Efa tafakatra aty afovoantany ny chik sy dengue!
52. Fiffi
(
06/04/2006 12:50)
:* :) de tsy mangina ny tanana eh!
fa sao mba nahazo vao2 momba an'io haretina io ianao ? toa tsy misy vao2 heno intsony @ zao fotoana izao manko eh!
fa sao mba nahazo vao2 momba an'io haretina io ianao ? toa tsy misy vao2 heno intsony @ zao fotoana izao manko eh!
53. fijo
(
07/04/2006 03:31)
ary wata manao ra jesosy an,"vetivety aho dia ho hitanareo,ary vetivety aho dia tsy ho hitanareo indray"
55. watafon
(
08/04/2006 14:42)
Fiffi, fijo: efa hoe eto fôna amzay za zao e! tsy mbola misy hambara firy alou amzao ny fanjakana e ! mbola tsy nisy nilaza officiel mihitsy alou h@ zao oe efa nahitana cas teto tanà!
57. watafon
(
11/04/2006 04:52)
Fiffi: za aloha mbola tsy sendra e! sady tsy misy examens biolo koa ange d tsy confirmé e! fa i toubib efa nandray mitsy k !
58. Fiffi
(
11/04/2006 07:09)
wata: ary mbola mitohy hatrany ve ny fanafenan'ny fanjakana ny zava-marina sy miseho ?
59. watafon
(
11/04/2006 10:40)
voalazanao tokoa ! h@zao d tsy mbola misy tarehimarika mazava mihitsy nivoaka mikasika ireo aretina ireo!
60. Fiffi
(
11/04/2006 13:30)
wata: fa ahoana kay no tsy misy mivoaka mihintsy ? sa ny ministeran'ny fahasalamana mihintsy no nahazo baiko tsy hamoaka ? ny olona koa anie mba te-ahalala eh ?