TROJAN !

21. ds ( 17/08/2006 11:58)
Ity iray ity mitovitovy amin'ny Hiren's Bootcd ary mora takarina :
http://www.ultimatebootcd.com/
22. kelly13 ( 17/08/2006 14:16)
ds>tsisy @ teny frantsay anga fa zay tsy mahay teny angalishy :) merci
23. Fiffi ( 17/08/2006 14:37)
mbola manao test aloha izy zao an! recherche!
24. Vaika ( 17/08/2006 20:00)
fiffi a ! Ireto émoticônes télécharger-ndry ireto anie mamely tampoka fa tandremo e ! Mody ataon-ndry zalà hoe gratuit de avy nefa misy clé vinany tsy fatam-piaviana tonga de mipetraka ka tandremo. VIRER-o daholo !!!

Inona le test ? De ahoana ny valiny ?


ds : voaray fa misaotra e !^:^



25. Vaika ( 17/08/2006 20:04)
fiffi : fanamarihana : émôticônes ilay misy hoe "happy birthday to you" sy ilay misy mandihandiha ireny no tiko lazaina ka diovy tsara ! aza mi-télécharge intsony !

kelly13;-)
26. ds ( 17/08/2006 21:25)
kelly13:

ds>tsisy @ teny frantsay anga fa zay tsy mahay teny angalishy :) merci


Tsary misy amin'ny teny faranitsihay ilay izy kah. Soa fa tsy lavitra i Vaika hanampy anao e ;-)
27. Vaika ( 18/08/2006 09:04)
kelly ! rakatr'i ds ny plan fa aleo tonga dia milavo lefona isika roa:*

ds : ;-)
28. diamondra27 ( 18/08/2006 12:37)
hummm
m'si ds:-*:-*

fiffi: njy milalao be emoticones an! tanjemo fa any @ireny no tena be virus an

vaika: ovay indray ny taktik e!:-D:-D:-D
29. Vaika ( 18/08/2006 13:33)
diam : ilay "akaiky" lazain'i ds io dia tsy azo arahana ara-bakiteny fa sao dia diso i njy !
Soa fa tsy lavitra i Vaika hanampy anao e

Akaikin'ny fo no marina fa raha toerana dia mifanalavitra tokoa ! Tena marina !
Donc ny takitika tsy miova !:D

fiffi : nanao ahoana izy tao ?
30. kelly13 ( 18/08/2006 16:06)
vaika> za hoa mbola :( fa enao tsy nitazona paroles
:-w :b
31. Vaika ( 18/08/2006 17:01)
kelly13 : vakio tsara aloha ho'a:-w

fiffi : nanao ahoana ho'a ny virus-njy ?
32. kelly13 ( 18/08/2006 18:22)
pfff
33. Vaika ( 25/08/2006 14:55)
ds : Amin'ilay spybot search and destroy 1.4 dia :
- misy bug d'affichage amin'ny TeaTimer tsy misy olana loatra fa efa misy patch azo télécharger-na (fa na izany aza mandeha tsara).
- saingy indrisy fa betsaka failles de détection indrindra ilay Teatimer (version 1.4) ka ny tsara dia tehirizina SDHelper (version 1.4) dia ovaina ho 1.3 i Teatimer (version 1.4).
34. Vaika ( 25/08/2006 15:12)
Somary tohizako kely koa momba an'i Kaspersky scan online :
noho ity cheval de troie ity : TR/Dldr.EbayBill (entre autres) no tsy nahatafiditra ahy tamin'ny site misy an'i Kaspersky scan en ligne. Ilay site Kaspersky tsy niova, ka raha sendra misy tsy tafiditra any dia mailo fa misy malware manodikodina ao izany.;-)
Misaotra antsika nandray anjara tamin'ny toro-hevitra sy fanampiana.:-*
35. Fiffi ( 30/08/2006 16:26)
tena gravy ry zareo fa tena tsy eliminé mihintsy le izy an! 5 virus detectés nefa efa hatao scanne foana an! :(:(:(:(
Tena marina aloha fa mampiasa emotycones bdb zah ary bdb koa ny site hanaovako zavatra hafa de :(:(:(:(
36. Vaika ( 30/08/2006 20:13)
fiffi : tsy afaka ny virus-njy raha tsy esorina amin'ny antivirus en mode sans échec !
Raha manana antivirus résident i njy dia andramo analyser-na ny pc (en mode sans échecs !)
Mode sans échec : re-démarrer> F8 (toutes les secondes)
Raha tsy mandeha moa ilay antivirus (fort probable) dia télécharge antivir io mety hanaovana analyse en mode sans echec.

