PROTOCOLE na ARIFENITRA fanahy iniana ve sa tsy fahaizana ?

1. gasypantin ( 17/03/2006 13:23)
Mbà mampanontany tena tokoa fa aiza ve rey olona efa ho 4 taona ny président no teo @ fitondràna dia mbola manondrana foana ny protocole ,fanahy iniana ve sa tsy fahaizana ,ary ny zavatra tena mahagaga dia ny filoha dia mandroaka avy hatrany ny olona icompétent toy izao... Ary faute répétitive ilay izy sa sao dia fianakaviany kosa ,nefa na izany aza!

http://www.lagazette-dgi.com/
répondu par lemenakely le 17/03/2006 19:11
2. Vaika ( 17/03/2006 16:48)
Ilay nantenaina indray ity no nampivandravandra !
Reraka i ngahy Ra-Prezy ! Nantenaina loatra izy kanefa tsy nahay nifidy ny mpanolon-tsainany.
Ohatran'ny tsy misy dikany amintsika ilay protocole fa au niveau international, ça ne pardonne pas !
Tena afa-baraka !
Teo no eo ihany dia efa tonga ny punition-n'i Koffi Annan : noraisiny ireo ao amin'ny oppositions. Fampahatsiarovana an-dRa8 ireny fa mbola lavitry ny démocr
3. Vaika ( 17/03/2006 16:56)
Miala tsiny !
(tohiny): ... lavitry ny démocratie isika (mpisolo vavam-bahoaka voagadra sans levée d'immunité !), liberté d'expression, d'opinion, hatramin'ny liberté de presse sy de religion, dia mbola tsy mety mihintsy. Alohan'ny mandroso ny firenena iray dia miantomboka amin'ny fanajana ny fahafahan'ny tsirairay aloha.
Déborder i ngahy Ra-Prezy. Ho hita eo ihany izay hampananatenainy indray amin'ny fifidianana manaraka.
4. xxx ( 17/03/2006 18:07)
Aleo izy aloha hitondra fa inona ary ty be commentaire ty ,maninona ra ze resaka protocole ve no hitsaranao olona ray ,refa am fifidianana manaraka enao mifidy olona hafa
5. Vaika ( 17/03/2006 18:58)
xxx : Vakio tsara ilay "jereo eto" napetrak'i gasypantin.
Dia ho hitanao fa misy lanjany ny protocole.
6. lemenakely ( 17/03/2006 19:11)
zavatra tena important tokoa ny atao hoe protocole @ cérémonie iray, surtout fandraisana vahiny manan-kaja toy itony présidentn'ny ONU toy itony en plus iraisam-pirenena izany fa i xxx ve ahoana e ..

Ny mahalasa saina ahy fotsiny dia hatrizay nandraisan'ny présindent ra8 ny fitondrana dia nisy olana foana io resaka protocole io ,efa nisy fanofànana ny staff mikarakara momba an'io taty ivelany mihintsy fa eeee mafy loha.
Tsy fandokafana ny teo aloha ( Atoa Moise RAKOTOSIHANAKA) fa dia ara-dalàna tokoa raha resaka PROTOCOLE izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1261