Gambit du Roi !
23. mamzelkely
(
07/04/2006 11:21)
vaika aaa kamo akia aaa efa nihanatra an'io jeu io za fa mampiasa saina lôtra de ts de tiko :lol:8)
24. Vaika
(
07/04/2006 11:59)
zakony : amen sahady ahoana ra-zokiny be a ?
mamzelkely : rehefa miasa amin'ny echecs anie ny saina dia tsy miasa amin'ny zavatra hafa intsony e ! Ohatra hoe ny sotasotan'ny fiainana, ka tsy aleo ve handramana ihany ?

25. Vaika
(
07/04/2006 12:08)
kala : mahereza ankia a !
Ny saina anie, hono, ohatran'ny hozatra rehetra ihany e ! Rehefa ampiasaina foana dia manjary kingakinga ! Sady ny milalao (echecs, ohatra) dia mampatanja-tsaina. Tsy maha-intélligent no tiko lazaina amin'izany fa sao tsy miady ny resaka ka manjary lasa fampanantenana pôk'aty fotsiny.
Sady rehefa eo am-pilalaovana iny dia mba lasa maivamaivana ny adim-piainana, sa ahoana ? Mampahatsiaro ny fahazazana sy ny bonheur tamin'ny taloha...

26. kala
(
07/04/2006 18:20)
vaika > tsy laviko fa saingy tsy miditra amiko le izy ê!
zà manana kilalao hafa tena mampatanja-tsaina efa nahazatra ahy k'aleo antsoiko i mamzel ho namako:wink::roll::roll:
mamzel > avia fa aty i kala dendao hilalao hanao tsipi-tady :-* :-* :-*

29. Vaika
(
08/04/2006 07:34)
kala : izaho koa anie mahay dihim-bazaha e ! Sa inona ilay hoe tsipy tady ?
diamondra27 : efa misy "roques" amin'ilay échecs kah : petit roque (Rg1 na Rg8 dia TF1 na f8) ; grand roque (Rc1 na Rc8 dia Td1 na Td8) ;-)
Fa na izany aza mankafia rock'n'roll koa, tsy incompatible mihintsy amin'ny échecs mihintsy ny fiainana andavan'andro. Somary hatsahatra kely fotsiny izy rehefa manomboka mahita pions sy tour kely be dia be eny an-dàlana :D

30. diamondra27
(
08/04/2006 08:03)
vaika: miala tsiny fa tsy hitako le ni-rok e!
cool fotsiny za fa tsy taitra e! ho azoko eo ihany io dame io @ farany. Fa iza aloha le tena kandranin'i vaika e! koboko nge e!iza no chevalier-ny actuellement?

31. Vaika
(
08/04/2006 09:55)
diamondra27 :
Aza atao "code" kosa fa tsy azoko, inona no tianao lazaina ?
Chevalier ahoana ? Mba jereo tsara ihany hoe ny momba ahy ao amin'ny "namana serasera" fa ohatran'ny mampatahotra ahy ianao izany.
Fa iza aloha le tena kandranin'i vaika e! koboko nge e!iza no chevalier-ny actuellement?
Aza atao "code" kosa fa tsy azoko, inona no tianao lazaina ?
Chevalier ahoana ? Mba jereo tsara ihany hoe ny momba ahy ao amin'ny "namana serasera" fa ohatran'ny mampatahotra ahy ianao izany.
34. Vaika
(
08/04/2006 14:04)
Ahhhhhhhhhhh ra-lapino !
tena saika nataon'ireto sipa ireto tamba-be tato aho ny niafarany.
Ka 4.c3 indray aza e !

36. diamondra27
(
08/04/2006 16:22)
vaika: hitako re io e! fa @ echec de cavalier ihany no azo ilazana azy fa tsy hoe cavalière, na koa antsoina hoe: soavaly.
Aleo hijanona ary raha tsy maharaka code fa tsy ifanome fanafitohinana ny eto fa lalao sy hatsikana, de tandremo tsara ny fanoratra sy fiteny @ manaraka raha tsy mahatanty an!:wink:

37. Vaika
(
08/04/2006 16:42)
diamondra27 : mahataty aho na dia somary nifezaka kely fotsiny aza e ! Ary izaho koa tsy mety tafin-tohina mihintsy fa ilay code mihintsy no tena mbola maizina ankia a ! Mba lazao hoe hiharahana mihomehy.
38. Vaika
(
08/04/2006 16:45)
lapino : 5.d4 ,indray fa tena manomboka indray ny hetraketrakao ka voatery hitampify aloha mandra-pa...