TROJAN !

1. Vaika ( 09/08/2006 18:41)
Trojan.win32.Qhost.hm
application : verclsid.exe
emplacement : C:\WINDOWS\system32

Sao dia mba misy afaka manampy fa mbola amatera e ?
Ahoana ny fi-vérifier-na an'i leiry io fa tena voadio tsara ?
Mba hitan'ilay anti-virus-ko mantsy i nedala io (sambany !) dia nofafako tamin'ilay anti-virus. Mi-repla foana anefa i leiry (mbola tratra aloha hatramin'izao:) ).

Ary sao dia misy kôpy hoe aiza ny adiresin'i Kaspersky scan online vaovao fa toa tsy miasa intsony le taloha ?
novalian'i Vaika ny 08/09/2006 12:58
2. diamondra27 ( 10/08/2006 06:10)
avast angah tsy tianareo ry vaika?

misy manana anti-virus illimité avast ange any ho any e!toa valable hono io fa tsy haiko aloha e!

lapino zao mahay an'io nefa izy mbola tsy nandalo teto koa! jereo kely any @ wanadoo any aloha sao de misy fika
3. Vaika ( 10/08/2006 06:59)
Ny olana anie ry diam dia raha ny sitrapoko dia ampiasaiko miaraka daholo ny antivirus rehetra saingy tsy mety. Ilay firewall miaraka amin'ilay antivirus-ko mantsy mba matanjaka ihany. Dia izay no hitazomako azy.
Nefa mety ho ariko ihany i leiry ny farany satria mba ni-télécharger logiciel manao analyse-ny système sy ny registre aho dia tena tankina : une vingtaine de chevaux de troyes retsy a ! Tsy maintsy esorina amin'ny tànana daholo tsirairay.
Ka izay no mahatonga ahy manontany eto hoe : "ahoana ny tena fanadiovana tsara ny chevaux de troyes ?" Tena mbola tsy haiko mantsy ny manavaka ny hoe : ity clé an'iza na ity clé an'iza. Fa tonga dia fafako miaraka daholo izay lazain'i "regseeker" fa obsolètes !
Ka sao dia misy manana hevitra. Misaotra diam a !
4. kelly13 ( 11/08/2006 15:42)
ampesao oa kapersky, efa nolazaiko anao io! ny kapersky-nay klou d sarotra ny mandainga fa no telecharger-na sur shareaza e, comment, je ne c pas! za kou mantsy amatera! drweb kou ts d ratsy. n'empeche mila manao fanadiovana presk tous les jours avec ad-aware professional sy ashampoo winoptimizer platinum 3. je ne c pas si j'ai pû t'aider! kisssss
5. Vaika ( 11/08/2006 19:51)
Anjay ankia ry kelly koh ! Toa mahay be njy zany ? Nitady an'i Kaspersky scan online aho fa tsy mety intsony ilay adiresin-dry zareo. Efa manana antivirus iray aho ka tsy comptabile amin'ny antivirus hafa ilay izy ary tsy tiko hajanona. Firewall sy anti-spyware efatra no hampiasaiko :D fa na izany aza dia mbola nisy faille ihany. Efa manomboka madio ihany ilay pc fa mbola tsy afa-po aho dia tapaka ny hevitro fa ho esorina tànana daholo izay mi-parasite rehetra ;-)
Misaotra indrindra amin'ny fanampian-njy.
Bisous mamy be koa njy.;-)
6. diamondra27 ( 11/08/2006 20:35)
vaika:any @ pissoa manontany sao de mba afaka manampy anao izy

variana mianatra ngamba kalakely iny na variana mijery striptizn'i kiali atsy @ hatsikana de tsy afaka mamaly eto
7. Vaika ( 11/08/2006 20:40)
Misaotra diam a !
Handeha ho antsoiko any mihintsy ny an-njy fa tsy mankatia akory. tsy tiany angamba ny steap tease-na pc nefa ny ahy ny pc-ko mila atao stripta mihintsy:-D:-D:-D
8. Vaika ( 11/08/2006 21:16)
Efa hitako ilay fichier voa-squaty (tandremo ny téléchargement internet ry zareo a !!!) dia nofafako. Efa nodioviko koa ny tao amin'ny temp, temporary internet files, dia tratrako tao amin'ny application data koa, nodioviko koa ny cookies sy tao amin'ny dossiers récents, efa nofafako ny cache DNS, sy ny clés bidons rehetra tao amin'ny registre. Ny olana dia tsy nety voafafa i leiry nony tao anaty corbeille raha tsy natao nettoyage du disque. Ka ny fanontaniko dia hoe : voafafa tokoa ve ? I leiry mi-repla io mantsy sao dia misy toerana hafa mi-relancer azy fa tsy hitako. Hatramin'izao aloha dia tsy misy olana na dia mbola misy Troyens hafa koa aza manahirana ahy miaraka amin'i MSN !
Misaotra mialoha.
9. diamondra27 ( 12/08/2006 16:43)
tandremo le install msn fa ny ahy zao vao haingana nanao install msn 7.5 sous window de tafiditra virus foana de naverina ni formater-na foana , satria voan'le msn 8 virus iny manko aho.

