TROJAN !

41. Vaika ( 31/08/2006 09:23)
fiffi : spybot koa alefa en mode sans echec !!!!
Efa nataonao en mode avancé ve i SSD (etsy ambony efa misy tuto : jesses entraide ? Dia jereo tsara i SSD fa lazainy hoe : félicitations il n'y a pas de logiciels espions trouvés fa saingy en bas à gauche misy hoe : x problèmes trouvés, dia atao fotsiny hoe "tout selectionné" dia "réparer les problèmes", de lasa foana io kah.
Alohan'ny handefasana SSD na Adaware, a2 squared, dia atao MAJ longany vao alefa en mode sans echec.
Fa tairo io tuto etsy ambony lazainay sy lapino io (tesgaz !) fa tena manadio tsara mihintsy !
42. Vaika ( 31/08/2006 11:25)
fiffi : ary sao dia efa any anaty "points de restauration" aza izany virus-ndry zany ? Rehefa mi-passer antivirus de :
- annuler-ho ny points de restauration rehetra :
Démarrer>poste de travail>clic droit>propriétés>resaturation du système>desactiver point de restauration>re-démarrer le pc
ATTENTION : plus de points de restauration !!!!
- bévérouiller Teatimer de Spybot : (SSD) outils>résidents>décocher Teatimer
- afficher les dossiers et fichiers cachés, ne pas masquer les extensions des fichiers dont le type est connu, ne pas masquer les fichiers protégés du système d'exploitation (même si c'est recommandé : bidon !) : aller dans : poste de travail>outils>options des dossiers>affichage>etc


Raha te hivaky loha kely koa dia azo vérifier-na ny processus tompon'andraikitry ny olana :
ctrl+alt+suppr (en même temps)>processus
Dia avy eo vérifier tsirairay dia "terminer processus" ho an'izay processus tsy fantatra amin'izay tsy mihetsika rehefa alefa ny scan antivirus.
Ny ahafantarana ny processus de eto :
http://www.processlibrary.com/
sy eto :
http://www.castlecops.com/StartupList.html
Ka raha vao tsy ao dia terminer-ho fa azo rétablisser-na indray raha nisy erreur avy eo.
TANDREMO : sao dia ny antivirus sy ny pare-feu no terminer-na ;-)

43. Vaika ( 31/08/2006 11:29)
Farany (adinoko) : raha any anaty points de restauration dia hitan'ny antivirus dia tsy esoriny fa efa verrouiller, ka raha verrouiller dia tsy afaka ny hihetsika any koa ny virus !
Aleo misy points de restauration feno virus toa izay tsy manana point de restauration mihintsy ;-)
Azo atao koa ny mifidy points de restauration sur windows xp fa somary manahirana kely nefa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto !;-)
44. Vaika ( 31/08/2006 11:49)
Farany dia farany:-D:-D:-D
Mbola vao mianatra dia votsavotsa f'azafady e !
rehefa mi-vérifier ny processus dia tandremo fa indraindray mitovy be ny malware sy ny fitaovana tena azo antoka :
ohatra :
- Iexplorer.exe est néfaste ; Iexplore.exe est ok
- Explorer.exe est ok ; explorer .exe est néfaste
- Rundll.exe/Rundll32.exe ets...
Mazotoa e !;-)
Bien sûr ça dépend aussi des emplacement, ka izay no nahatonga anay sy lapino niteny hoe : Hijackthis !
oh : Svchost dans windows est tjrs une mauvaise affaire
et sur win 95/98/Me Svchost.exe est toujours une crotte de bique !;-)
Na ohatra fotsiny "Svchosts" n'existe pas fa au singulier foana...
45. Fiffi ( 04/09/2006 16:38)
misaotra anareo fa tsy lasa mihintsy aloha le izy de zao tsy maintsy ni-formatena fa tsssss
46. Vaika ( 04/09/2006 21:37)
Aux grands maux ! Grands moyens !
Hevitra mety koa iny.
47. Fiffi ( 08/09/2006 11:55)
de efa vita :) Vaika misaotra akia an! :):-*
48. Vaika ( 08/09/2006 12:58)
=D tsara mihintsy zany ankia a ! De mazotoa mi-surf e !
Dia tandremo fotsiny ny sites sasany : "télécharger gratuitement....", tsy misy gratuit fa 'ty sy 'nday foana ny fiainana;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179