Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soasoafy
(
27/03/2006 05:36)
Haody ry Analamanga
Mba mangataka ny tononkiran'ny HAODY RY ANALAMANGA e, de misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 13:05
Herimiafina
(
26/03/2006 22:38)
11 septambra 2001.
Ahoana ity e!
http://reopen911.online.fr/?page_id=7
8)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 10:56
hery
(
26/03/2006 21:54)
blaogy.com : Azo ovaina tanteraka amin'izay ny endriny
Manomboka izao dia azonao ovaina araka izay tianao amin'izay, amin'ny alalan'ny CSS ny endriky ny blaoginao. Azonao ovaina ny sary ny loko, ny endri-tsoratra, izay efa nipetraka tao ka soloinao izay r...
tohiny
mangidy
(
26/03/2006 14:08)
Mofo baolina
Farine 500g
Siramamy 10 sotro
Atody 6 (salasalany)
levure 1
Menaka 1c a Soupe
Arotsaka ny farine miaraka @siramamy sy levure ary,kapohina ny atody izy rehetra tamenany miaraka @tapotsiny,arotsa...
tohiny
novalian'i sanjila ny 12/04/2006 16:03
xxx
(
26/03/2006 10:15)
manomboka androany ny heure d'été o
miva 1h ny décalage e réglez vos montres:-D...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 03:32
Fiffi
(
26/03/2006 07:48)
Raha manembona
Raha manembona ianareo dia tsidio ity , jereo kely anie ireo sakafo gasy eh! :miam::miam::miam::miam:
http://rainizafimanga.free.fr/fr/Recette/SommaireRecette.htm
ary ity ?
http://membres.lycos.fr/...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 05:54
dadabe
(
26/03/2006 07:05)
raikitsa ny kombaka
mividiana billet mialoha sao tsy ,mahazo pilasy
arimalala , mamzelkely ary i pissoa ireo vhv 3 ireo :{:{:{:-D
[img]http://www.tnawrestling.com/knockouts/[/img]
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/04/2006 04:22
sakaizakely
(
25/03/2006 19:38)
Mba mahafantatra ve ?
Iza re no mba mahatadidy an'ity hira ity e ? Tsy tadidiko ny lohateniny
Misaotra mialoha izay afaka manome indice na ny tonony en entier.:-*
fahatsiarovana ny andro iray
..... ny eritreritrao
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 06:18
sakaizakely
(
25/03/2006 14:39)
malahelohelo
Herinandro fotsiny izy no teto amiko dia lasa nody sahady. Ma mini grande SOEUR à moi, ma moitié, mon double, ma copine, ma choupette, ma cocotte... Vao tsisy tapakandro izay no nandehanany dia efa ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 04:30
jentilisa
(
25/03/2006 12:45)
fahafahana mifindra finoana!
tena fifindrana finoana mihitsy ity fa tsy tsy hoe miova fiangonana. Mety ve ny mamono olona satria nifindra izy? Afaka mamela malalaka ny olona hifindra finoana ve ny mpitari-pivavahana rehetra? Inon...
tohiny
novalian'i mijery ny 26/05/2006 12:30
vale
(
25/03/2006 12:36)
Ny atody
Manahoana daholo ô!
Saika mba hila toro-hevitra aminareo mikasika ny sakafo vita @ atody na koa sakafo ampiasaina ny atody(ankoatry ny gateau an!). Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i kinaoly ny 04/04/2006 07:41
lanto
(
25/03/2006 11:30)
Fantampataro
Nanao fifaninana hiditra mpiasa amin'ny rano sy ala ity ranamana ka tafita hatreo amin'ny adina am-bava.
Nony tonga ny anjarany dia nampidirina tao amin'efitrano feno sarim-biby eny amin'ny rindrina....
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:14
patrick2002
(
25/03/2006 10:45)
je t'embrasse partout
Ho antsika rehetra izay misy ati-doha
dia misy fanoratra izay mahavaky loha
indrindra ireo mpifankatia, miray fo,
aminy farany taratasy misy hoe :[b]JE T'EMBRASSE PARTOUT [/b]
Iza ian...
tohiny
novalian'i sasa ny 13/04/2006 03:22
Fiffi
(
25/03/2006 08:09)
Chacun pour soi, Dieu pour moi !
Y a-t-il une vie (politique) après la visite de Kofi Annan ? Franchement, c’est quoi cette opposition qui, au lieu de prendre le train en marche et imposer ses vues au pouvoir, à l’issue de sa r...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 13:07
hasn
(
25/03/2006 07:36)
marina ve?tsy ...aho;fa hampànana ny tsy manana"eto dago"
Salama jiaby e!
Hono ho a'ho ry namana mahafinaritra isany:Ahoana ny fomba hitondrana fiara avy aty ivelany?
Mianatra any ivelan'i dago dia nieritreritra ny mba hitondra fiara rehefa vita fianarana....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 03:25
jentilisa
(
25/03/2006 06:51)
tiako loatra an'i Elsie?
Misy manana ny io tononkira io ve? Tsy mahita manko aho ao amin'ny tononkira serasera e!...
tohiny
novalian'i rurik ny 31/03/2006 14:00
kiadytsilaitra
(
25/03/2006 05:36)
malagasy poli-zika
Manao ahoana daholo ry zareo a! Ho an'izay tsy mbola nahita dia tena manentana mafy anareo aho hitsidika ilay site [b]malagasy poli-zika[/b] ao amin'ny liste takelaka hafa fa tena henjana ilay kofy na...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 06:19
memerz
(
25/03/2006 02:36)
ovni
Miala tsiny fa @ teny frantsay kely ity:
Combien il y a de sortes d'OVNI ?
...........
...........
...........
...........
Il n'y a que deux:
L'OVNI tender et L'OVNI true...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:20
xxx
(
24/03/2006 21:17)
La corruption télévisé any Madagasikara
Corruption Télévisée...
A Madagascar, on ne fait pas les choses comme les autres et dans certains secteurs d'activités, cela frise le non sens économique pour ne pas dire la corruption ( d'ou le...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2006 19:21
gasypantin
(
24/03/2006 20:52)
Mbà mahaliana ahy ny mijery ny resaka record itony
Asa raha mbà misy manana passion toa ahy fa dia mahaliana ahy ny resaka record
ohatra: ny olona lava indrindra eran-tany dia ity rangahy ity
http://www.chine-nouvelle.com/articles/20050713-geant.ht...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 15:44
