Gambit du Roi !

41. lapino ( 08/04/2006 18:19)
Fb6
Ka maty piesy koa za rah tsy zay nefa
42. Vaika ( 08/04/2006 18:23)
7.Cc3
Izay aloha e !
43. Vaika ( 08/04/2006 18:27)
Avelako kely aloha ianao androany fa raikitra ny Poker amin'ny TV.
Aleo tairina milamina sa ahona ?
44. lapino ( 08/04/2006 18:31)
Cc6
Okay ary e!
45. pissoa ( 08/04/2006 18:34)
Hihihi, cricket ve sa echec izy izany e :roll::roll:
46. Vaika ( 08/04/2006 18:39)
Kay mbola zavatra hafa fa amin'ny 22h30 vao manomboka.
Poker : Texas holden (karatra). Ka final androany. Sady misy an'i Almira Skriptchenko (grand maitre international amin'ny échecs), sady mbô ohatran'ny mahaftifaty izy e !;-)
47. Vaika ( 08/04/2006 18:43)
8.e5 aza e !
48. lapino ( 08/04/2006 18:48)
Cg4
Manao poker ve ny mpanao echecs le?
pissoa, fa maninn no ohatra ny cricket? :roll::roll:
49. Vaika ( 08/04/2006 18:49)
Hay ve i piso kely indray io nanoratra io e ? Ary noheveriko fa i lpn no namaly ka waine kely indray aho tamin'iny.
50. pissoa ( 08/04/2006 18:50)
Hihihi, rehefa hariva ny anjo de mody ... de tohizana ny ampitso :roll::roll:
51. Vaika ( 09/04/2006 09:43)
Lapino : 9.h3
Ie, ny mpanao échecs toa ohatran'ny polyvalents izany daholo ry leirony raha vao resaka jeu mampiasa saina izany. Tamin'ny 1996 tany ho any dia tany Las Vegas no natao ny championnat du monde, ary tena lasa interdit de table black jack ry leirony fa nanisa karatra daholo ka saika banky ny casino.

pissoa : ny cricket indray no malaza any amin-dry any an ! Milay koa anie ny rugby e : springboks !
52. dadabe ( 09/04/2006 12:09)
tsy arako intsony le resaka ato kle
53. pissoa ( 09/04/2006 13:03)
Hihihi, dia iareto eo e :-D:-D:-D

Vaika, Ia - izay mihitsy no malaza aty amiko aty :-D:-D:-D
54. Vaika ( 09/04/2006 13:48)
Pissoa : mba hazavao aminay aza ny fandehan'io ze io e (cricket !)!
Toa ohatran'ny misy baolina kely kapohana amin'ny raketra hafahafa ?
55. dadabe ( 09/04/2006 14:21)
(l)(l)(l):°):wink:
56. Vaika ( 09/04/2006 14:36)
fa misy inona ra-be dada a ? Ahoana indray ireto coeur be dia be ireto ? Efa hoe echecs sy cricket anie no eto fa tsy jeu de carte e !:°)
57. lapino ( 09/04/2006 15:15)
xCd4 ary e
Sahirana indray ny tenanay am'zao kle!

Manana tri dadabe, ko nareo no niresaka poker teo :)
58. Vaika ( 09/04/2006 15:20)
10.hxCg4
mamley mafy anie nareo izany androany e !
59. lapino ( 09/04/2006 15:26)
Fg4
tsipaky ny miala aina ko, maty soavaly iray za am'zao
60. Vaika ( 09/04/2006 15:29)
11.Fe2
Raha 9...Ch6 ve sa misy attaque be mihintsy kosa angamba, izaho mantsy mailo ihany amin'ireny sacrifice ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5901