Efa tafakatra aty afovoantany ny chik sy dengue!

61. watafon ( 13/04/2006 05:02)
Fiffi: d tsy fantatro mitsy lesy an ! za aza mba valalanina e!
62. Fiffi ( 13/04/2006 05:19)
hatramin'izao aloha tena mbola tsy nahita vao2 anaty gazety aho ny momba an'io , mahagaga koa hoe efa mba nitsahatra ve io zao dia tsy tokony lazaina @ zay ve ny olona ?
63. fijo ( 14/04/2006 03:46)
fiffi an,zavatra ianarana io amin'ny administration.(io fanafenana vaovao ratsy io.)tsy ny gasy irery no manao an'io fa ny mpitondra rehetra eran tany.
rehefa mitondra fanjakana ianao,dia misy fotoana tsy tsara ny mampahafantatra vaovao iray ohatra satria mety hampikorontana ny saim bahoaka.
ka jereo fa raha izao savorovoro sosialy misy ao mada izao,no mbola asiana tarehimarika koa milaza ny isan'ny voa ao tana.dia ngamba ny volkano sisa no tsy hita.
ka noho izany dia alefa le feo fa misy zavatra ao,mba hitandreman'ny vahoaka,saintsy tsy ahitana vaovao ofisialy mihintsy io,mba tsy hampitroatra azy.
marihiko fa ny tany lazaina fa "demokratika"USA france sns no tena mapmpiasa io fomba fitondrana io.
64. Fiffi ( 14/04/2006 04:45)
fijo: tsy mandaha ny teninao aho an! ary marina tokoa izany ! saingy ny zavatra mampalahelo hoy aho dia izao: raha toa ka tsy azo lazaina @ olona ny tena marina mba tsy hisian'ny misavoritaka sns.. moa izany , fa mba farafaharatsiny hoe tokony hilaza ny be sy ny maro ary hanoro azy ireo ny fomba hatao mba tsyhampitatra ireny haretina ireny , fa sady hafenia ny marina no tsy torohina koa ny olona ka io no zavatra mba hilazako hoe "tsy rariny" satria raha mba nisy fanomezana fomba hiadihana @ ireny haretina ireny mba tsy hamitatra azy , mino aho fa tsy hiparitaka tahak'izao izy ireny , saingy tsy mba nisy zany fa dia mitsaoka fotsiny ny olona mba tsy ahavoa azy .
65. watafon ( 14/04/2006 06:06)
Fiffi: ny fitondrana ndray ange milaza fa misy ireo aretina ireo e! ary efa mba niteny izy oe zao sy izao no tokony atao mba hisorohana ny mety ho fihanak'izy ireo! fa efa tara izy vao nilaza !
66. Fiffi ( 14/04/2006 06:51)
ka izay indrindra manko an! raha mba nisy ny filazana hatramin'ny voalohany dia mba afaka nihetsika ny olona ohatra hanadio ny manodidina ary hitandrina @ fahadihovana indrindra ny fako na ny rano hita etsy sy eroa , tsy misy hanomezan-tsiny ny olona anefa izany fa ireo mpitondra na ny mpitantana ny fahasalamana no manao hadisoana goavana. Na mba farafaharatsiny ny ben'nytanana ? sa diso aho ?
67. Fiffi ( 14/04/2006 12:01)
wata: :evil: :-D:-D tezitra @ nao zah io an! :(
68. watafon ( 14/04/2006 12:02)
tsia, tsy diso enao k ! tsy za koa nefa , d iza zany ?
69. Fiffi ( 14/04/2006 12:05)
wata: de io ary fa tsy mamaly ahy akory ve ? :(
70. watafon ( 14/04/2006 12:11)
Fiffi, mbola hoavy eo izy k ! :wink:
71. Fiffi ( 14/04/2006 12:22)
wata; enao anie io eh: fa ho iza indray hoy ianao ? :-D:-D:-D:-D:-D
72. fijo ( 14/04/2006 20:37)
hi hi hi ,marina io voalazan'i wata io,fa milaza ihany ny mpitondra fa ,na efa voafehy ilay izy vao milaza izy,na atao tsaho le resaka .
73. Fiffi ( 15/04/2006 03:52)
i fijo koh vetivety foana aho de hita , vetivety foana aho dia hanjavona , zany foana de zah rery ve ny hiteny rery eto ? :(
74. watafon ( 15/04/2006 04:51)
Fiffi, za zany bongatany aminjy ? :evil::-D:-D:-D
75. Fiffi ( 15/04/2006 06:07)
wata: zah nga niteny an'izany kosa ? :( :*:*:*
76. Fiffi ( 15/04/2006 06:08)
wata: de aza hatao an'ity zah :evil: zah androany fa mba faly be ery an! :*:*
77. watafon ( 22/04/2006 15:13)
mifona ary akia an ! :*:*:*:*:*:*:*:*:*:* mamy b mitsy e!
78. Fiffi ( 23/04/2006 05:34)
raha mba olona mahay midongy zany raha olona an!
79. watafon ( 25/04/2006 17:21)
:-D:-D:-D
80. Fiffi ( 26/04/2006 04:44)
de hihomehezana fotsiny ve ? :roll: nefa na izany aza aloha mahatsara ny fahasalamana hono ny fihomehezana ka tsy omena tsiny ianao eh! :-D:-D:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642