Mitady an'i Hafatra

1. hasiniavosi ( 10/04/2006 12:18)
Manao ahoana daholo,

Mitady ny very e!

Hafatra ho an'i Hafatra(lehilahy).

Mbola tadidinao ve ny anaranao gasy(Hafatra)
Manan-joky anakiray ianao aty
m/car(Ando). Teny Ambanidia isika no nipetraka.
Vao 4taona angamba ianao no niala teto dia tsy niverina intsony.
Araka ny vaovao heno dia hoe ny Famille Guillaume no nandray anao.
Misy vaovao maro tiako hambara anao.
Anisan'izany ny fahafatesan'i NENY sy ny fiainan'ny fianakaviana amin'izao fotoana izao fa raha toa ka tianao hitohy ny resaka dia valio aho amin'io adiresy io.

Ando zokinao
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 04:37
2. Fiffi ( 10/04/2006 12:48)
3. pissoa ( 10/04/2006 15:19)
:cry::cry:
4. Herimiafina ( 10/04/2006 15:25)
Gravy koa iznay klé! Fa tokony asiana fitantarana kely aloha sao de mba olona fantatray i Hafatra! Dia bon courage fa matoa izy tsy ni-contacte dia mety tsara izay ny fiainany! :-w:-w
5. fiaritiana ( 10/04/2006 18:38)
Dia ho adinony ve zany rehetra izany??
6. Fiffi ( 10/04/2006 18:48)
na ny Neniny ?
7. diamondra27 ( 10/04/2006 20:04)
ntsoooo, sao e mba olona fantatra marina le hafatra ka! lazalazao ny momba azy e! raha azo atao an

ny volony, ny fihodirany, ny lokon'ny maso sns...
de mahereza e!
8. petakorona ( 11/04/2006 02:58)
mazana be akia le izy ry diamondra oo
9. Fiffi ( 11/04/2006 04:37)
sao sanatria mianjery @ tokoa an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8614