Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hasiniavosi
(
10/04/2006 12:18)
Mitady an'i Hafatra
Manao ahoana daholo,
Mitady ny very e!
Hafatra ho an'i Hafatra(lehilahy).
Mbola tadidinao ve ny anaranao gasy(Hafatra)
Manan-joky anakiray ianao aty
m/car(Ando). Teny Ambanidia isika no ni...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 04:37
Odilon75
(
10/04/2006 11:42)
Fampirafesana
Manontany aho fa malaza be ity olona iray ity amin'ny fampirafesina nefa ny tenanny tsy mety manambady fa mifidy vehivay iarahana sy mila vehivavy tsara hono, maro ny efa niarahany nefa tsy nisy nanaj...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 16:23
Falzar
(
10/04/2006 11:10)
VISA de sorti
Tena mampalahelo wa ry 'reto 'ty lalàna navoakan'i Sarkozy ity e! Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy, en + mbola mila ny fankatoavan'ny fanjakana MLG indray 'zay vao eke...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:49
Falzar
(
10/04/2006 11:10)
VISA de sorti
Tena mampalahelo wa ry 'reto 'ty lalàna navoakan'i Sarkozy ity e! Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy, en + mbola mila ny fankatoavan'ny fanjakana MLG indray 'zay vao eke...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:47
Vaika
(
10/04/2006 11:09)
Mofo gasy !!!!
Aiza ny recette-na mofo gasy ry zareo fa manana lasitra izahay e ? Sao dia harafesina ao fotsiny na dia aluminium aza.
Mety ve ny farine de riz novidiana tany amin'ny épicerie chinoise ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2006 16:47
ketaka67
(
10/04/2006 10:06)
ramez ramez
:(sao dia misy manana ny tononkira misy hoe "ramez 'ramez " é! misaotra mialoha...:P...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2006 11:59
ariel
(
10/04/2006 09:40)
recette poudine
mba mangataka anio recette io zay mahay azafady merci...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 04:12
lool
(
10/04/2006 09:37)
Sento
Akory jiaby jiaby ! tsy zany fa mba misy resaka kely e! izaho zany tena liana amin'itony tononkalo itony mintsy indrindra fa resaka fitiavana no voalaza ao ka raha azo atao dia mba handefaso an'reny t...
tohiny
novalian'i lool ny 27/04/2006 09:55
Fiffi
(
10/04/2006 09:08)
Paska
"Fa izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao: Nomeny ny Zanany lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay" (Jaona 3:16)
Noho izao fahatongavan'n...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 12:17
ainaheri
(
10/04/2006 08:21)
Mbola lay reportage tao @ TF1 iany
D sady ontsa ny fo no somary tezitra ihany ny tena
raha manontany tena hoe natakalo lalana ny fahasalamambahoaka,na ilay eponge matelas aza efa maintingirona tsy misy lambany,ianao miantotena @ retr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:44
lapino
(
10/04/2006 05:44)
Sary
Mba nijery sary aho androany, de somary kivy kely fa ...
Nankaiza ny sipa tety
No kôf boay sisa mijoro
Tsy dia mahaliana daholo
Ilay faninana ho seksy
Soa fa nisy an'i fiaritiana kle!! Kiss...
tohiny
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:59
jpeg
(
10/04/2006 05:27)
Tanora TDM
TDM dia antoko politika vaovao, naorina tamin'ny alalan'ny Pierrot Rajaonarivelo. Tanora no ankamaroan'ny mambra ao (Madagasikara, Frantsa). Andao hasehotsika tanora koa fa mahavita azy isika.Manana n...
tohiny
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 14:37
dadabe
(
10/04/2006 03:47)
hummm
Raha hifandao isika izao
moa dia ho kivy fo
O sanatria fa andrandrao
ny mbola hiaona soa
mandrapihaona indray anie
veloma soa zareo
hifankahita indray anie
masina ianareo
ny tanatsika ...
tohiny
novalian'i Penhell ny 21/02/2009 21:40
Mifenty
(
09/04/2006 20:00)
Tsy maintsy hoe....
Tsy maintsy hoe hianatra teny anglisy iany zany fa ho any afrika atsimo atsy ho atsy kle...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 13/04/2006 08:02
Lejim
(
09/04/2006 18:57)
tsy nahay angamba iny!
Nalefa nianatra tany amin'ny sekoly Katolika izany ity zanak'olona tsy mpivavaka iray ity fa toa malaza tsara hono ny sekoly Katolika.
Nianatra mafy be mihitsy nedala rehefa tany sady manao enti-mody...
tohiny
novalian'i kala ny 18/04/2006 11:25
lapino
(
09/04/2006 17:08)
Gambit du roi 2
1. e4 e5
2. f4 ...
Ohatra an'lay teo ihany :-w:D...
tohiny
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:32
vancleef
(
09/04/2006 16:48)
Chirurgie esthétique
Voa nahita reportage t@ TF1 aho momba an'i Dr Knipper (tsy hitako ny anarany fa enoko fotsiny dia mety diso tsipelany) chirurgien esthétique ao Paris miasa @ clinique privée sy any @ hoptitaly. Ny h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:31
pissoa
(
09/04/2006 08:27)
Ankalazao ny Tompo (indray e)
Raha misy mahay ireto hiran'ny AT ireto dia mba omeo ahy ny tonony eeeee
[b]1 - Maty tokoa[/b]
Hihihi, efa hoe tsy haiko izany ny tonony e, fa ilay izy misy hoe
Maty tokoa ilay Tompon'ny aina
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 16:09
lapino
(
08/04/2006 15:02)
Rubik's cube
Firy minitra/ora/andro no handaminanao rubik's cube iray? Andramo kely ange! Dia mba lasa ihany ny saiko hoe ahoana àry no fomba fisain'itony olona itony:
http://www.dailymotion.com/video/640x480/10...
tohiny
novalian'i pissoa ny 11/04/2006 11:17
kinaoly
(
08/04/2006 12:18)
dessins animés
misy tia film d'animation ve ato; walt disney, mixar, toons, mangas ... ? na olon-debe na olon-dekely :°)...
tohiny
novalian'i cutie ny 24/04/2006 12:39
