Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaRandri ( 04/04/2006 02:03)
Lakozia Malagaziatika ;-)
satay amin'ny anamamy. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 06:02
LazaRandri ( 04/04/2006 01:29)
Hira, dihy, dokambarotra
[img]http://www.malaysiatrulyasia.co.uk/images/header/head2%20_logo.gif[/img]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 05:41
petsambava ( 03/04/2006 21:18)
Fa ny malagasy miafy...sady mangasiasy..
Mampalahelo mihintsy ny gasy kely anaovan'ireo karàna azy .Tsy hanonona ny anaran'ilay karàna aho fa olo-malàza ka sao hanahirana eto fa dia mampalahelo ny hanaovany an'ity saoferany ,tsy manana to... tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 22:23
lemenakely ( 03/04/2006 20:08)
SECTE hono ka hoe....
Raha nandinika aho dia mihamahazo vahana ny SECTE ao MADAGASIKARA ao ,tsy hanonona aho hoe iza no secte ary iza no tsy secte sao miteraka polémique ....fa na any @ toerana ambanivohitra tsy ampoizina... tohiny
novalian'i aly ny 01/06/2006 17:21
petsambava ( 03/04/2006 19:37)
fonjan'ANTANIMORA mampalahelo tokoa!!!
Asa mbà mangataka ny webmaster ao @ dinika rehetra asiana hoe: tsy rariny, satria amiko raha eto @ tanàna fotsiny dia be no zavatra mbola tsy rariny .Isan'izany ny manjo ireo gadra ao ANTANIMORA iza... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2006 03:29
labomba ( 03/04/2006 19:22)
Misy androny ny sipa
Lisany ve tsy mahita?... tohiny
novalian'i kala ny 26/04/2006 06:23
4mimananelatra ( 03/04/2006 18:58)
HO AVY HITSIDIKA AN'I MADA NY FILOHA ALLEMAND...
GUTTEN TAG !! Miomàna indray izany ny mafy daka mpatory an-dalana fa ho darohan'ny mpiasan'ny fivondronana fa mahamenatra ny vahiny .. efa lasa zary ohatran'ny goûter fa dia atao ahoana moa e ,aza ... tohiny
novalian'i cutie ny 01/05/2006 23:02
xxx ( 03/04/2006 17:39)
NY FAHANTRANA mila ezaka à long terme!
Amiko manokana dia mila ezaka lavitra ezaka raha tiana hihen-danja ny fahantràna ny hoe hanafoana aloha tsy possible satria na aty @ tany manan-katao aza misy mahantra. Mila ezaka avy @ mpitondra di... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:05
fiaritiana ( 03/04/2006 17:24)
hihihihi!! fa tandremo an!
[b]Faire l'amour en cachette, c'est comme voler des bonbons à l'épicerie. C'est délicieux.[/b] ... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/04/2006 18:41
fiaritiana ( 03/04/2006 17:22)
Mampimé tsssss!
[b]La difficulté pour les célibataires c'est de déshabiller les femmes. Pour les maris c'est de les habiller.[/b]... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/04/2006 18:44
xxx ( 03/04/2006 13:52)
fiambenana ny toerana manan-tantara ao ANTANANARIVO!
Raha mi-remarquer ianareo raha ny aty @ pays européens fotsiny ohatra dia tena tsy ataon'ny police sy ny miaramila ambanin-javatra mihintsy ny fiambenana ny toera-manatantara ao aminy na andro na ali... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 14:42
yonikafopl ( 03/04/2006 11:48)
Mbola resaka sary ihany .
Mahagaga fa misy ve ny halako bika tsy tiako tarehy ato amin'ny serasera eeee,sa dia efa manao izay tiany atao sy danin'ny kibony sy izay tiany ny mpiandraikitra ato?? sa koa efa tsy tia ny marina?? ... tohiny
novalian'i fasaly ny 26/04/2006 09:19
TYNOS ( 03/04/2006 11:47)
Michael Jackson
araka ny filazan-dry zalah t@mbs vao maraina(alatsinainy faha telon'ny volana aprily 2006) teo de:nivaly hono ny fanadihadiana nataondry zareo amerikana ny @ olona badrahodra na nandra indrindra any ... tohiny
novalian'i Yverson ny 04/05/2006 14:35
yehel ( 03/04/2006 11:20)
Tsy mety tonga ny Investisseurs
Et oui.tsy mbola mirohitra aty dago mihitsy ny investisseurs hatram zao.Fa nahoana aza??? Sao dia kosa ny opérateurs éconq eto an-toerana mihitsy no manakana satria efa lovian-dry zalahy irery ka h... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:55
4mimananelatra ( 03/04/2006 11:06)
HANDRAY NY FAHEFANA NY AMIRALY RATSIRAKA!!!!
handray ny fahefana ny amiraly Ratsiraka ! izany no hita ao @ gazette tribune androany fa sao lazain'ny sasany izaho in1 no mamorona http://www.madagascar-tribune.com/... tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2006 19:51
radolany ( 03/04/2006 10:32)
Inona ny atao hoe tena fitiavana
Inona no atao hoe tena tia e ,toa lasa firaisana fotsiny fa tsy mba misy fiharaha mizara sy manangana ny ho avy ,... tohiny
novalian'i manatiana ny 01/06/2006 16:16
hery ( 03/04/2006 09:34)
Raha hisy email @serasera.org
Eo am-pieritreretana ny fikarakarana ny hananan'ny namana adiresy email @serasera.org izahay amin'izao fotoana izao. Misy fanontaniana vitsivitsy ireto raha afaka mamaly ianareo. 1. Mety hahaliana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 05:24
ainaheri ( 03/04/2006 08:06)
SANS AUCUN DOUTE
Io fandaharana io zay hafanain'ny Julien Courbet sy ny avocats zay manampy azy ao @ TF1,Ho an'zay ol manana olana eo @ fisolikiana sy ny fanararaotam-pahefana sy n y karazany!! D mba nanontany tena ... tohiny
novalian'i MCZ ny 20/07/2006 12:48
ainaheri ( 03/04/2006 08:00)
USA Imperialisme
Soa ihany fa mba tsy anisan'ny nanampy niady tany Irak isika!!... tohiny
novalian'i cutie ny 01/05/2006 21:08
ravatorano ( 03/04/2006 07:35)
tafakatra izany ny Uscafoot sy ny USJF ravinala
Na dia samy nanao sahala aza ny tarika malagasy raha nandrato fihaonana tany ivelany dia nahomby ihany satria tafakatra eo amin ny ampahavalon dalana ny tarika malagasy anakiroa. Momba ny uscafoot di... tohiny
novalian'i fabrice ny 22/04/2006 13:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3706