Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
radolany
(
31/03/2006 08:40)
Miboridana
Tena ! tsy mahazaka mihitsy ny lehilahy rehefa mahita vehivavy mitanjaka fa inona no antony e---omeo ahy hoe ny hevitrareo--lehilahy aho no manoratra an ! ARY maninona ny vehivavy no malama rehefa mah...
tohiny
novalian'i kala ny 13/04/2006 10:48
explosion86
(
31/03/2006 08:03)
tsika gasy ve dia miavonavona
betsaka no mitaraina fa itsika mponiny gasikara dia olona miavona...
tohiny
novalian'i zanany ny 28/11/2006 17:45
ratsida
(
31/03/2006 07:46)
mila mamorona asa @zay mba handrosoana. azo atao ny manan-ka
betska ny tanora eto @ tanana. marina fa eo ny fahatanorana fa tena ilaina sahady ny mieritreritra hoe aiza no hahita vola rehefa vita ny bosy na ny sal@zany e. tsy ny ho foronina no tsy misy fa ny fi...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/04/2006 14:59
andrinirs
(
31/03/2006 06:38)
vonjeo!
slt daholo,mba mila fanampiana aty aminareo ange raha misy afaka mamaha ity olana-ko ity e; nividy carte tv 'easy tv capture" aho dia rehefa avy no-installena ny pilote dia mahita chaine tsara saingy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 10:36
Fiffi
(
31/03/2006 05:35)
Fivarotana fanafody mampiheritreritra
Pharmacie de Tana, à Antsahavola : Vente de médicaments douteux . http://www.lagazette-dgi.com/...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:32
Fiffi
(
31/03/2006 05:28)
Lozam-piaramanidina
Nianjera tany an-tanimbary ny fiaramanidina nitondra minisitra sy DG maro.
Tany anaty tanimbary no nifatratra ilay fiaramanidina Twin T A 31 nitondra ny minisitry ny toe-karena, ny vola ary ny teti-b...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 06:57
Herimiafina
(
31/03/2006 03:16)
Fitaizana Hazo fihinamboa.
Ndeha isika hiresaka indray ny karazana fomba fitaizana ny hazo fihinamboa rehetra:
-Zezika ampiasaina.
-Taille (fanapahana ny rantsana).
-Fiadivana amin'ny bibikely sy ny aretina.
-Ny toerana tsa...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/08/2006 16:30
Herimiafina
(
31/03/2006 00:10)
Fahaizana miteny mazava: fifandraisana!
Ohatra omena ny amin'ny "tsy fitenenana mazava" sy tsy fahaiza-mifehy ny teny entina maneho hevitra.
Asa raha tadidinareo ilay Afera Keliberano (Ambalavao) iny? tamin'ny taona 88 tany ho any.
Ni...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:26
Herimiafina
(
30/03/2006 23:55)
Tartiflette!
Tena favy ry reto an! tena favy be miaraka amin'ny divay kely. :miam::miam:
Ka hono ho aho, izaho tsy dia tia mitsikaraka loatra an'ireny recette sur internet ireny fa raha misy mahay manoro ny fom...
tohiny
novalian'i Falzar ny 13/04/2006 12:26
marozevo
(
30/03/2006 23:00)
Sabata ihany !!! ??? ...
Anisan'ny loha hevitra nafàna ny momba ny resaka Sabata, nefa indrisy fa navadiky ny pejy. Tsy fitia te-hifamaly amin'i dadabe sy ry Fiffi akory raha mamerina izany etoana.
Manaja ny Sabata : Tafid...
tohiny
novalian'i Achia ny 26/05/2006 18:44
lapino
(
30/03/2006 21:07)
Iray ihany no fanafana amin'ny fitiavana ...
... dia ny mitia bebe kokoa :)
[quote=Henry David Thoreau]Il n'y a qu'un remède à l'amour : aimer davantage.[/quote]...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 08/04/2006 07:36
Herimiafina
(
30/03/2006 20:17)
Iza no mavesatra?
[b]Plomb[/b] iray kilao sa [b]volon'akoho[/b] iray kilao? hehehehe:-D:-D...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/04/2006 12:44
totofy
(
30/03/2006 19:04)
Resaka Orgasme
misy karazany efatra (4) hono ny orgasme :
-1/ postif: ...oui,oui,oui, oooooouuuuuuuiiiiii...
-2/ négatif: ...non,non,non, nnnnoooooooonnnnnn...
-3/ réligieux: ..mon dieu, mon dieu , mon diiiee...
tohiny
novalian'i totofy ny 04/04/2006 16:11
xxx
(
30/03/2006 17:37)
azo heritreretina ve ny extradition-an'i Deba makany Dago?
Io indray izao no malaza raha manaraka ny vao² farany any Afrika nareo.
I Charles Taylor,Lyberia no tiana ho lazaina@izany miampy an'i Husen Abré an'i Tchad.
Azo heritreretina ve indray andro any ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 17/04/2006 04:52
rrdo
(
30/03/2006 16:10)
test
''"""''''
(tsy dia mila valiny)
''"""''''
(tsy dia mila valiny)
Ito dia test kely fotsiny (tsy dia mila valiny)
''"""''''...
tohiny
novalian'i hery ny 30/03/2006 19:29
xxx
(
30/03/2006 13:41)
HO AVY INDRAY MANTSY ITY NY FIFIDIANANA!!!!!
Ho avy indray ity ny fifidianana !
Ny zavatra tena mahalàsa saina dia MAHANTRA ny firenena nefa ny candidats milatsaka minimum 10.Ny fanontaniana mipetraka dia AVY TAIZA no ahitàn'ny candidat vola ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2006 22:51
soasoafy
(
30/03/2006 13:31)
Transfert des données(phone vers ordi)
Hono oa ry zareo an, cable USB ihany ve de ampy hi-transféré-na photo avy @ phone mankany @ ordi? sa misy logiciel mihitsy manampy io cable io?...
tohiny
novalian'i randry ny 06/07/2006 10:14
ainaheri
(
30/03/2006 12:39)
Coque biodegradable
Mandroso tokoa ny zavamisy eo @ alalan'ny Tél port fa nahita ny manampahaizana mba iharovana ny tontolo iainana dia efa misy zao ny coque biodegradable zay lasa zezika refa atao anaty tany ary misy k...
tohiny
ravatorano
(
30/03/2006 11:40)
fankalazana ny asaramanitra malagasyiany koa ny andro omaly
Hita fa tena hadino tokoa ny fomba fanisana ny andro sy volana malagasy ary maro amitsika no tsy mahalala miitsy hoe aoana sy aoana ny famaritana ny andro sy volana malagasy ho lmasa taoana iray.
Nan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 04:54
ravatorano
(
30/03/2006 11:34)
asaramanitra : celebration discète
Asaramanitra : Célébration discrète
Hans Sandy
29-03-2006
La culture malgache est en train de perdre son identité. Mise à part l’initiative du Vazimba Produktion de Olombelo Ric...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 19/01/2015 08:37
