eight below

1. cutie ( 16/03/2006 23:05)
ty misy film tsara ho an'ny zay tia alika. Inspired by a true story koa le izy.
http://www.apple.com/trailers/disney/eightbelow/
novalian'i cutie ny 18/04/2006 19:35
2. dadabe ( 17/03/2006 02:22)
hummm tsy hitako fa hay mbola atao download le izy ry cutie :(:(
3. dadabe ( 17/03/2006 02:22)
4. Veloo ( 19/03/2006 04:13)
tsy misy mety ko izany:-D:-D
5. cutie ( 19/03/2006 20:45)
mila atao download ka oups
6. cutie ( 20/03/2006 18:59)
veloo, dadabe, mety ka, cliquer-o eo @ le 480P io
7. Fiffi ( 20/03/2006 19:35)
cutie : =D=D=D=D=D :-*:-*:-*
8. cutie ( 21/03/2006 16:17)
nahita nga njy ry fiffi?
9. Veloo ( 22/03/2006 02:14)
tsy mety wa aky a:(
10. cutie ( 22/03/2006 13:42)
veloo mila quicktime player njy
11. Veloo ( 22/03/2006 21:09)
12. cutie ( 23/03/2006 12:55)
veloo, ndana jereo any @ salle any fa toa mbola mandeha any le izy. Tsy ho fantiatoka njy mijery an'io :wink::lol::lol::lol::lol:
13. Veloo ( 26/03/2006 01:44)
cutie :-D:-D:-D ok:wink:
14. Herimiafina ( 08/04/2006 21:01)
ity film ity kay le nojereko indray mandeha iny klé. Maty aho 8dolara-ko fa nilaozako natory fa daozin,ny tequila zah tamin,io klé, ahan :@:@
15. cutie ( 09/04/2006 15:15)
io koa ve de hampatory fa mamorona fotsiny:twisted:
16. Herimiafina ( 09/04/2006 16:20)
Tsy le film no mampatory fa le salle de cinema e! moa koa ny tena tsy mijery filma raha tsy daozy. ahan :@:@
17. cutie ( 09/04/2006 16:54)
:evil::evil::evil:
18. Herimiafina ( 09/04/2006 17:08)
Mon anabavy cutie :-*:-*
19. cutie ( 09/04/2006 17:18)
valio @ zay le ary fa aza mirediredy eo :twisted:
20. Herimiafina ( 09/04/2006 17:35)
Mifona re ry bavy an! Efa novaliako any! aleo tsy hanoratra ato tsony zah sao de hitan'i LR eo de kiakianiny eo indray tsika sy njy! Ahan :@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4671