Efa tafakatra aty afovoantany ny chik sy dengue!

21. toubib ( 25/03/2006 06:21)
Tsy lavina klou fa tsy nisy ny exam bio (dosage IgG na amplification génique PCR) e, na ny fanjakana aza nge ka navesatra be ho azy ny nanao izany e!fa miaina amin\'ny resaka \"signes cliniques\" ihany no anjaran\'ny mpitsabo tsotra fa tsy mpikaroka toa anay, izay ihany koa hafatra (consignes) azo sy fomba fiasa eo amin\'ny \"santé publique\" indrindra aty amin\'ny tany mahantra toa antsika. Tsy lavina ihany koa ny hoe tsy velona eto ilay moka saingy resaka fandrosoana eo amin\'ny fitaterana na fifandraisana dia henon\'izay hoe tsy misy azy ve aty na dia miserana ihany aza(enga anie), isika koa mbola ao anatin\'ny hafanana sy hamandoana amzao fotoana izao ka mety hahatomombana ny fepetra hahavelona azy tsara, asa rehefa ririnina no tsy haiko. Iza moa no nanampo fa hatramin\'ny fahatany gasy nge ka tany anindrana ihany no nisy tazomoka; izany hoe nahavelona ny moka \"anophèles\", fa tany am taona 80 dia nisy ho azy taty ny \"bemangovitra\". Fa Fianarantsoa aloha dia azoko antoka fa misy io \"Aèdes aegypti\"Italic text io e.

Tamina document hafa koa no efa nahitako karazan\'ireo ihany efa nisy teto hatrizay fa tsy nisy filazana, izany atao hoe \"fièvre du Nil\" zany, samy \"arbovirose\" afindrana moka daholo izany.

Hatramin\'izao dia tsy misy \"traitement spécifique\" na vaksiny fa \"symptomatique\" hatrany no azo atao; \"Antalgique\" na \"anti-inflammatoire non stéroidien\" no mahazatra (ireny \"kétoprofène\" ireny na ny \"acide niflumique\" ohatra, na \"paracetamol\") natao hiadiana amin\'ilay \"douleur musculaire\" ary ampiasaina andro maromaro mihitsy fa maharitra ilay faharariana, fadiana ny à base de salycilés (aspirine) satria misy ary betsaka ilay forme hémorragique. Ny VIT C koa dia tena manampy, ny sérum raha ilaina dia atao indrindra fa raha sady mandoa no mivalana no sady reraka be ilay olona.