Sinon, un bon tuto pour le nettoyage intégral ny pc :
http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9

Fa matetika tsy ampy io nettoyage io (na dia efa tsara aza), misy foana mantsy clés tsy vita ny mamafa azy na processus maro no tsy maintsy miara-hesorina dia tsy mety raha tsy spécialiste-n'ny sécurité pc no manala azy. Eny amin'ireny forum pc ireny manantona. Entre autre, ny ahy tao amin'ny forum "zébulon" no nalefako, compétents ry leirony sady sympas, manome toro-hevitra be dia be et...gratuit dia madio tsara ny pc avy eo. (Raha tsy tian-njy moa dia ao amin'ny assiste.com alefa, azo antoko io site io).
Ny secret-ny nettoyage : HIJACKTHIS dia avy eo ny spécialiste kôpy hoe tel ou tel malware dia tel ou tel logiciel no manadio azy tsara.
De mba lazao ny tohiny fa sao mahasoa !;-)
37. lapino ( 30/08/2006 21:04)
Vaika, tsara be io tuto io! :idea::!:
Raha voaaraka amin'ny an-tsakany sy an-davany tanteraka io dia tokony ho efa madio tsara ny solosaina.

Ny Hijackthis indray, tsy mila hoe spesialista fa http://www.hijackthis.de/ misy afaka manampy tsara. Ny Hijackthis ihany no anesorana an'izay "méchant", ny fichier méchant supprimer-na ohatra ny rehetra. Azo ampiasaina anampiana an'io tuto io ny hijackthis, fa io tuto io no tena must.

Izay eo fa aleo foana misoroka toy izay mitsabo.

ps: natsipiko ao @ wiki ifg ny rohin'ilay tuto, http://wiki.infogasy.net/doku.php/fiarovana
38. Vaika ( 30/08/2006 21:49)
lpn : marina mihintsy zany leitsy hoe : "aleo misoroka toy izay mitsabo".
Aleo ihany mifehy tena tsy manaonao foana mitazatazana sites tsy azo hitokisana : adieu les sites pornos:cry: :-D:-D:-D
Hihomehezana le izy fa raha misy mila loza dia mandehana amin'ireny sites ireny fa vita ny pc, fara-faharatsiny ny pra mandondona ao aminao (amin'ny enina maraina) fa nisy ni-pirate ny pc-nao (ny alina)dia nahodin-dry zalahy nanafihany ny réseau-ny banque de france. Aza mahazo ny ohatr'izany angamba:-D:-D:-D Tonga de hendry tampoka mihintsy !
Ô lety e ! f'anagaha fanaovana analyse fotsiny io site hjt io fa tsy misy forum naohatr'izany toa ohatran'ny tonga de lasa any amin'ny site-n'i merijn le izy ?
Okay lpn a !;-)

39. lapino ( 30/08/2006 22:59)
Fanaovana analizy fotsiny io site io ka. Raha te-hi kompr ny fandehany dia misy manazava ao amin\'ny merijn, ny forum indray n\'importe quel forum miresaka informatika mety daholo. :)

Ilay resaka fisorohana indray, tairo fintinina kely e:

Logiciels fiarovana
- Firewall : obligatoire: aleo desactiver-na ny firewall an\'i windows, fa soloina firewall hafa
- Antivirus : très recommandé
- Antispyware : très recommandé
- Màj : recommandé
Dia manao scan tsindraindray eny

Kojakoja (facultatif)
- Famafana matetika fichiers temporaires sns : tonga dia reveo @ ilay ATF Cleaner ao @ le tuto io. Ohatra hoe isaky ny alohan\'ny handeha hatory dia tairina ilay ATF cleaner (3 segondra io dia vita)
- Fanadiovana vitsivitsy @ easycleaner
Facultatif ireo, kanefa mba manamaivana ny solosaina ihany

Pratika
- Aleo mampiasa firefox (na opera) fa tsy Internet Explorer; aleo koa tsy dia mampiasa Outlook Express
- Tsy mi-installe programa toy ny: toolbars, smileys, kazaa, sns ... raha tsy fantatra marina hoe madio (oh: toolbar RVG)
- Tandremana ny resaka crack, keygen, sns ...
- Tsy sokafana ny pieces jointes amin\'ny mail raha tsy efa azonao antoka tsara fa madio, na dia mail avy any @ vadinao aza (fa tsy sarotra ny misandoka adiresy tsinona); raha tsy azo antoka dia aleo scanner-na
- Rehefa mi-navigue, hidiana daholo izay pop-up mbola tafaporitsaka; hidiana koa ny pejy mipoitra kanefa tsy ilay tianao nojerena. Dia tsy raharahiana ny ao anatiny na dia mi-propose antivirus aza
:arrow: Lavina foana izay telechargement tsy notadiavinao

Fa raha mahatandrina an\'ireo, dia tsy olana loatra na mijery porno aza ka ;)
40. Fiffi ( 31/08/2006 08:41)
analyse isakin'ny adin'1 no otomatika , mi-scanne isakin'ny 15mn , tsy mandreraka na de mi-lagy hiany aza .
Vita ny scanne de mbola 5 hiany no tsy eliminés !!
Vaika: ok ! fa de hataoko aloha io an!
lapino: ka rehefa hoe hanokatra an'le izy ange de lazainy hoe telechargena sa sokafana fotsiny eh! de ny ahy sokafako fotsiny nefa misy soratra mivandravandra be hoe "aucun virus detecté"
Mandeha otomatika ko nefa ny Search & Destroy nefa tsy eliminé akoryavy eo ! ntssssss !!
Ary ny fichier eradiqué koa nefa efa vacciné !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4185