"Stationement illicite"
21. Vaika
(
08/02/2007 21:20)
fijo : za anie natahotra sao dia mbola miampy ilay préjudice e ! (dommages et intérêts angamba no tena marina satria). Mbola eo am-piandrasana ny valin-tenin-dry zalahy aho : tsy RATP ny aty aminay fa TRANSPOLE (salut les Lilloises et les Lillois :D ) fa na izany aza dia mbola eo am-pi-contacter médiateur aho ankehitriny sady mitady fika tsy andoavana intsony.
Misaotra amin'ny tor-hevitra ra-fijo a !
Misaotra amin'ny tor-hevitra ra-fijo a !
22. fijo
(
08/02/2007 23:07)
ka tsy hafaka manasazy tsy nisy fitsarana izany wa nizaniza.fa raha te handany vola ndry de afera hafa izay
24. LazaDaddy
(
09/02/2007 00:54)
vaika> somary mikafiry kely tsy mijery cinema sy tsy milalao golf iray volana dia aloha daholo ilay vola rehetra. Raha azo atao dia aleo tsy mifamaly na manana ny marina aza. Kanefa ianao aza eto toa tsy nanana ny marina.
25. Vaika
(
09/02/2007 18:55)
fijo a ! aoka ankia a :-D:-D:-D! ny tena hitsitsitsitsina ilay vola mihintsy no mody handoavana sao mitombo eo indray ny fahavoazana. Ka inona aza ny parade tokony atao au point de vue légal e ? Inona no hevitra ?
zina : toa hafahafa ihany ny hiteny azy hoe : "Ô ry malala a ! Andao samy handoa ilay sazy ets... sarotra tokoa an ! :-D:-D:-D
LazaDaddy : ilay miafy dia efa ataoko isan'andro mihintsy raha ireo notanisainao ireo kah. Indrindra moa fa ilay golf, indrisy mantsy fa na ilay baolina kely iny fotsiny aza dia mety ho tsy voavidiko. Fa raha ohatra kosa hoe misy làlana handehanako any Dago (miampy kely fotsiny ilay vola dia ampy frais an AR : aller-retour fa tsy avec accusé de reception akory:-D!). (Miala tsiny fa hihomehezana sisa ny fahavoazana e !), dia tsy mandoa an'io aho fa ny hidirakao anaty avion no ela an ! Ny tiko lazaina dia mamay ihany ilay sazy. :(

26. Zina
(
09/02/2007 21:57)
zina : toa hafahafa ihany ny hiteny azy hoe : "Ô ry malala a ! Andao samy handoa ilay sazy ets... sarotra tokoa an !
zany no atao oe fitiavana ko hihihihii
27. fijo
(
09/02/2007 23:19)
vaika,ka zavatra aradalana anie io lazaiko andry io e.tsy manana zo hanao izany ny olona tsotra.na moraly.
29. Vaika
(
10/02/2007 10:01)
fijo : azoko mihintsy anie ilay tenenin-ndry e . Ka izay no mampanontany ahy hoe : inona no azoko atao (légalement) mba hahafahako miaro ny droit-ko satria i transpole zany tsy afaka manao justice-tena ?
Zina : tsy fitiavana intsony zany fa lasa intérêt hihihihihi. Afaka manampy an'eritreritra izy sisa.
Zina : tsy fitiavana intsony zany fa lasa intérêt hihihihihi. Afaka manampy an'eritreritra izy sisa.
31. cutie
(
10/02/2007 21:21)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 10-02-2007 11:01:49
Lohateny : Re : "Stationement illicite"
fijo : azoko mihintsy anie ilay tenenin-ndry e . Ka izay no mampanontany ahy hoe : inona no azoko atao (légalement) mba hahafahako miaro ny droit-ko satria i transpole zany tsy afaka manao justice-tena ?
manin tsy mandeha any @assurance-anao , sa tsy misy idiran'ny assurance zany :roll:
32. Vaika
(
10/02/2007 21:39)
Non ny assurance tsy mety amin'izany kah ! Fa misaotra amin'ny toro-hevitra :}
36. cutie
(
12/02/2007 21:16)
ka nanao ahoana ihany alou le resaka ticket ry darling a :*:*:*:*(l)(l)(l)(l)
37. Vaika
(
12/02/2007 22:46)
Mbola tsy nisy tohiny hatramin'izao fa miandry ny valin'ny lettre recommandée nalefako za (sady mitaintaina ihany :-D:-D:-D )
Fa manjary maivamiavana ny adin-tsaina amin'i toi :*:*:*(l)(l)(l)
Fa manjary maivamiavana ny adin-tsaina amin'i toi :*:*:*(l)(l)(l)
39. Vaika
(
13/02/2007 17:39)
:-D:-D:-D
mandeha ho azy wa ankia ny fiainana ary tsy misy olana intsony rehefa mandefa an'ity i toi : :*:*:*
:*:*:*(l)(l)(l)
mandeha ho azy wa ankia ny fiainana ary tsy misy olana intsony rehefa mandefa an'ity i toi : :*:*:*
:*:*:*(l)(l)(l)