Miboridana

21. booboo ( 01/04/2006 10:46)
noheveriko fa manararaotra.... miboridana :°)
22. kinaoly ( 01/04/2006 11:40)
booboo> reo miboridana fona na atoandro aza ny andro :°) - ho fahafinaretan'ny mason'izay tia =))
23. booboo ( 01/04/2006 11:52)
hihihihi
24. Fiffi ( 01/04/2006 12:15)
tapeno fotsiny ny maso eh! :-D:-D:-D
25. fasaly ( 01/04/2006 14:58)
kou maninona anefa raha miboridana zay izay no ahazoana aina e! asa vitan'nadremanitra io tsisy atao mahamentatra sy manelingelina:°):°):°):°)
26. kinaoly ( 01/04/2006 15:21)
fasaly> za ane wa mba gaga e, za alou mijery eeee :°)
27. Fiffi ( 01/04/2006 16:11)
nefa anie ny anay tianay ery ny mijery ny vatanay eh! kayyyy !! jejojejo ery :-D:-D:-D:-D
28. kinaoly ( 01/04/2006 16:19)
Fiffi> zany njinja manko ane e, refa avy nanao douche na naka bain iny nareo :^) ,oops efa resaka nande teto io
29. fasaly ( 01/04/2006 20:12)
ié! rehefa avy maka douche boridana de lany adiny ray eo amy fitaratsa, mijery ny vatana:^):-D
sa tsy izay mou ry fiffi....:°):°):°) hita ambàkan'ny volo maniry rehetsa iny:°)
30. ikalakintina ( 01/04/2006 20:57)
misy lhl leo vhv miboridana ry ve? ohatra mpivady?
31. vale ( 01/04/2006 21:46)
Kadoda:

Lemenakely a. Sao dia izany kosa ary no mahatonga ireny vehivavy adala bevohoka ireny? Tsy mahatanty mahita ny lehilahy dia tonga dia ao. Mampieritreritra:-w
ty kadoda ty=))=))=))


32. Veloo ( 02/04/2006 03:04)
33. Fiffi ( 02/04/2006 05:25)
fasaly , kinaoly: wadrayyyyy sady jejo ery ! :):)
34. fasaly ( 02/04/2006 06:58)
ikalakintina:

misy lhl leo vhv miboridana ry ve? ohatra mpivady?



kou raha senja ny vevavy tsy de potable kosa ve! mi- kilaps mitarozaka dooly etsy sy erokatra tsy ho leo ny lhl raha de iboridana foana ianao:-D:-D:-D:-D
35. fasaly ( 02/04/2006 07:00)
fiffi: sady hosorana krema manitsa de hosorana milamina malefaka eo de masser-na kely eo de.....:-D:-D:-D de lasa amoureuse am vatana eo de satry hiboridana ihany:-D:-D:-D:-D
36. Veloo ( 02/04/2006 22:04)
:-D:-D
37. Fiffi ( 03/04/2006 07:14)
fasaly: de............... :-D:-D:-D:-D:-D
38. booboo ( 03/04/2006 10:43)
kinaoly > lé mijery fitaratra ve ? wouahahahahahaha
39. kinaoly ( 03/04/2006 14:31)
booboo> iee, za mahatsikaritsa mintsy fa ny saldébain-n'ny sipa misy fitaratsa sur pied fona :°)
fasaly> k du beau spectacle en perspective.
refa mihalebe njay de hitako we samy menatsa na ny lahy na ny vavy refa miboridana :-P
40. Herimiafina ( 03/04/2006 15:59)
Ahummm Ahummmm :-w:-w
Anjekaky oo :{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1042