Efa tafakatra aty afovoantany ny chik sy dengue!

1. toubib ( 24/03/2006 13:15)
Milaza fotsiny zah fa dia efa maro dia maro no tratran'izy ireo eto Antananarivo klou no hitako: ary izay vao tena mazava sy hita amin'ny antsipiriany daholo ny soritr'ireo aretina ireo sy ny mahasamihafa azy ireo. Dia hamafiso ilay fiarovana amin'ny moka. Ilay hoe MgCl2 klou tsy dia mbola nananako traikefa fa dia aleo eo ampandrasana no hahitana ny atiny.
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:41
2. Fiffi ( 24/03/2006 13:42)
nefa toa milaza ny gazety fa tena efa mihatsahatra ? jereo anie ao @ dinika hoy ny gazety eh!
3. jentilisa ( 24/03/2006 14:51)
za rangah eto antananarivo fa tsy naheno izany a! nefa izaho mba mahara-baovao koa!
4. pitchou ( 24/03/2006 16:15)
ie! efa maromaro no voa! fa ny toro-hevitra mazava nomena klou d hoe atanjaho ny fiarovana tsy @ moka ihany fa ny vatana koa, d nasaina nihinana vit C zahay
5. watafon ( 24/03/2006 18:14)
toubib!tena vaovao amiko ity voalazanao ity kle ! raha ny fahafantarako azy alou d tsy velona @ altitude mihoatra ny 1200 m ange le vecteur e!
6. Veloo ( 24/03/2006 18:25)
:-w:-w:-w:-w ka tena misy sa tsy?:-w:-w
7. watafon ( 24/03/2006 18:30)
tsy afaka ny miaffirmer an'io za ry veloo alou zao an ! sady mety mbola hafenina ndray ange izy io zao e!
8. Veloo ( 24/03/2006 18:33)
loza ndray zany ka raha afenina ve lesy ko tsy vomaika ho loza tonga dia miparitaka any dia avy eo sarotra be ny manasitrana8O
9. watafon ( 24/03/2006 18:48)
k zay no lamaodin'ny gouvernemanta amzao e! refa tena mihanaka zay vao manao fanambarana ! aleo zatsy hiteniteny foana fa za aloha mboal tsy naheno e!
10. Veloo ( 24/03/2006 18:49)
wata loza retsy zany ko lasa atao politika hatramin'ny fiainan'ny vahoka kle:x
11. watafon ( 24/03/2006 18:55)
k zany foana alou no nitranga t@ ireo aretina nalaza teo aloha teo e! k tsy hay ze ho tohiny ! fa ny hauts plateaux ndray ange mba efa nanaovana ireny campagne de pulverisation intradomiciliare na DDT ireny d mba mety tsy hihanaka firy izy zany !!
12. Veloo ( 24/03/2006 18:59)
tsara zany raha au moins une partie mba tsy tratra.. njy zany zao ho tratra? satria any @ morondranomasina?
13. watafon ( 24/03/2006 19:05)
tsy tonga aty zany io akia an ! minoa fotsiny ihany !:wink:
14. Veloo ( 24/03/2006 19:39)
ie wa retsy a:-*:-*
15. fijo ( 24/03/2006 20:01)
wata sy toubib,
marina fa io moka io tsy velona ao ampovoan tany,fa raha misy ao,dia olona efa voa avy any no miakatra ao tana.nefa raha izay tsy hatahorana hifindra satria tsy eo le moka fa kamo.
16. Veloo ( 24/03/2006 21:12)
kamo?8O
17. pika ( 25/03/2006 04:41)
tsy eo le moka fa kamo
:roll:
fotoan'ny tazo tokoa izao na eto tana aza ary maina fa tsy azo sitrasitranina fotsiny kely ao an-trano fa mila dokotera fa na izany aza tsy mbola ilay hita any toamasina
18. toubib ( 25/03/2006 05:20)
Zao e,aza d mikitoatoa ray olona fa efatra izay ny olona noraisiko dia tena hoe "tous les signes sont là", ny iray no chik fa ny 3 no dengue, manampy amin'izany moa ny "contexte épidémiologique" niainan'ireo ol ireo, ny iray aloha dia tena avy tany Toamasina fa ny sisa teto ihany fa nampivahiny olona avy nanao mission tany: fa zah indray dia efa mahalala ny pôlitikan'io fanjakana io amin'ny zavatra toy itony:ny fanjakana raha misy intêret ho azy ny hitatatatàna an'izao sy zao dia atao. Fa raha mbola mety hanembatsembana dia afenina. Fa maninona no nandalo teto ny SGn'ny OMS vao nambara fa misy chik iany eto Gasikara, satria noheverin'ny tompon'andraikitra gasy ngamba fa paiso lery ka tsy hahalala fa tsy velona eto izany fa nivoaka ihany ny nafenina. Fa naninn ny Choléra no natao tam tam be tamin'ny fotoan'androny? satria amin'izay mandeha tsara ny tsenan'ny "argile verte" sy ny "sérum na ringer lactate" izay nomonopoliser-n'ny zanaky ny mpitondra tanteraka ny famokarana itsy farany eran'i Madagasikara (Uprosol), satria moa efa nofoanana ny Lafaser tao ama HJ Ravoahangy A.Izay nge le nolazaiko tary am le "fanairana mena ao Toamasina "oe "cachotier" ny fanjakana e!

Fa aza miantehitra amin'ny hoe tsy velona aty le moka, tsy karazany 1 ihany le mpamindra azy fa tena maro ary miova araka ny toe-tany.

"Mode de contamination
En zones urbaines, (où sont décrites la majorité des épidémies), la maladie se transmet d’homme à homme par l’intermédiaire de moustiques du genre Aedes notamment (aedes aegypti, albopictus, polynesiensis). Pour l’épidémie apparue à la Réunion, le moustique suspecté d’être le vecteur est Aedes albopictus.C’est un vecteur diurne avec un pic d’activité en début et en fin de journée. A Mayotte le moustique suspecté d'être le vecteur est Aedes aegypti. En milieu naturel, la maladie passe du singe au singe par le biais des moustiques Aedes furcifer et africanus".


Source : Direction générale de la santé
département des situations d’urgence sanitaire,
Sous direction des maladies infectieuses et politiques vaccinales (SD 5C ),
Sous direction de la gestion des risques et des milieux ( SD 7),
et cellule communication
14 avenue Duquesne 75007 Paris
Rédaction : février 2006
Mise à jour : mars 2006

Mbola misy tohiny ireo fa tsy voadikako eto daholo fa lava loatra.

19. watafon ( 25/03/2006 05:29)
toubib ! nanao examens bio v le olona ? d inona aloha ny Traitement amzany kay ?
20. Fiffi ( 25/03/2006 06:09)
miova arakin'ny toe-tany ahoana moa izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0827