Miboridana

1. radolany ( 31/03/2006 08:40)
Tena ! tsy mahazaka mihitsy ny lehilahy rehefa mahita vehivavy mitanjaka fa inona no antony e---omeo ahy hoe ny hevitrareo--lehilahy aho no manoratra an ! ARY maninona ny vehivavy no malama rehefa mahazo fafiny rehefa mirevy ok ,izay teha hiresaka amiko manokana @ adresse hafa dia ity ptrickings@yahoo.fr Bye daholo
novalian'i kala ny 13/04/2006 10:48
2. lemenakely ( 31/03/2006 08:56)
normal rah taitra ny lehilahy raha mahita vehivavy miboridana avy @ cérveau no mibaiko an'io ...arakarak'ilay vehivavy kosa aloha e fa tsy hoe refa vehivavy miboridana rehetra dia mahataitra daholo !!!
3. kabotal ( 31/03/2006 09:05)
Efa natoraly @lehilahy zany,le izy ary na tsy miboridana efa mahataitra ny sasany arakaraka ny eritreritrao ihany io, fa marina ny an'i lemenakely, tsy zay hoe miboridana rehetra de mahataitra e!
4. dadabe ( 31/03/2006 09:33)
raha lhl tsy taitra @ izany de PD kle
5. fasaly ( 31/03/2006 09:51)
de inona mou zany fa de taitra nareo e!:°):°):°)

dadabe::-D
6. kala ( 31/03/2006 10:17)
:oops:
7. Kadoda ( 31/03/2006 10:19)
Lemenakely a. Sao dia izany kosa ary no mahatonga ireny vehivavy adala bevohoka ireny? Tsy mahatanty mahita ny lehilahy dia tonga dia ao. Mampieritreritra:-w
8. Kadoda ( 31/03/2006 10:31)
Lemenakely a. Sao dia izany kosa ary no mahatonga ireny vehivavy adala bevohoka ireny? Tsy mahatanty mahita ny lehilahy dia tonga dia ao. Mampieritreritra:-w
9. soasoafy ( 31/03/2006 10:51)
Tsy azoko tsara ilay fanontanian'i radolany oe:"maninona ny vhv no malama refa mahazo fafiny" malama ahoana e?mba hazavao
10. booboo ( 31/03/2006 10:57)
:-D
11. fasaly ( 31/03/2006 11:24)
:roll::roll::roll::roll::roll::idea::?
12. sakaizakely ( 31/03/2006 11:59)
Na Maïté aza ve de manaitra anareo ?

Dia inn no dikan'ny we malama azafady ?


radolany:

Tena ! tsy mahazaka mihitsy ny lehilahy rehefa mahita vehivavy mitanjaka fa inona no antony e---omeo ahy hoe ny hevitrareo--lehilahy aho no manoratra an ! ARY maninona ny vehivavy no malama rehefa mahazo fafiny rehefa mirevy ok ,izay teha hiresaka amiko manokana @ adresse hafa dia ity ptrickings@yahoo.fr Bye daholo



13. booboo ( 31/03/2006 13:24)
:-D refa mi-mouille noho ny excitation ny vehivavy dé tsy sahirana mr zizi manao ny asany. zay dikan'ilay "malama". :°).....crue beee ve ny filazako azy ?
14. kinaoly ( 31/03/2006 16:34)
booboo> =D mety tsara io ka :°)
resaka hormone io ry zavavy a, ny lhl baikon'ny testostérone aby de refa maheno an'ilay feromone avy @ nareo vhv njareo lhl da manaraka koa. :twisted:
15. xxx ( 31/03/2006 18:21)
tena maha kinaoly mitsy zany resaka zany:-D:-D:-D
16. fasaly ( 31/03/2006 18:30)
malama, mando:-w:-w:-w:roll::roll:mafàna beuh izy zany:-D
17. andry08 ( 31/03/2006 19:03)
=))=))=))=))=))=))hita be hoe efa matory daholo ny mineurs, manararaotra daholo!
18. booboo ( 31/03/2006 19:39)
manararaotra maninona ?
19. fijo ( 01/04/2006 03:53)
avelao ny sipa hiboridana e
20. andry08 ( 01/04/2006 08:44)
Manararaotra ny milaza izay tiana a!:D:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7336