Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 24/03/2006 06:27)
Tahotra re zany eh!
Misy bandy kely roa nifanena , mitomany be ny iray : fa inona no mampitomany an'ilahay ? Hanao analizy rà aho nefa hono tapahan'ny dokotera ny loha-rantsana hoy zokinay rehefa atao analizy! Nitoman... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:26
xxx ( 24/03/2006 06:04)
MAZOTOA HOMANA E
Samy manana ny fomban-taniny sy ny sakafony tokoa fa dia ao ASIE ao dia mihinana zavatra hafahafa tokoa ry zareo ao ao VIET-NAM ohatra dia misy mihinana ity biby izay atao hoe meilleurs compagnon de... tohiny
diamondra27 ( 23/03/2006 17:55)
vhv mitondra fiara
be tokoa ve ny vhv mahay mitondra fiara any dago? Tokotokony eo @ firy isanjatony eo? Misy mahay ve nefa tsy mitondra?... tohiny
diamondra27 ( 23/03/2006 17:39)
bedesiko ze....
Samy manana ny tiany ny olona tsirairay avy fa kosa bedesiko ze manaratsy olona an! momba ny sary rehetra io. ... tohiny
novalian'i Aino ny 08/06/2006 16:53
vancleef ( 23/03/2006 17:14)
ajaxWrite
Ho an'ireo tsy manana Word na tsy mahay mi-activé MS Office ni-télécharge-na tany amin'ny Internet ka manana connection Haut-débit dia ity misy solony tsy mila mi-installer na inona na inona ary a... tohiny
pral22 ( 23/03/2006 15:01)
Mba mitady parole " VAOVAO MAHAFALY" RIJA RASOLONDRAIBE
SALUT DAHOLO MBA MITADY AN' ITY PAROLE N'ITY HIRA ITY AHO RAHA MBA MISY MANANA MBA ALEFASO AO @ LIFEASE22@YAHOO.COM RAHA AZO ATAO NA APETRAHO ATO AMIN'ITY SITE ITY DIA MISAOTRA BE TSAKA INDRINDRA... tohiny
novalian'i pral22 ny 24/03/2006 15:35
era ( 23/03/2006 14:44)
karajia an-tsehatra
ho antsika be vetsovetso eto , mandehana mijery ilay tantara an-tsehatra "Zamaria - Sangôjy" lalaovin'i Tarika Imahavita ilay nataony tao Paris fa averiny indray ilay izy amin'ny sabotsy 15 avril f... tohiny
era ( 23/03/2006 14:24)
Averina indray ilay tantara an-tsehatra
Salama ! Averina indray ilay karajia an-tsehatra "Zamaria -Sangôjy" nolalaovin'i Tarika Imahavita teto Paris , ary mbola rizareo ihany no hilalao azy. Ny Asabotsy 15 avril alohan'ny Paka no anaovana... tohiny
novalian'i era ny 07/04/2006 18:35
xxx ( 23/03/2006 13:02)
fitaizana be antitra
Miarahaba ny rehetra, Mba saika hanontany aho hoe misy an'ireny karazana " Maison de retraite médicalisé" (ohatra hoe ho an'ny be antitra diabetika) ireny ve tsy lavitra an'Antananarivo? Raha... tohiny
xxx ( 23/03/2006 12:35)
inona moa no atao hoe POLITIKA?....mbola be ny tsy mahazo an
Miàla tsiny raha mbola be ny tsy mahazo ny atao hoe POLITIKA hatramin'izao: PÔ-MISOLITIKA izay no tena dikan'io .Maloto dia maloto tokoa izy io ao MADAGASIKARA ao tsy misy mety manadio hatramin'iza... tohiny
ari.malala ( 23/03/2006 12:29)
Frantsay ndrayary e!
Nisy Frantsay 3 zany, maty d nony tonga teo am-baravaran'ny lanitra d nihaona t@ Md Piera, d ozy Md Piera we aty @ paradisa an, misy karazana toeram-ponenana, arakarakay ny QI. D nampanaovina test izy... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:39
ari.malala ( 23/03/2006 11:54)
Ankamantatra momba ny belge ndray ary e!
Ahoana ny fandorana sofina belge?:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 21:20
xxx ( 23/03/2006 11:23)
Mbà mangataka kely ny intention'ny haino aman-jery @ 2007 e
Mba managataka ny intention'ny haino aman-jery (audio visuels)rehetra ao MADA e @ 2007 ny propagande no tiana ho tenenina eto mbà ho tazomina atao archives @ izay ireny fampananténana ataon'ny mpana... tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2006 20:05
ravatorano ( 23/03/2006 09:57)
teny zato kabary arivo .....toky fitaka hoy naivokely izay
Teny zato, kabary arivo… Toky fitaka Fivoriana etsy, fivoriana eroa, ary saika tsy mahatombina intsony ny mpanao politika rehetra taorian’ilay fihaonana azo heverina fa mbola bitika ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 13:05
ramajik ( 23/03/2006 09:42)
"misy fitazonana" (masira kely fotsiny an!)
Lava loatra ny volon-drazoky ka niteny t@ vadiny izy fa handeha hiety any @ Radezy.Rehefa tafaverina avy nihety razoky dia nitantara t@ vadiny:" mba cool kosa Radezy fa 5000 fmg fotsiny no nanapaka ny... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:27
nolalaina ( 23/03/2006 08:07)
Tairo kely ndray blagy momba ny lehilà é!!
Ahona no halalana fa hiteny zvt intelligent ny lehilà?? Refa hiteny izy dé atombony @ "ouz ny vadiko oé....." :wink:... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:09
Fiffi ( 23/03/2006 07:01)
Ho ela velona anie ny fahamarinana sy ny fahamasinana
Ho ela velona anie ny fahamarinana sy ny fahamasinana eto amin`ny Tany sy ny Firenena malagasy. Teto andrenivohitra teto dia nisy trangan-javatra iray toy izao niseho izao miara-niasa nandritra ny f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 10:46
raozigasy ( 22/03/2006 22:07)
Fanontaniana
Nisy aingan-tonokalo roa samihafa nosoratako ato amin'ny tonokalon'i Nikopol hoe [b]tsy fantatro[/b] nefa dia tsy nivoaka intsony ilay izy rehefa nojerena !!!! mety hoe efa feno ilay pejy voalohany sa... tohiny
novalian'i nikopol ny 23/03/2006 11:03
Herimiafina ( 22/03/2006 19:49)
Mbola blonde ihany!
Nifanena tamin'ny Genie iray hono ireto blondes telo andeha hiampita renirano misy courrant be izay. Sahirantsaina izy telo vavy ny amin,ny fomba hiampitana ilay renirano no nipoitra ity Genie, izay n... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/04/2006 02:30
booboo ( 22/03/2006 17:55)
lalao
Toy izao ny fandehany. Mamaly izay fanontaniana napetraky ny teo aloha izay mamaly ary mametraka fanontaniana tsotra sady fohy ho an'ny namana manaraka. Satria tsy misy mametraka fanontaniana ho... tohiny
novalian'i sasa ny 11/04/2006 03:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7367