Miboridana
81. Herimiafina
(
08/04/2006 15:54)
Tena miala tsiny ry zareo af rehefa radoko ela nandalo teo amin'ny fandrasarasana razana sy nanaovana autopsie, maika moa fa efa nanao dissection olombelona sy nahita vatana miboridana isankarazany na lahy na vavy de tsy de voasarika loatra intsony amin'ilay miboridana an!
Rehefa mahita vehivavy miboridana izao dia tonga dia mandeha ny reflexe, manadihady anatomie, bistouri ny ao antsaina hi dissequer an'iny hijerevana ny karazana taolana sy ny karazana nofo ary hozatra ao anatin'iny.
Miaiky angamba izay nianatra teny amin,ny medecine ato fa rehefa avy nanao anatomie miaraka amin'i Pr Blezy sns dai tsy dia taitra amina sipa intsony an! na koa ireo izay nanao stage tamin,ny resaka gynecologie ka nilalao izao karazana aretina rehetra izao, miaraka amin,ny fofona sy ny nana ary ny rà maimbo be, siora aho fa efa donto nys aina ka tsy ho taitaitra intsony an! ahan :@:@

83. fasaly
(
08/04/2006 16:51)
:roll::roll::roll::roll:
ny an'i HM kosa boridana gravy beuh zany kou! efa maty try mitsangana trony enjambelona sy hatsatra fotry mangatsiaka beuh ve hanaitra trony zany fa hamapatahotra ndray ngamba hoe:roll::roll::roll:

85. Herimiafina
(
08/04/2006 17:20)
Ka refa ao amin,ny blôky ôperatoara koa anie ry fasaly de efa miboridana de hitan,i dokotera dôlidôly e!
Refa le manano stage any amin'ny hopitaly iny de maka frotis no lahasa de atao anaty haricot de mahita ny tsy fahita fona klé, de leo ny farany.
Anjekaky oo :{

86. fasaly
(
08/04/2006 17:37)
eny e! ka amin'ny kou le vevavy ho didina miboridana fa hatsatra ny anestezia ihany de mitovy ihany
hafa ihany ny boridana velona mitsangana mihetsika mihira migeste mitsiky mi pimaso mananihany manao grimasy:wink::^):^):^)

87. Herimiafina
(
08/04/2006 21:28)
Ka efa voa kia ny saina klé, tonga de any mahintsiny ka aleo aza tsy asian mivboridana i rakala fa tonga de tsy mandeha ny zafera e! ahan :@:@
88. kinaoly
(
09/04/2006 09:03)
fa nga kosa refa mijery mou de taitra e ? :°) mba maso mijery fotsiny na manodina loha aveo na maka sary antsaina bistouri na maminany we firy metatra zao ny halavan'ny tsinaiben'io sipa io :°)
89. fasaly
(
09/04/2006 10:53)
:roll::roll::roll::roll:ho anay nudista kalou de tsy olana ny mahita oul miboridana e! tsy olana ko ny miboridana de madio beuh ny saina:°):°):°)
90. kinaoly
(
09/04/2006 11:22)
fasaly> za kou alou e (le mijery fotsiny io an) mba mijery ny zava-boahary e :D
92. kala
(
10/04/2006 11:11)
fasaly > njy ty an! :-* :-* :-*
fa tena milay kosa aloha le mbola afaka mipelipelika reny na miboridana aza ê!kôzy moa8)8)
HM > ny an'ela kosa d'efa mihoa-pefy ndray ka!
refa sendra an'ilay mbola milailay be reny enao raha tsy enao ndray no mi-style alohany eo :twisted:
azafady ry zanako! :-*

95. diamondra27
(
11/04/2006 11:27)
tsy azo atao eto zany miboridana zany e!
farafaharatsiny manao akanjo transparente angamba, nefa vao maika koa iny toa hummm hummm be an!

96. kinaoly
(
11/04/2006 11:42)
diam> zay vao tena lasa ny saina, le suggestion ané no mbola manaitaitra kokoa noho le tou de mvantana beu e :°):°)
97. fasaly
(
11/04/2006 12:56)
diam ka rehefa nudiste de nudiste fa tsary mila transparansa zany aky aaaa!:wink::P
99. kala
(
12/04/2006 12:14)
fasaly > marina mitsy zany akia :-*:-*:-*
diam > matin'ny curiosité eo njy f'ataovy tsara:wink::-*