Ho an'i Kelly13 !
122. fasaly
(
12/01/2007 06:54)
ny ahy ny ps mampmé ahy dia ilay hoe genakely bandy vao nametraka sary ao io:?:-D
123. kelly13
(
12/01/2007 10:57)
ieuu hitako kou!!! hahahaha
nenà ny tena mampimé ahy njinja d kelly13 :-D

124. sitlo
(
12/01/2007 18:29)
ye hitako koa io, :-D tokony hoe genabe eh. :°)
Ilay "soanja" indray ohatra izao. Isaky ny mahita ilay ps aho dia mitsiky kely foana, dia farany aho nanontany tena hoe efa mivika angambany.
Dia naveriko nodinihina tsara, kay any an-tsaiko ilay izy afamadiko ny "a" sy ny "o". :°)

127. sitlo
(
12/01/2007 19:24)
rapida be mitsy koa ry fasaly izany raha hamaly. cousine-ny mihitsy angamba.
129. Vaika
(
13/01/2007 10:34)
kelly : salut ndray ankia toi ry malala a !:*:*:*
Ary nafana tokoa moa ny resaka tato an ! Asiana pause musicale kely indray fa efa ela no tsy nisy, ilay mifosa pseudo mantsy tsy talentantsika.
Tsy tian'i toi angaha ilay "forget her", aza asiana sira ilay titre fa tsy marina ankia a ! Ahoana no fomba hanadinoana ilay sipa kely nanao menamena teo amin'ny tour eiffel ?:*:*:*(l)
http://www.youtube.com/watch?v=_rVMsK_sLZI&mode=related&search=
Sao dia nisy souvenir hafa indray ?:D:D:D

131. fasaly
(
13/01/2007 21:20)
sitlo: tonga ny tompo-toerana:?:cry::wink:
ndao tsika hiala moramora ato amzay:?:-D:-D

132. kelly13
(
13/01/2007 22:01)
andray!! ary refa io no mhira azy d mlay b fa refa celine dion d eo ho eo iany? hihihii miciii ankia seli aaaaa :*
fasaly>hiala mora² ahona e? hihihii!!! aza mampimé an, nga ra hoe eo i vaika d tsy mahazo miresaka tsony? odoiééééé!!! :b
efa azoko antsaina le hoe "a" sy "o"!!! mahita lazaina mintsy i sitlo ka :@

133. Vaika
(
13/01/2007 22:56)
kelly : marina izany ! Raha tsy izany ve tsy natao resaka an-tsisiny tokotrany ?
Celine Dion ve ? Dain !:evil: Ny original no milay.
Bonjour toi ry malala !:*
Fasaly : tompon-toerana ? Indrisy mantsy:cry::cry::cry:

134. fasaly
(
13/01/2007 23:07)
kelly: aoka kely i celine dion fa reveko iny an
vaika: fa in indray enao! mpisolo toerana zany:roll::-D:-D:-D

139. fasaly
(
13/01/2007 23:24)
cutie: ka ato no miditra refa te hisary adala kou!
sady manao resaka vary amin'anana be, ato aby ny resaka rehetra no hatao:wink::-D mazotoa ary mandray anjara fa raha ireny resaka jereo eto , jereo eto ireny aloh de tsy mahazo ahy e!:?
i vaika izao no nitondra io virus io ato njay tssss!:x:?

140. cutie
(
13/01/2007 23:40)
hihihihi
ny ahy reny ihany no jereko fa le resaka lava be ty za tsy maharaka :-D