"Stationement illicite"

1. Vaika ( 03/02/2007 10:11)
Mba vonjeo ry zareo izay mba mahay lalàna eto Frantsa a !
Toy izao ilay tantara :
Indray alahady maraina (tsena taty aminay) dia mba ni-stationner amoron-dàlana 'ty zaho fa maika loatra.:D Kay ity làlana (teritery ihany) fandalovan'ny bus-ndoza (fa tsy misy couloir -na bus). Efa mba nitampify niakatra trottoir ihany ary nilahatra tsara tamin'ny daba rehetra teo alohako. Nony avy nividy ny matavy tany an-tsena anefa dia tsy nahateny nahita ilay PV (35 € kalongany)Ny pra no namely tamin'io.
3 semaines taty aoriana anefa dia nahazo lettre recommandée AR tamin'ny Bus : 482.93€ hono !:twisted:
Efa nandefa fangataham-panazavana (AR) sy ampahany amin'ilay sazy (préjudice hono)ihany ny tenanay mba tsy hitombo indray ny fahavoazana:{ .
Ka ny fanontaniana mipetraka dia :
- manana zo ve ny société de bus hangalatra be tahak'izao ?
- Inona no azo atao raha tsy te-hando an'io vola takiany io ? Sady tsy misy porofo akory fa tonga dia manombana be tsotra izao ry zareo. Tsy nisy amende avy any aminy akory anefa fa taratasy kely fotsiny mampilaza fa ratsy toerana ny daba. Tsy nisy fourière ! Ary ilay bus afaka nizotra ny làlany ihany fa tara niandry pra hanome PV fotsiny.
- ahoana hoy ny làlana ?
- Misy fomba azo hampidinana ilay vola takiana ve fa mamay loatra : "lafo be tampoka ny hena kely novidiana teny an-tsena":-D:-D:-D
Mba valio ry zareo raha mba efa nisy voa na mahay e !
Misaotra mialoha !
novalian'i cutie ny 04/06/2007 03:25
2. diamondra27 ( 03/02/2007 11:36)
tena mila miandry ny amnesty zany koa.
3. Vaika ( 03/02/2007 13:11)
diams : hevitra marina izany fa ny hatahorako sao dia tsy misy amnesty tampoka eo vao loza. Amin'izay koa ilay izy tsy PV akory (ilay PV tsy olana loatra). Misaotra e ! Raha mbola misy hevitra dia alefao fa misaotra
4. caprio ( 03/02/2007 13:57)
Mandehana fotsiny any @ pra de lazao azy fa efa nahazo PV35e enao kanefa mbola nahazo tany @bus ndray de izy no manazava @nao de vita fa raha ny tena marina dia ny pra hiany no tokony anome PV
5. Fiffi ( 03/02/2007 14:38)
indrisy......raha couloir de bus no nasianao ny dabanao de ....."pas de pitié" ny contravention 35€ aloha de tena normale be io .....ny an'ny bus indray de misy ny convention-ry zareo...io no tena "pas de pitié" satria na ny fiaran'ny polisy aza tsy mahazo mindrana an'io....
6. xxx ( 03/02/2007 14:54)
sady prioritaire ireny ary efa misoratra eo aoriana eo!Ny mety dia ny nandoa hatr@ voalohany fa tsy niandry ilay recommandée mihintsy!
7. mirana5 ( 03/02/2007 17:34)
mazamazana tokoa ny nahazo anao fa dia andraso ny amnisty en principe m saute ny PV, fa tandremo @ manaraka ataovy anatra, aiza misangisangy @ lalàna,
NOTRE LIBERTE S ARRETE QUAND COMMENCE ELLE DES AUTRES:oops:
8. Vaika ( 03/02/2007 18:14)
Dia misaotra anareo namaly.
Somary tsipihiko kely fotsiny fa
- tsy couloir-na bus (za kosa tsy manao an'izany e !)
