SANS AUCUN DOUTE

1. ainaheri ( 03/04/2006 08:06)
Io fandaharana io zay hafanain'ny Julien Courbet
sy ny avocats zay manampy azy ao @ TF1,Ho an'zay ol manana olana eo @ fisolikiana sy ny fanararaotam-pahefana sy n y karazany!!
D mba nanontany tena aho we raha mba misy otr'zany mo any Dago d aona??Mety ho zakan'lay ol v we angina fotsiny izy avy eo,refa resy sy afabaraka t@ zavatra nataony???
répondu par MCZ le 20/07/2006 12:48
2. finaritra ( 03/04/2006 09:05)
Io indray aloha dia izao fotsiny no hevitro:

-ny TF1 dia télé tsy azo atao ny mijery azy lôtra ary betsaka ny manao boycotte tsy mijery azy io! satria nahoana? Télé feno fitaka, commerciale lôtra io isaky ny fandaharana inddra fa vao resaka télé réalité!

-io fandaharana SANS AUCUN DOUTE io izao dia mba crédible ihany satria misy ny coup de fil mivantana(na tsy mivantana aza ny diffusion)
ary i Julien COURBET koa manao fandaharana hafa any @ radio RTL. Mba manampy ny vahôka majinika izy e!

-ireny fandaharana SANS AUCUN DOUTE ireny ve no ho ataontsika any Dago?? Hevitra tsara tokoa izany kanefa dia mbola sarotra be izany satria ny tribunal aza moa azo anaovana tsolotra ary indrindra fa ilay hoe "tsy ho hitanay eny an-dalana anga elà, hitanay ny tranon'elà ...." sy ny hoe "'za l'ty mahafantatra olona ao @ fitsarana a!..."(menaces) hoy ilay mpanao "aranaque" natsoin'i "Julien COURBET" gasy.

-fa ilay "guerre des voisins" ny ahy no tena mahatsikaiky ahy! tena adala mihitsy ireto vazà ireto!!:-D :-D

Izay no hevitro fa raha ny tena rariny sy ny hitsiny dia ny fandaharana toy ireny no tena mety fa tsy voatery hiandry ny fitsarana eo fôna!faniriana ny mba isian'ireny any Dago!!:idea:

veloma indray ery e!!
3. hery ( 03/04/2006 09:47)
Ny any Dago koa anie tsy ahafahana miasa mihitsy e.
Vao Kidaona Maraina fotsiny aza ny fandaharana mamoaka izay alahelo etsy sy eroa dia efa be dia be ny miteny hoe mba tandritandremo ihany ry zalahy...
Mainka fa zavatra lalindalina kokoa tsy voatery hanakarama Bodyguard?

4. LazaRandri ( 03/04/2006 10:04)
hery:
Ny any Dago koa anie tsy ahafahana miasa mihitsy e.

hahaha
5. LazaRandri ( 03/04/2006 10:05)
Fa nisy inona toa nivoaka break?
hery:

Ny any Dago koa anie tsy ahafahana miasa mihitsy e.




6. Fiffi ( 03/04/2006 10:21)
:roll:
7. Fiffi ( 03/04/2006 10:24)
Télé feno fitaka, commerciale lôtra io isaky ny fandaharana inddra fa vao resaka télé réalité!
aiza kosa dia hoe feno fitaka eh! misy avocats sns.... ireny ve dia azo lazaina fa feno fitaka ? Tandrmo hiany fa raha vao resaka réalité zany tsy hanaovana vazi2 io an! fa ho voa mafy ny sazy raha sanatria ka ny resaka "réalité" no lazaiko io an!
8. fijo ( 23/04/2006 02:58)
za vao naika iteny io voalazan'i hery io.
9. Fiffi ( 23/04/2006 06:13)
Télé feno fitaka, commerciale lôtra io isaky ny fandaharana inddra fa vao resaka télé réalité!
tsy mihombon-kevitra aminao kosa aloha zah @ io an! satria maro ny olona nahazo valiny tena mahafam-po ary fifaliana moa zany ?
10. xxx ( 21/06/2006 12:06)
:roll:manaov fandahara hafahafa any adago raha ta ho eny antanimora hita izao fa firenenatsy mandroso arantsaina mihitsy diso kanosa loatra ilay vahoaka ary ny mpitondra manararaotra ny akanosan'i vahoaka
11. sarobidy ( 18/07/2006 11:59)
hihihihihi
12. MCZ ( 20/07/2006 12:48)
sans aucun doute ééé hihihhi :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4362