Frantsay sy belge: iza no intelligent?

1. Herimiafina ( 17/03/2006 20:19)
Niainga hono ity Frantsay iray handeha ho any Bruxelles, hi-se moquer ny belge sy hijery ny havendranan'izy ireo. hehehe=))=))

Nitondra bisikileta izy ary niditra station service iray, sady tonga dia toran'ny hehy sahady.hehe=))=))

belge: inona no azoko atao anao ramosé?
frantsay: sasao ny pare-brise-ko.

Dia nosasan'ilay belge tamin'ny eponge ny guidon an'ilay bisikileta, i frantsay amin'io toran'ny hehy.

belge: ankoatr'izay?
frantsay: le plein s'il vous plait.

de nalain'ity belge ny pompe à essence ka natondrany teo amin,ny kodiarana aoriana ny lasanty, toran'ny hehy hatrany ra frantsay.

belge: ankoatr'izay?
frantsay: verifier-o kely hoe ny maoterako azafady?

de nijery ny kodiarana aloha ilay belge, moa ra-frantsay tapatsinay nikakaka be.

de avy eo amin'izay tonga dia nomen'ilay belge totohondry be mirivorivo ileiry. Gaga i nedala sady nanontany ihany: fa misy inona?

dia hoy ra-belge tsy nankasarotra: an3, nanidy ny capot fotsiny aho kah!

hehehehe=))=))=))=))

novalian'i Veloo ny 27/03/2006 18:51
2. diamondra27 ( 17/03/2006 20:28)
=))=))
3. Fiffi ( 17/03/2006 20:31)
=))=))=))=))tena mba mafy hiany wa ny manjoa ireny belge ireny an! :-D:-D tsy ratsy eh! hehehehehe:-D:-D
4. Fiffi ( 17/03/2006 20:35)
de hoe iza no intelligent ve ? zah aloha gasy eh! fatako fa tsy misy hidiran'ilay izy fa mba te-:-D:-D:-D:-D fotsiny :-D:-D
5. Herimiafina ( 17/03/2006 20:43)
Mba hatsikana fotsiny akia iny fa ataoko fa tsy dia misy idiran'ny intellizansa amin'izany mihintsy an1 hehehehehe=))=))=))=))
6. watafon ( 18/03/2006 03:16)
le belge mazava oazy no intelligent kokoa e ! =))=))=))=))=))
7. bozimanga ( 18/03/2006 03:30)
tena tsara le blagy an!=))=))=))=))=))=))=))=))toa za in- 1 no ho tapa- tsinay alohan'ilay frantsay ko.
8. dadabe ( 18/03/2006 04:29)
tsy azoko le izy :roll:
9. Ralay ( 18/03/2006 04:44)
Mila adika @ teny sinoa njay ty ho an'i bedada raha izany kle :lol:
10. pissoa ( 18/03/2006 05:03)
:roll:
11. jentilisa ( 18/03/2006 05:17)
Ankoatra ny gasy moa izany dia ny belza no eoropeana fanafokafokan'ny frantsay e!
12. lapino ( 18/03/2006 05:27)
Le frantsay koa efa mahazo ny direkta be fa mbola tsy mikombona ihany ny kapô! =))=))=))
13. Fiffi ( 18/03/2006 06:26)
=))=))=))=))
14. pissoa ( 18/03/2006 08:05)
=))=))=))=))
15. dadabe ( 18/03/2006 08:27)
:evil::evil::evil:nareo mimemeh nefa zah tsy kopy
16. diamondra27 ( 18/03/2006 08:30)
dadabe:aza tezitra fa avereno vakiana le izy e! sa le kombaka no tsy tianao?
17. dadabe ( 18/03/2006 08:40)
:roll::roll:ka efa hoe tsy kopy hoaa zah ko neny ko :roll:
18. watafon ( 18/03/2006 08:55)
:roll:dadabe :roll::-D:-D:-D
19. pissoa ( 18/03/2006 09:00)
dadabe, ndana mianatra de kopy :°):°)
20. watafon ( 18/03/2006 09:03)
sôd bedy eo ndray ry pissoa an !:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9164