- ary nahahazo PV 35€ tamin'ny pra dia efa nalohako.
- nefa mbola mitady hitaky "préjudice" (bus tara horaires ets...) ny société de bus (fa ny pra efa règler dia tsy misy hidiran-dry zareo intsony).
- ilay recommandée izany dia tonga dia nalefan''ilay société de bus tsotra izao ary nony nahazo ilay recommandée aho vao gaga.
Raha fintinina izany dia ilay sôfera bus mihintsy no hitako nila vanona satria ilay bus afaka nandeha ihany, dia niantsoin'i leiry pra (ny pra koa faly !). Ary ny tsy nampoiziko dia ilay société de bus afaka mitaky préjudice izany nefa raha tena nibahan-dàlana aho dia fourière mihintsy, saingy tsy nibahana mihintsy ny daba. Ny làlana kosa aloha somary teritery e !
Ka ny mahagaga ahy dia manana zo ve ny société de bus hangata-bola amin'ny zavatra tsy marina akory ? Dia inona no tokony atao mba hampihena ilay takiany (raha mety na hanajanonana ilay paiement) ? Raha mampakatra fitsarana ve ry zareo dia mety hahazo rariny ihany aho ?
NB : efa ho alohako tsikelikely ilay izy mba hampiandry an-dry zalahy : mety ve izany tetika izany ?
9. xxx ( 03/02/2007 19:59)
Matetika dia tsy mahazo rariny eo ianao raha miady @ administration noho io raha tsy manana porofo firy ianao. Ny chauffeurn'ireny bus ireny aloha dia jiolahim-boto matetika aty e!
10. xxx ( 03/02/2007 20:06)
Nefa hanontanio hoe ny "Automobile club", association io ary manana avocat afaka miaro sns...
Jereo ao @ Google fa ho hitanao ao ny adresse na miresaka en ligne e!
11. Vaika ( 04/02/2007 15:18)
xxx : ho jerena marina izany ilay assoc na dia mba hanoro hevitra fotsiny aza fa misaotra.
12. xxx ( 04/02/2007 15:39)
jereo koa hoe ity fa mety tsy tena mifandraika @ ilay tranga eto aloha fa mety hahasoa kosa indraindray e!

PETIT TRUC POUR DÉJOUER LE SYSTÈME.
> Sujet : Contravention?
> Récit par mon copain policier.
> (On ne sait jamais ce truc pourrait servir...)
> QUE FAIRE SI L'ON REÇOIT UN TICKET DE CONTRAVENTION POUR STATIONNEMENT, VITESSE, ETC...
> Ce système a été essayé et fonctionne dans chaque province.
> Si tu as eu une contravention pour excès de vitesse ou être passé à un feu orange/rouge ou quelque soit le cas, tu auras des points de "démérite" amputés sur ton permis de conduire.
>
> Ceci est une méthode pour t'assurer de L'ÉVITER. Lorsque tu auras ton amende, envoie un chèque pour la payer. Si les frais sont de 90 €, n'envoie pas un timbre amende, fais un chèque de 92 € (euro) ou un peu plus que le montant demandé. Le système devra te rembourser la différence, et c'est là le truc.
>
> N'ENCAISSE PAS LE CHÈQUE DE REMBOURSEMENT METS-LE DE CÔTÉ !
>
> Les points de démérite ne seront pas déduits de ton permis tant que les transactions financières ne seront pas complétées. Si tu n'encaisses pas ce chèque, les transactions ne seront pas complétées. Le système a reçu l'argent de ton amende et est
> satisfait et ne te dérangera plus. Cette information vient d'un programmeur inconnu qui a fait la programmation utilisée dans chaque région.

> Envoie cette information à tes contacts. On ne sait pas mais ça pourrait aider quelqu'un qui en a besoin.