Ny tena tsara dia ny fiarovana amin\'ny moka amin\'ny fomba rehetra.
22. Fiffi ( 25/03/2006 06:25)
tsy araka ilay hoe miova arakin'ny toe-tany ilay izy , raha izany ve tsy ho feno karazany be dia be mihintsy nefa samy avy @ moka hiany ?
23. toubib ( 25/03/2006 06:32)
Fiffi
24. Fiffi ( 25/03/2006 06:43)
ary misy hidiran'ny hoe any dago zao , hatao hoe dengue , ny any la réunion hafa , ny any comores hafa koa sns.... toa samy manana ny anarany koa ilay izy na miova aza ny vecteur nefa raha tena dinihina na narahana tsara ny vao2 dia toa mitovy hiany ny manjoa ny voan'io ? ohatra: manavy na tsy afa-mihetsika fa marary daholo ny vatana sns...
25. watafon ( 25/03/2006 18:19)
ny fisehon'ireo aretina roa ireo zany dia mitovitovy mitsy e! fa le complication no tena hatahorana (forme hémorragique)
26. Fiffi ( 25/03/2006 18:29)
wata: ka nareo mpitsabo mahay dia mba be fanontaniana ny patiente eh! :-D
27. watafon ( 25/03/2006 19:14)
:wink: k zay no atao eto ange e! :-*
28. Fiffi ( 25/03/2006 20:00)
:):) :-*:*:-*:*
29. Veloo ( 26/03/2006 02:27)
wata a tazo ve lesy dia mety misy complication en forme d;hemorragie?8O mampatahotra ndray zany kle
30. Fiffi ( 26/03/2006 06:23)
wata: ka tsy gravy be ve izany tokoa ?
31. watafon ( 26/03/2006 18:13)
k le izy ange lesy tsy tazo moa zany fa dengue sy chikungunya e! samy misy forme hémorragique daholo izy 2 ireo ! fa na d izany aza ange izy tsy d misy tokony hatahorana loatra e! mila manantona mpitsango haingana fotsiny raha vao misy tsy metimety e!
32. Fiffi ( 26/03/2006 19:15)
fa angaha hoe tsy mahafaty ?
33. toubib ( 27/03/2006 06:17)
Izay le oe tsy mahafaty fa mampandamaka herinandro vitsivitsy na maromaro. Matoa misy fahafatesana dia na ilay olona mihitsy no kely dia kely hery na tsy ampy sakafo koa ohatra. Ary kay na ny tao Befelatànana ko aza moa efa nandray 8 cas suspècts araka ny voalazan'ny gazety Les Nouvelles tam Sabotsy 25 teo. Dia mampiasà mostikera imprégné, fa zara aza mba misy ny PSI mamoaka azy io am vidiny mora dia mora 3000Ar. Raha ny filazan'ny manampahaizana mantsy dia any ho any amin'ny 30000Ar any hono no masonkarenan'izy ireny.
34. Fiffi ( 27/03/2006 06:50)
misaotra anao ry toubib :)
35. fijo ( 29/03/2006 03:36)
toubib,toa mahafaty mihintsy ka,matoa misy maty ao la reunion.
fa ny tena atahorako,dia izany hoe miova ny vecteur,satria raha ny hevitro,dia izao,raha miova ny vecteur mety hiova koa izany ilay aretina,ka mitaky fitsaboana hafa noho ilay iray voalohany,ary mety hia matanjaka koa ilay izy
36. toubib ( 29/03/2006 06:29)
Eny e, mety ho azo eritreretina ny hisian'ny "mutation" saingy aleo zah tsy hitompo teny fantatra.Ny fieritreretako ireny maty ireny ihany koa dia mety efa ho nisy "tare" tao aminy, oh oe "diabeta non équilibré" na "sida" na "tiberkilaozy" tsy voatsabo tsara na "maladie générale" hafa ankoatr'izay... dia tsy nahatanty ny fianjadian'ilay aretina dia nanjary narefo dia narefo. Fa na izany na tsy izany dia misy isankarazany betsaka ireo "virus" mahatonga aretina mitovitovy fiseho amin'ireo chik sy dengue ireo fa ireo mo klou no malaza amin'izao. Fa ny tao amin'ny tahirin-kevitra tao@Institut Pasteur no nahitako fa maro dia maro tkou ireo virus ireo raha tsy hiteny afa-tsy ilay mahatonga ny "Fièvre du Nil" izay misy eto Gasikara, dia avondrona amin'ny hoe "arbovirus" izy ireo.
37. Fiffi ( 29/03/2006 10:59)
toubib: raha arakin'ny fahafantarako azy zany dia toa mitovy hiany an'olona voan'ny sida ohatra , raha vao misy haretina hafa mitranga dia ny olona izay mitondra ny virus io no tonga dia voa voalohany satria tsy immunisé intsony ve ?
38. fijo ( 29/03/2006 20:39)
ny aretina hafa izany mampahalemy kokoa raha mbola ampiany e.fa raha isika botabota ireto ve haninona
39. Fiffi ( 30/03/2006 04:09)
nga bobota ? :-D fa tena misy kosa aloha olona tsy mba voan'izany mihintsy an! soahiany aloha eh!
40. watafon ( 30/03/2006 18:56)
Fiffi, inn ndray ty resaka bôbôtanao ty e ? :-D , zay ange no mampihavaka ny aretina avy @ virus rehetra e! tsy misy fanafody mahasitrana tanteraka izy ary mamely ireo marefo ny hery fiarovana ao aminy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2871