Tairo kely ndray blagy momba ny lehilà é!!

1. nolalaina ( 23/03/2006 08:07)
Ahona no halalana fa hiteny zvt intelligent ny lehilà??

Refa hiteny izy dé atombony @ "ouz ny vadiko oé....."

:wink:
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:09
2. nolalaina ( 23/03/2006 08:18)


ramatoa :
- Chéri,za omeo vola hividianako soutien maha ngeza nono reny!! (wonderbra)

rangahy :
- Fa ahona?? tena tsy misy jerena ngah ny nononao??

ramatoa :
- Kou man'inn enao no mividy silipo??

(Pousy an !! :wink: )
3. dadabe ( 23/03/2006 08:44)
hummm nolalaina a! tsy azoko le izy :roll:sa..zah ve no dondrona e:evil:
4. ari.malala ( 23/03/2006 09:06)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dnolalaina>:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. nolalaina ( 23/03/2006 09:08)
dadabe :?
ari.malala azonjy ve aky ny blagiko?? "eny" oé!! @zay za mba faly hihihihihi
6. nolalaina ( 23/03/2006 09:12)
dadabe : blagy 1°) @ lélà zany zé zvt lazain'ny vevavy de zvt intellizan doly é!! de refa mba te ho otr'zay ny lélà dé ny zvt henony t@ vadiny no tantarainy @ namany!!

blagy 2)ny vevavy sasany de mapiasa zvt atao anaty soutien mba ho lébé ny nonony!!dé....... dé ngamba kou ho an'ny lé ramatoa zany ny silipo mba mahangeza ny zvt ny lelà.......

:x asa na mety zao fanazavana zao na tsia!!

fa :-* na de zany aza é!!
7. ari.malala ( 23/03/2006 09:14)
Ka azoko le izy ri'kala matoa za tapatsinay a :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. nolalaina ( 23/03/2006 09:21)
ari.malala :-* :-* :-* :-*
hihihi sô dé oé tapatsinay njy fa blagy tsy azon'ny sasany no atao kou!!! :-D :-D :-D :-P
9. ari.malala ( 23/03/2006 09:53)
nolalaina, nan, tena azoko ny fandehany ka :-D:-D:-D
10. mamzelkely ( 23/03/2006 09:57)
za ko mahita iray:

ny lhl no noforonin'Andriamanitra vôlou de am maha sangan'asa azy de ts maintsy misy fôna ny "brouillon":°):-D:-D
11. dadabe ( 23/03/2006 10:10)
12. ari.malala ( 23/03/2006 11:07)
tssss! in ndray io sary io ry dadabe io a! :-D:-D:-D
13. zoklbfkfk ( 23/03/2006 11:27)
ndry kosa akia tena mba mamely mafy ny lehilahy an!8O ny anah zao ataoko hoe "ouziz ndry oé...."
f'aza tezitra fa mba milalao isika an!:wink:

14. mamzelkely ( 23/03/2006 11:55)
iza le ndry ry zklbfkfk:-D:-D
15. diamondra27 ( 23/03/2006 12:25)
un homme est intelligent quand il commence à dire:
ma femme a dit....
ma femme me disait.....


ary raha tsy manambady de ahoana tsy lhl intelligent ve?:-D:-D:-D:twisted::twisted:

aza ataondry an'izany kosa ny lhl fa ohatra ny lhl sera² kosa intelligent doly e!:wink: hery ohatra=webmaster8)8)
16. nolalaina ( 23/03/2006 12:59)
Efa oé atôvy teny gasy fa bedy eo !! :-P

intelligent izy raha milaza ny zvt lazain'i mamany-anabaviny-zôbaviny sy zé vaviny retra é!! hihihihi

lhl sera² retra aky intelligent doly fa raha vô mivôka ny sera² dé..... :^)

:-* doly ny lhl ny sera²
17. kala ( 23/03/2006 13:36)
nolalaina > le faharoa no tena:-D:-D:-D:-D:-D anà

le voalohany konkou! saingy zà ketraka mahita le we "ouziz ny vadiko we.....(nandra le lhl eto @ blagy an!)

18. Fiffi ( 23/03/2006 17:21)
tena tsy maharaka :roll::roll:
19. nolalaina ( 23/03/2006 17:24)
kala a!! :-$ njy fa bedada mbola tsy maharaka hono!! hihihihi
20. Herimiafina ( 23/03/2006 20:06)
nolalaina:



ramatoa :
- Chéri,za omeo vola hividianako soutien maha ngeza nono reny!! (wonderbra)

rangahy :
- Fa ahona?? tena tsy misy jerena ngah ny nononao??

ramatoa :
- Kou man'inn enao no mividy silipo??

(Pousy an !! :wink: )

Fay tsara izay! Voa amfy koa izany ramatoa izany klé. hehehehe=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2685