Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx ( 06/04/2006 17:16)
hira ho telecharger-na
mba omeo site-na hira azo telecharger-na gratuit ry 'reto an, ireny mba malaza ireny e, misaotra... suite
répondu par mpisotrtoaka le 24/02/2016 14:47
fasaly ( 06/04/2006 16:51)
Diamondra27
:?:?:?elalea zany zay try nahita an'i dimaondra27:?:?:?asa lasa aiza izy izay:?::?: otsan'ny nalahelo azy aho tao ho ao waaa e!:(:(:(:-w... suite
répondu par dadabe le 16/04/2006 14:44
xxx ( 06/04/2006 14:10)
AMBOHIPO izao sisa ve no niafarany?
sendra hitako ity blog ity ny tena moa mponina teny taloha, nilaozana 15 taona lasa izay hatramin'ny nipetrahana aty ivelany.. dia hita fa simba sy mivari-lavo tokoa AMBOHIPO !!mampalahelo http://www... suite
répondu par Maheryandry le 10/01/2011 08:39
ainaheri ( 06/04/2006 12:23)
Ny mpitondra malagasy
Nisy mpisolombavambahoaka iray zay nilaza hoe;" tsy matianina ny mpitondra malagasy hatr@ zay ka hatr@ zao",tena marina zany fa otrany ataon'ny sasany mitondra ny tokantranony na ny orinasany ny mit... suite
répondu par fijo le 13/04/2006 19:49
mirrinna ( 06/04/2006 11:03)
mitady adiresy ny tarika zay
mba firy ry reto ny adiresy fa za anie tena pakafy zay sa mety tsisy akory angamba io fa manadala fotsiby ny zayahay zany e. mba omeo zay manana e fa ny an'i hanitsoa no aty zay mila ... suite
répondu par Fiffi le 07/04/2006 04:46
lemenakely ( 06/04/2006 10:40)
tafakatra 14.000 fmg ny 1 euro androany!!!!
tafakatra 14.000 fmg ny 1 euro androany ny lasantsy koa nisondrotra nanomboka omaly !!!asa tsy misy mésure d'accompagnement tokony ho raisin'ny fanjakàna ve na subvention ohatra rien que ny carburan... suite
répondu par mandrindra le 02/05/2006 11:36
texe ( 06/04/2006 09:41)
fihaonana
Raha vao mahita ny olotianao ianao dia inona no ataonao voalohany any aneritreritrao? Inona no atao hoe fiaonana ary ny mpikambana ao anaty serasera ve afaka ... suite
répondu par andry08 le 06/04/2006 14:35
texe ( 06/04/2006 09:27)
fivavahana
isika namana ao anaty serasera ve alo mba tia fivavahana? ary inona moa no ato hoe?mivavaka ilaina ve ny fivavahana eo amin'fianana enao ve r... suite
répondu par marozevo le 16/05/2006 21:17
Vaika ( 06/04/2006 09:12)
Gambit du Roi !
1.e4-e5 2.f4-... Dia ahoana ?... suite
répondu par Vaika le 10/04/2006 10:59
texe ( 06/04/2006 08:28)
finoana
manahoana alo e! inona no atao hoe finoana? ... suite
répondu par marozevo le 08/05/2006 15:12
ikalakintina ( 06/04/2006 07:43)
ny fahaizana sy ny fitiavana
misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra t... suite
répondu par soanja le 01/06/2006 04:41
hery ( 06/04/2006 06:26)
Blaogy.com - 1 volana sahady
Feno iray volana izay no nanokafana ny blaogy.com. Amin\'izao anefa dia efa manomboka malaza sahady na dia hoe ho an\'ny mpikambana ato amin\'ny serasera.org fotsiny aza. Isaorana ireo izay nanokatra ... suite
répondu par ravakamalala le 06/04/2006 17:00
Fiffi ( 06/04/2006 05:46)
L'incinération (crémation)
"Vovoka no niandohanao ary vovoka no hihafaranao." Raha tena heritreretina sy dinihina ity voalaza io dia maha-lasa saina hiany ny olona mangataka ny hanaovana "L'incinération (crémation)" satria... suite
répondu par marozevo le 08/05/2006 15:16
Fiffi ( 06/04/2006 04:57)
Mihinana ny tsy fihinany ny Malagasy .
Tsy ampy ny fampiharana ara-bakiteny ny lalàna mifehy ny fanaraha-maso ny hena amidy, eto Madagasikara. Nidina an-tselika tamin’ny toerana vitsivitsy ny MAEP sy ny ministeran’ny Varotra, omaly... suite
répondu par Fiffi le 12/04/2006 07:46
LazaRandri ( 06/04/2006 01:17)
lasa ambasadaoro hono i Christine ;-)
Azafady, Kristianina kay fa diso famaky aho. hahaha! Ambasadaoron'i Kristy ny Kristianina. Isika diaspora ety an-tany!... suite
répondu par cutie le 03/05/2006 11:24
LazaRandri ( 05/04/2006 23:50)
Teny Malay sy Teny Gasy
mulut = molotra tangan = tanana tulang = taolana anak = zanaka minum = minono (misotro) hahaha! makan = homankanina murah = mora (tsy lafo) bulan = volana Jumaat = Zoma khamis = Alakamis... suite
répondu par lapino le 10/05/2006 08:03
petsambava ( 05/04/2006 20:55)
AH LES MPANERA.......
TSY MISY ASA RATSY hoy ny fiteny fa mbà manana tsikera kely @ ireo mpanéra e surtout eny @ station taxi-brousse.Tany TAMATAVE no niseho ilay zavatra ho any FOULPOINTE vao niala ny taxi brousse avy T... suite
répondu par xxx le 01/11/2006 23:29
xxx ( 05/04/2006 16:59)
sao mba misy mahafantatra an'i Erika JOERG ato?
vhv(gasy) namany tany @ escale(arnouville) no mitady,ny nµ° tél-ko tsy niova, ka raha mba misy havany na mahalala azy dia mba ilazao izy fa mitady azy mafy hoe lay namanao.misaotra ! ... suite
répondu par xxx le 23/04/2006 19:16
ari.malala ( 05/04/2006 11:14)
misy courrier ho anao ao
Teo am-panapahana ahitra teo anjaridaina zany le ranga, d nivoaka avy any ny mpiray vodiridrina taminy, blonde izy io ;) sady tsara bika an nivoaka avy any antranony any znay izy de nankeny am-bavahad... suite
répondu par ari.malala le 13/04/2006 12:50
ravatorano ( 05/04/2006 10:01)
Diniky ny mpitondra sy ny mpanohitra !
Diniky ny roa tonta Mifanipy baolina Omaly no nitondra ny heviny indray ry zareo eo anivon'ny 3FN teny amin’ny «Villa La Franchise » Ivandry, izay nitondrany ny fanazavana momba ny m... suite
répondu par Fiffi le 08/04/2006 14:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3676