01/2007 23:55)
fasaly hihihi
de ty koa

http://www.youtube.com/watch?v=m0pUArZX7_E
145. sitlo ( 13/01/2007 23:57)
Hay ve i fasaly tsy tia atao an'izany MM izany eh. Nampihomehy ahy mihitsy iny indry naka iny.
Ilay mody cool be aloha tamin'ny voalohany. :-D
146. sitlo ( 14/01/2007 00:01)
cutie> misy itovizany io jereo etonao io sy i dadabeanay

samy antitra
147. cutie ( 14/01/2007 00:02)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 14-01-2007 01:01:14
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
cutie> misy itovizany io jereo etonao io sy i dadabeanay

samy antitra

:roll::roll::roll::roll:
in a
148. sitlo ( 14/01/2007 00:05)
izay indray i TTL.
ilay voaloha fa tsy ilay faharoa.
149. cutie ( 14/01/2007 00:06)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 14-01-2007 01:01:14
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
cutie> misy itovizany io jereo etonao io sy i dadabeanay

ka in no hiraharahiako an'zany :-D:-D:-D
150. sitlo ( 14/01/2007 00:13)
inona tokotrany moa :roll:,

tsy tadidiko,
151. cutie ( 14/01/2007 00:14)
:-D:-D:-D:-D
152. sitlo ( 14/01/2007 00:21)
cutie> alefaso amin'izay
153. cutie ( 14/01/2007 00:22)
za tsy handefa:-D
154. fasaly ( 14/01/2007 00:24)
cutie: tsara famaly be! de in no irarahiko anzany

sitlo: mody cool be ve tam vlou de faharoa tsy cool???:?:roll: tsy marina izany:-D:-D:-D
155. sitlo ( 14/01/2007 00:26)
:-D:-D
eny wa ehhhhh
156. sitlo ( 14/01/2007 00:30)
cutie> 8-)
ho avy andro ka ny vonikazo halazo
ilay raozy kely nolalaina tao an-jaridaina, ho maina
157. cutie ( 14/01/2007 00:31)
sitlo
sady tsy hitako ze antony :-D
fasaly :wink:
158. sitlo ( 14/01/2007 00:37)
:-D mananiany re ah fa eo d romotra be eo eh
159. sitlo ( 14/01/2007 00:39)
aleo omena hira fijeriko koa aloha http://www.youtube.com/watch?v=seSM7xuqI_U
160. cutie ( 14/01/2007 00:40)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 14-01-2007 01:37:09
Lohateny : Re : Ho an'i Kelly13 !
mananiany re ah fa eo d romotra be eo eh

za ary mihomehy koa romotra:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.168