>
13. Vaika ( 04/02/2007 17:39)
xxx : =D=D=D
raha kelikely dia sahy aho fa raha 500€ toa ohatran'ny mampiheritreritra ihany koh ! Ilay points angamba no tena tanjona amin'io. Fa misaotra e !
14. ds ( 04/02/2007 20:56)
Diso aloha i Vaika e. Sady nanaiky ny fahadisoana matoa nandoa ilay 35 €. Zava-dehibe ilay fanekena fahadisoana satria izay no azonao entina miady hampihena ilay vola tokony haloa hafa.
Mila manoratra amin'ny "Médiation RATP"
ianao farafahatarany 2 volana taorian'ny olana. Manana 45 andro izy hanadihadiana ny olana ka tsy mihatra ny sazy mandritra io fotoana io. Na dia afaka manoratra mivantana aza ianao, dia tsaratsara kokoa raha ireny fikambanana mpiaro mpanjifa ireny no mampiditra ny dosie.
Ny tiana hoporofoina, dia izao :
voararan'ny lalàna ny fipetrahan'ny fiara, kanefa tsy nanelingelina loatra matoa PV 2è classe fotsiny no nomen'ny polisy fa tsy niantsoany mpandroaka fiara.
Momba ny ao Ile-de-France io resahiko io.
Vakio eto
15. Vaika ( 04/02/2007 21:49)
ds : misaotra anao indrindra.
Tsy azo hialana bala satria anatin'ny fahadisona tokoa ka izay no sady nandoavako ilay 35€ (PV ho an'ny police) no tonga dia nadefasako ampahany kely koa ho an'ilay préjudice ho an'ilay société de bus mba hahafahako mangatak'andro eo am-piandrasana vaha-olana.
Raha ny tena marina dia tsy voarara mihintsy ny nametrahako ny daba fa izy nanembantsembana bus izay fotsiny no nanomezan'ny police ilay PV.
Hitako fa tsy rariny anefa raha efa nahazo PV no mbola hanonitra ilay société ihany.
Misaotra amin'ny toro-hevitra.
16. Fiffi ( 04/02/2007 22:03)
Vaika: nisy retard de paiement ve le izy ? misy manko le contravention aloha eo no eo fa miakatra foana io raha mi-dépasy le daty handohavana azy...
17. cutie ( 04/02/2007 22:08)
bn chance vaika a :wink::*
18. Vaika ( 06/02/2007 18:12)
fiffi : ny PV (contravention) efa voaloha (35€) fa ilay société d'autobus manataka 482€ (io ilay lazaina fa préjudice) no mbola kely fotsiny no nalohako hampiandry an-dry zareo sy hitadiavako vaha-ola mba tsy handoavako azy rehetra. Lafo loatra kle, ampiana kely fotsiny dia efa frais hatrany Dago :lol:
19. Vaika ( 06/02/2007 18:13)
cutie : merci ;-):*
20. fijo ( 07/02/2007 23:37)
raha za aloha no teo amin'i toeran'i vaika,dia samy tsy misy nalohako ireo.
ary enao moa efa nandoha le 35€ de tsy itako mihintsy hoe inona no mbola antony handoavana ilay iray,satria,voalohany,dia tsy misy ary tsy azo atao izany manao justice tenany izany.eto anefa dia manao justice tenany ny RATP;io azonao lavina.ankoatry ny PV dia ny fitsarana ihany no hafaka manameloka sy manasazy anao ka aza maika mandoha vola izany.
raha tena misy olana dia io efa voalazan'i DS io.manantona ny fikambanan'ny mpampiasa fiara.
io fika atoron'i xxxx io dia marina.ary tena mahomby.
fa ity koa misy fika iray.
raha izao enao no mahazo PV,dia aza aloha.de handefa le sazy any tresor avy eo,dia valio io hoe tena ahy io fiara io,fa tsy za no nitondra azy fa ny namako,dia manomeza adresy olona hay nefa efa nody ohatra.fa avy dia alefany any indray le sazy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.363