Efa tafakatra aty afovoantany ny chik sy dengue!

81. watafon ( 26/04/2006 12:28)
:lol: ka tianjy ho :twisted: v za e! :*:*
82. Fiffi ( 26/04/2006 15:22)
wata: zah nga niteny hoe manaova :evil: ? :-D:-D:-D
:*:* tanjemo fa tsy mahatanty an'io zah an! :-D:-D
83. watafon ( 26/04/2006 16:32)
Fiffi: azfd ary e! ty fôna sisa no ampiasaiko ary e::*:*
84. Fiffi ( 27/04/2006 12:30)
wata: tsy maninona ka! fa hono wa akia ? vao nahare indray aho fa toa hoe rehefa mangatsiaka dia tsy misy intsony ireny moka ireny fa mifindra monina ? moka ve de ahavita an'izany koa ?
85. watafon ( 27/04/2006 17:08)
tsy velona @ hatsiaka alou izy e! le mifindra monina no tsy haiko loatra kle ! d hoaiza anefa moa ! hamonjy morontsiraka v :?::?:
86. fijo ( 28/04/2006 03:45)
wata,ela ty letsy mampiomehy hi hi hi"bongatany"
:-D:-D:-D:-D
87. mimich ( 28/04/2006 05:51)
toubib:

Milaza fotsiny zah fa dia efa maro dia maro no tratran'izy ireo eto Antananarivo klou no hitako: ary izay vao tena mazava sy hita amin'ny antsipiriany daholo ny soritr'ireo aretina ireo sy ny mahasamihafa azy ireo. Dia hamafiso ilay fiarovana amin'ny moka. Ilay hoe MgCl2 klou tsy dia mbola nananako traikefa fa dia aleo eo ampandrasana no hahitana ny atiny.



tena marina ka
88. watafon ( 29/04/2006 03:40)
fijo, ka tsy marina kosa v zany ? :-D:-D:-D misy blagy zay no nakako an'io e!
89. Fiffi ( 29/04/2006 05:34)
inona ity bongatany ? de aiza le blagy zany mba hihomehezana kely eh!
90. watafon ( 29/04/2006 17:32)
samy nade fiara vitre fumé reny zany hono i zafy albert sy rakotovahiny t@ zany andro izany ! d nifanena teo @ 4 chemins mankany ankatso iny; marihina samy tsy nisy mpanaraka izy ireo an ; d nifandona ary ny fiaran'izy roa lahy; d nivoaka sady nivatravatra ny sôferan'ingahy praiminisitra sady niteny oe ; d higadra elà androany fa tsy fantatr'ialahy oe iza no hoentiko ao anaty tômôbil ao!!
- tsy haiko fa iza hoy ilay sôferan'i zafy
- ny piraiminisitra lty an sady nanompa lery !
tsy niteny ilay sôferan'i zafy fa novohainy fotsiny ny varavarana ariana sady notondroiny i prezidà no niteny izy oe:
- BONGATANY ZANY IO AMIN'IALAHY !!!!:-D:-D
91. Fiffi ( 30/04/2006 14:05)
=))=))=))=))=))tsy ratsy indray iny an! :-D:-D:-D
92. fijo ( 30/04/2006 18:50)
hi hi hi kay,aleo indray bongany raha izay kle
93. Fiffi ( 01/05/2006 04:08)
:-D:-D:-D:-D
94. watafon ( 04/05/2006 18:14)
:-D:-D:-D
95. Fiffi ( 05/05/2006 04:19)
fijo: de mangala sary de mba omeo hoe jerena zany bongany zany ! :-D:-D:-D:-D:-D
96. watafon ( 05/05/2006 17:21)
dain kou ty reto ! tsss !!:-D:-D:-D
97. fijo ( 05/05/2006 20:59)
ka le bongany kosa ambonin'ilay bozaka ko
98. Fiffi ( 06/05/2006 04:35)
:-D:-D:-D:-D
99. Fiffi ( 06/05/2006 04:36)
fijo aah ! aza be resaka fa alefaso ny sary eh! :-D:-D
100. watafon ( 06/05/2006 17:36)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0998