Ka mba torohevitra ny ahy , aleo aza manao le msn 7 de aveo vao atao mise à jour

mety tsara le nanao nettoyage disk ka!
10. diamondra27 ( 12/08/2006 18:01)
http://www.informatiquepourtous.com/services/forum/index.php?showtopic=22976&pid=91812&st=0&#entry91812

jereo io sao de mahasoa anao

bon courage
11. Vaika ( 12/08/2006 19:55)
MERCI !!!:-*:-*:-*
12. diamondra27 ( 13/08/2006 09:09)
http://pc-informatique.net/forum/ftopic146.php

io koa mbola misy hafa

:-*:-* tsisy fisaorana
13. Vaika ( 15/08/2006 21:52)
Diam : Tafiditra tary amin'ny zone de restauration angamba ilay malware tamin'izaho nanao nettoyage de disque.
Fanafodiny hitako hoe nety : scan antivirus en mode sans echec, sady desactiver-na ny points de restauration du système no haseho ny fichier cachés ! Dia izay angamba vao tratra fa mbola tsy siora aho:°)
Ilay mitady ny processus mi-relancer azy mihintsy no tena olana. Ny tena moa vao manomboka koh :?
Ka sao dia mba misy expert en sécurité mbô afaka manazava kosa aza ato fa tena mba mila tànana e !
(ataoko ary amin'ny antson'ny fo ary ity size ty ry diam no farany:-D:-D:-D )
14. ds ( 16/08/2006 21:55)
Kaiza ra Vaika a,

Tsotra kely ny fanalana an\'io :
Eritrereto hoe ianao izany no mitondra ny fotsy.
1. Dc4+ - Rh8
2. Cf7+ - Rg8
3. Ch6++ - Rh8
4. Dg8+ - T X g8
5. Cf7 mat

- Rehefa manomboka betsaka ny trojan, dia tsara raha formater-na ny c:\\. Amin\'izay afaka daholo ny fako rehetra mivangongo ao.
- Raha tsy te hi-formaty indray, dia esory ny \"Restauration du système\" mialoha ny fanadiovana.
- Ny tena tsara dia tsy miditra Windows mihitsy fa mampiasa CD bootable misy antivirus.

Ato amiko ato misy PC 5 ampiasain\'ny ankizy fa tsy tratran\'ny trojan izany kanefa mampiasa MSN, Yahoo, Binnews. Voarara ato kosa ny fampiasana P2P (Kazaa, Emule, ...).
Fiarovana :
AVG 7.1
ZoneAlarm 5.1
Spybots - Search and Destroy 1.3
15. Vaika ( 17/08/2006 07:37)
ds : thèmes tactique :
- echec à la découverte
- double echec
- sacrifice
- mat à l'étouffé

Tena artiste enao maître !:D

Antivir zao no mba hitako hoe antivirus mandeha en mode sans echec (AV résident) de efa nataoko scan de tratra i HEUR/trojan.Downloader

Mbola misy banga be de be ny connaissances de base-ko amin'ny pc (vao manomboko mijerijery), ka ahoana ny fanaovana CD bootable misy antivirus ? tsy miditra windows ?

SSD 1.3 ? Ilay nouvelle version 1.4 angaha tsy performant tsara ?

Misaotra anao indrindra !
16. Fiffi ( 17/08/2006 07:46)
tena tratra koh ve zah ry zareo ?
virus Detected !! While opening file C:WINDOWS/system32
Trojan horse BackDoor.Haxdoor.CV
17. Vaika ( 17/08/2006 08:22)
fiffi : vérifier-o amin'ny kaspersky.

http://webscanner.kaspersky.fr/kavwebscan.html

Ekeo dia rehefa mi-télécharge ny activeX dia décharger-o vetivety ny firewall ny antivirus resident-nao. Tandremo ny paramétrage-n'i Kaspersky online aza atao mode par défaut !

http://www.secuser.com/antivirus/index.htm

verifier-o fanindroany amin'i secuser.

Explorer ihany no mety anaovana ireo fa tsy Mozilla firefox na navigateur hafa !!!

Dia ny fanaovako azy dia apotrako ny fichiers cachés !

F'angaha tsy voafafan'ny antivirus-nao ? Fafao haingana ! Efa ohatran'ny efa tafiditra i leiry zany fa tsy aiko.
18. Vaika ( 17/08/2006 08:39)
fiffi : vérifier-o koa ny ports sao dia efa nosokafany

http://www.zebulon.fr/outils/scanports/test-securite.php

Ity koa sao dia mahasoa :

http://www.zebulon.fr/articles/malwares.php
19. ds ( 17/08/2006 10:48)
Vaika:

(...)
ka ahoana ny fanaovana CD bootable misy antivirus ? tsy miditra windows ?


Hiren's bootCD 8.3 64.4 Mb.
Karazana "couteaux suisses" hitsaboana ny solosaina. McAfee 4.40 sy F-Prot 3.16f no misy ao ary azo havaozina maimaimpoana. Atao fanadiovana fotsiny fa tsy fiarovana akory an.
vakio ato

Dia karohy amin'ny aterineto ny fanakarana azy...


SSD 1.3 ? Ilay nouvelle version 1.4 angaha tsy performant tsara ?

Tsy hoe tsy tsara ilay vaovao fa ilay taloha no efa nipetraka tao ela.






20. ds ( 17/08/2006 11:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674