Gambit du Roi !
61. lapino
(
09/04/2006 15:42)
xe5
Tsy azoko hoe cavalier taiza no mankeo @ h6 @ le 9...Ch6 (teo @ c3 no nisy an'le izy tamin'io)

62. Vaika
(
09/04/2006 15:45)
12.Cd4
9....Cg4
10.h3-Ch6
Tsy azoko hoe cavalier taiza no mankeo @ h6 @ le 9...Ch6 (teo @ c3 no nisy an'le izy tamin'io)
9....Cg4
10.h3-Ch6
63. lapino
(
09/04/2006 15:53)
Mihinana iny an?
Fe2 zany
Hay ve ilay cavalier lany e! Tsy tadidiko intsony ilay position teo, fa raha nanao an'iny za dia sady maty ny position no maty coup koa. Dia naleo nafanaina kely ny lalao, pion 2 vs cavalier 1, maty ihany aho fa mba milalao kely.

68. Vaika
(
09/04/2006 16:14)
15.Fxf4
Ka raha hasiana vaovao indray dia anao no manomboka, dia alefantsika milamina ao indray dia rehefa mi-tapô dia ohatr'izay sinon alefa ao fotsiny sa...?

69. lapino
(
09/04/2006 16:22)
Rg8 Tf8 (petit roque)
Alefaso àry, tonga dia andefasako vaovao ndray! Dia tohizana miandalana eo

75. lapino
(
09/04/2006 16:51)
Nareo no manafika am'zao ka! Maty ny dame lety e
Tf8 g8
zao moo no fi-noter-na an'azy? tour f8 --> g8

80. Vaika
(
09/04/2006 17:01)
Dia tonga dia alefaso ao daholo aza fa somray sahirana kely ihany aho e ! à+