Gambit du Roi !
2. Fiffi
(
06/04/2006 09:16)
inona indray ary ity eh ? :roll::roll: raha vao misy chiffre tonga de very zah! :(
3. mamzelkely
(
06/04/2006 09:24)
ovay beloty njay eee na zeu de dame fa zay tr mahay chess ôôôôô:roll:
4. lapino
(
06/04/2006 09:32)
Fc5
Anokafy jeu de dame atsy ambadika ary e! ;)
Le beloty toa tsy mety fa mifankahalala vato raha vô eto ko!

5. mamzelkely
(
06/04/2006 09:50)
ka za ngah mahay zeu de dame akory :-D:-D ts aleo bataille ftsn :-D:-D
6. Dezy
(
06/04/2006 10:58)
tsaleo va bézoro madama éé,tsy misy mivaky loha fa manao sali,miarahaba sy manenjika karatra eo amboniny latabatra fotsiny
8. kala
(
06/04/2006 11:56)
dezy > =D=D=D=D=D=))=))=))=))=))=))
tsy aleo rakatro ry mamzel na tanisa
zà tsy mahay fa tena échec ê!:wink:
tsy aleo rakatro ry mamzel na tanisa
zà tsy mahay fa tena échec ê!:wink:
12. kala
(
06/04/2006 15:27)
mandehana mitry aloha fa zay mbola hanao tso-bato
mamzel > andao de refa leo kely ndray de ovana tanisa:-*:-*:-*:-*:-*:-*

15. Vaika
(
06/04/2006 16:35)
Fanazavana :
Echecs marina io, ary izay efa nanaraka dia nahita anay nilalao teto. Raisina an-tanan-droa ny commentaires rehetra (de la partie !), ka ireo mbola vao manomboka dia toa izao no fandehany :
Misy anarany daholo ny cases rehetra amin'ny échiquier (8 par 8 : 64 cases, ny jeu de dame 100 cases !). Ka ny case voalohany dia a1 (mainty ary eo an-kavihanao foana !). Ny case fotsy eo an-kavanan'ny case a1 dia b1 ary ny eo amboniny dia a2 ets... Raha mila handalina ianao dia feno ny boky mampianatra na avelao eto ny fanontanina.
Application :
1.e4-e5
Ny fotsy no milalao voalohany. Dia nafindrany eo amin'ny case e4 ilay pion teo amin'ny e2, dia novalian'ny mainty hoe : e7 en e5
2.f4-Fc5
NB : ilay coup f4 no maha-gambit du roi azy, anaran'ilay ouverture izy io !
Izany hoe : nafindran'ny fotsy avy eo amin'ny case f2 mankeo amin'ny case f4 ny pion. Dia novalian'ny mainty hoe : fou teo amin'ny f8 mankeo amin'ny case c5 ! Ets...
Mino aho fa nanampy anareo izay voalaza izay dia miandry ny commentaires rehetra izahay sy lpn, na manoro vohana aza tsy quoi !
Raha mbola misy tsy mazava dia alefao ny fanontaniana fa vonona ny hamaly izahay ary raha misy te-hihanatra dia vao mainka tsara.

16. Vaika
(
06/04/2006 16:54)
Fanamarihana kely :
Ny échecs no kilalao ela nisiana indrindra teto ambonin'ny tany (+ de 4000 ans), ary mahavariana tokoa. Ary mino izahay tia an'io lalao io fa afaka hanampy anao hanadino ny adim-piainana isan-karazany ny échecs, na dia le temps d'une partie fotsiny aza !
Misy aza sahy milaza mihintsy fa "c'est Dieu lui-même qui a créé ce jeu !". Nefa rehefa jerena ny tantara dia Perse iray izay no namorona azy. Cissa no anarany, ka toy izao ilay tantara :
Indray andro hono, noana ny vahoaka dia nangataka varim-bazaha tamin'ny mpanjaka ny vahoaka nefa nolavin'ny mpanjaka. Nalahelo i Cissa ary mba nangataka hoe raha manome vary ny vahoaka ny mpanjaka dia hampianarany kilalao vaovao (echecs no anarany). Niavona ilay mpanjaka ka hoy izy hoe : tsy mila mianatra izy fa tonga dia ho resina i Cissa. Raha resinao aho hoy i Cissa dia tapao ny lohako nefa raha maharesy aho dia omeo vary ny vahoaka, ary kely fotsiny no mba hangatahiko : voam-bary iray no apetrakao eo amin'ny case voalohany (a1 !), roa eo amin'ny case faharoa (a2 !), efatra eo amin'ny b3, 16 eo amin'ny b4 ets...
Ka raikitra ny lalao ary resy ilay mpanjaka, saingy voatery nomena ny vahoaka ny vary rehetra satria raha manao kajy tsotsotra ianao dia mavesatra lavitra noho ny lanjan'ny tany ny lanjan'ny vary eo ambony échiquier....
Taty aoriana dia naverin'i Archimède ilay resaka ka vongam-pasika no nalainy ohatra ka rehefa natao ny kajy dia mitovy ihany....

17. sasa
(
07/04/2006 05:47)
za tena kamo be hamaky fa aleo am manaraka
saotra ihany nampianatra na d izany aza:-D:-D:-D:-*:-*

18. kala
(
07/04/2006 07:21)
tsy aleo ve anaovana cours partikilié le izy ry vaika fa nenà ange ka mbola ny tabla 2 ka hatramin'ny 8 zao ne tena laniko tsianjery ê!:wink: de pousy aloha tamin'iny 8)
19. mamzelkely
(
07/04/2006 08:30)
etsetra etsetra ky ry vaika fa lava beuu le izy de kamo hamaky aa:-D:-D
20. Vaika
(
07/04/2006 09:22)
sasa, kala, mamzelkely : fa ahoana indray aza ? Fa misy inona indray e ?