Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Herimiafina
(
24/03/2006 20:21)
Mitady asa!
Filaharana hitady asa, mandalo tsirairay eo anoloan'ny mpiandraikitra ny fampidirana mpiasa.
Tonga teo amin,ny tour-ny ity lehilahy iray, toa maosimaosy ihany.
Mpiandraikitra: Anarana?
Ilay ran...
suite
répondu par kala le 04/04/2006 07:23
xxx
(
24/03/2006 20:04)
AZA DIA MANARAKA AKAIKY LOATRA NY JO ...
aza dia manakaiky loatra ny jo refa miakatra tohatra izy fa manjary jenjina :-D:-D
http://www.dancehallreggae.com/imageview-aspix?imageID=12685
=))...
suite
répondu par Fiffi le 18/04/2006 05:13
xxx
(
24/03/2006 19:19)
karemy hono
lazaina fa 40 andro ny karemy dia hoe efapolo ny dikan'ny hoe karemy nefa rehefa isaina 47 andro vao tonga ny paska. Iza no afaka manazava?...
suite
répondu par marozevo le 19/04/2006 21:08
hery
(
24/03/2006 15:47)
takelaka.org misy sarikely :-)
manomboka amin'izao dia samy manana sarikely ny takelaka tsirairay ao amin'ny takelaka.org
Matoa tsy misy sarikely ny takelaka napetrakao dia tsy takatry ny mpitsidika izy izay.
http://serasera.or...
suite
répondu par hery le 25/03/2006 11:47
xxx
(
24/03/2006 14:31)
TANA MANIA 3
Tena efa mivoatra ny sarimihetsika malagasy, tsara rehefa te hivoatra saingy tsy tokony claserna visa B ireny fa hatao hoe érotique e!
Efa olona mamba be daholo ny acteur sy actrice ao sady hita hoe...
suite
répondu par Herimiafina le 08/04/2006 21:02
toubib
(
24/03/2006 13:15)
Efa tafakatra aty afovoantany ny chik sy dengue!
Milaza fotsiny zah fa dia efa maro dia maro no tratran'izy ireo eto Antananarivo klou no hitako: ary izay vao tena mazava sy hita amin'ny antsipiriany daholo ny soritr'ireo aretina ireo sy ny mahasami...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 06:41
andrinirs
(
24/03/2006 11:59)
mitady driver "easy tv capture"
ô ry zareo a sao mba misy manana ny pilotena carte tv "easy tv capture" fa tsy mety ilay driver @cd,mba omeo an'io driver io za raha manana nareo.Merci:(...
suite
répondu par andrinirs le 19/05/2006 06:23
ainaheri
(
24/03/2006 11:34)
Arriel Sharon!!
Fa to tsy heno tsony na maty na velona???...
suite
répondu par Fiffi le 02/04/2006 13:28
tomJoad
(
24/03/2006 09:39)
Baoro
Salama daholo ho an'ny namana,
Izaho dia tena mpakafy an'i lolo sy ny tariny. @ ilay hira hoe raditra . Inona moa no tena dikan'ilay teny hoe baoro hitako @ tonokira.
Io Raditra fa mipitrapitra
...
suite
répondu par Fiffi le 25/03/2006 05:55
ari.malala
(
24/03/2006 09:34)
Ty ndray ary hafa e
Nisy lhl ony nahazaka sipa vaovao, d mba tiany hahita ny appart ny znay le sipa d nentiny tany @nazy indrya hariva, d vao niditra d toga d ozy le sipa, hay, tsara b ny canape anao. Jejo ery lery nama...
suite
répondu par Veloo le 26/03/2006 01:00
Fiffi
(
24/03/2006 09:01)
Mba tsy mahazo resaka koa lery an!
Fa nahoana no novonoinao ho faty ny sakaizanao Rakoto ?
- ka izy ihany no niteny hoe afoiny ho ahy hatramin'ny ainy hono koh , dia tonga dia novitaiko haingana sao miova hevitra eo indray izy koh ! h...
suite
répondu par kala le 04/04/2006 07:24
bonaventure
(
24/03/2006 08:46)
niverina @ilay vady niterahana taloha
Slt ,dia mba mety ve izany hoy nareo,ny rafotsiko efa nananjanaka no nivady izahay,efa folotaona no niarahanay dia mbola niampy roa ny ankizy ,ankehitriny gaga aho fa naheno fa niverina t@ ilay rain'i...
suite
répondu par cocorie le 07/04/2006 06:46
bonaventure
(
24/03/2006 08:40)
very ny zanako
slt,inona aky no tokony hataoko satria netiny vadiko nitsoka ny zanako tsy fantatro hoe aiza ry zareo,ny adresse nipetrahany farany tany lareunion dia avy eo henoko hoe tany dago dia najavona,izany ho...
suite
répondu par Fiffi le 10/04/2006 04:32
hery
(
24/03/2006 08:09)
Fanafody halefa any Dago
Misy namana infirmier vazaha avy any Belgique izay nifampiresaka tamiko fa nanangona fanafody saika halefa any Madagasikara (Tamatave) nikasika indrindra ny Tazo mahery. Tsy afaka mandeha tampoka any ...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 06:42
raketaka
(
24/03/2006 07:19)
atletisma malagasy
Mba manao ahoana re ny fijerinareo ny fandehan'ny atletisma eto Madagasikara amin'izao fotoana izao???...
suite
répondu par raketaka le 15/05/2006 09:45
beza
(
24/03/2006 07:03)
NY AKO - TSY HO ELA INTSONY - TOURNEE EUROPE 2006
Miarahaba antsika rehetra indray e!
Faly manolotra antsika ny fandalovan'ny tarika Ny ako mandalo eto europe mandritran'ny 3 mois.
Raha hijery ny fandahrampotoana rehetra ianao dia ity ny rohy
ht...
suite
répondu par Zina le 02/05/2006 18:07
beza
(
24/03/2006 07:01)
NY AKO TOURNEE 2006
Miarahaba antsika rehetra
Faly manolotra antsika rehetra ny tarika Ny ako izay manao tournée Europe 2006
Jereo ny fandaharana rehetra:
http://www.ny-ako.net
...
suite
répondu par Fiffi le 24/03/2006 17:54
Fiffi
(
24/03/2006 06:53)
Une baisse importante des malades des fièvres
Danger écarté. La fièvre forte à Toamasina (chikungunya, dengue, ...) semble être maîtrisée. Les statistiques publiées par le Centre hospitalier de référence régional de Toamasina (CHRRT) l...
suite
répondu par Fiffi le 25/03/2006 07:52
xxx
(
24/03/2006 06:47)
Fitaizana be antitra
Miarahaba antsika rehetra!!
Saika mba hanontany aho hoe: Mba misy toerana fitaizana be antitra ve tsy Lavitra an'antananarivo (karazana maison de retraite médicalisée) ?
Fantatro hoe tsy eken'...
suite
répondu par Veloo le 26/03/2006 02:20
Fiffi
(
24/03/2006 06:32)
omeo goûter
Nibedy an-janany ity raim-pianakaviana : Toa lasa ratsy be ny naoty azon'ialahy tato ho ato fa tsy toy ny tamin'ny volana ambony ?
- Ka izaho tsy nomenareo vola nataoko "goûter " kah !
-Angaha raha...
suite
répondu par kala le 04/04/2006 07:25
