"Stationement illicite"

41. Vaika ( 13/02/2007 20:35)
misaotra e !
darling 'ty koa ny an'i toi :(l)(l)(l):*:*:*
42. fijo ( 14/02/2007 00:27)
aza matahotra izany fa tsy mahafaty ny PV e
43. Vaika ( 14/02/2007 10:18)
fijo : na tsy mahafaty aza dia marary ihany ilay portefeuille efa maivana kely kle !:-D:-D:-D
44. fijo ( 14/02/2007 23:02)
tsssssss ataovy be majibika e.iny mavesatra :-D:-D:-D
45. fijo ( 14/02/2007 23:03)
majinika no tiako lazaina an
46. LazaDaddy ( 15/02/2007 02:23)
mikorintsana be ireny sady manitona mpangataka :)
47. cutie ( 16/02/2007 00:25)
:-D:-D:-D:-D
48. fijo ( 16/02/2007 06:28)
ka mavesatra ko,mba hamaivanina kely e
49. Vaika ( 16/02/2007 20:54)
fijo : na ny majinika aza tsy misy indraindray izay mihintsy no tena mahamaivana azy.:-D

LazaDaddy : raha mpangataka indray no manantona dia ttsy olana fa omena izay misy kah !;-)
50. Zina ( 16/02/2007 21:32)
Vaika [ Valio ] 16-02-2007 21:54:47
Lohateny : Re : "Stationement illicite"
fijo : na ny majinika aza tsy misy indraindray izay mihintsy no tena mahamaivana azy.


satria ve lanin'ny PV doly ny volanao :lol::lol:
51. fijo ( 16/02/2007 22:20)
izay mihintsy
52. cutie ( 16/02/2007 23:32)
hummmmmmmmm:lol:
53. Vaika ( 17/02/2007 14:02)
:-D:-D:-D
Zina : efa haka abonnement mihintsy za kah !

Tsy izany ry zareo fa tena hitako dangeureux ihany ireny radar ireny an ! zaho mantsy indray mandeha tratra, hadinodinoko fa misy radar ilay fandehanako isan'andro ka tena nitselatra tampoka i takaka nony nandalo za. Zany aho raha tsy tena nahita kintana mihintsy tratran'ilay flash (mal réglé angamba ilay izy fa tena ohatran'ny grenade aveuglante ireny mihintsy), saika za indray no saika ni-saute teny amin'ny làlana ilany (l'autre sens : autoroute) fa jenjina tanteraka.
Soa ihany fa tsy nisy tohiny ilay izy efa ho 2 volana izay satria simba ilay plaque-ko teo aloha dia tsy fantatry ry zareo angamba ny immatriculation :-D:-D:-D
Raha tsy izany dia handeha an-tongotra raha nahazo PV teo (lasa daholo in-1 mipalaka ny points rehetra)
54. Vaika ( 18/02/2007 15:36)
cutie : hummmm angaha !

ity ny an-njy : OASIS

http://www.youtube.com/watch?v=8-ZirxIiy_g&mode=related&search=

:*:*:*
55. cutie ( 18/02/2007 20:52)
hummmmmmmmmmmmmm
tiako le feona gitara 8)
merci my darling :*:*:*:*(l)(l)(l)(l)
56. Vaika ( 18/02/2007 20:58)
You're welcome mon (l)
hihihihi :*:*:*
57. cutie ( 18/02/2007 21:01)
hihihihihi
ty koa :)

http://www.youtube.com/watch?v=Ur-wMZjGbjE&NR
58. Vaika ( 18/02/2007 21:38)
Waow ! magique !
merci ankia (l)(l)(l):*:*:*

raha tia guitare njy de ireto no tena katraka : "Manha de carnaval"

http://www.youtube.com/watch?v=dFLkIJE_cSk

59. Vaika ( 18/02/2007 21:45)
de ito koa aza dia manofisa tsara koa hihihihi
:*:*:*(l)(l)(l)

http://www.youtube.com/watch?v=HEZrB_FDw4c

:*:*:*(l)(l)(l)
60. cutie ( 18/02/2007 21:56)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 18-02-2007 22:38:06
Lohateny : Re :
Waow ! magique !
merci ankia

raha tia guitare njy de ireto no tena katraka : "Manha de carnaval"

Jereo eto

tena miteny mitsy le gitara hihihihi:wink:
:*:*:*:*(l)(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4913