Sento

1. lool ( 10/04/2006 09:37)
Akory jiaby jiaby ! tsy zany fa mba misy resaka kely e! izaho zany tena liana amin'itony tononkalo itony mintsy indrindra fa resaka fitiavana no voalaza ao ka raha azo atao dia mba handefaso an'reny tononkalo mahavaky fonolona ireny aho fa misy iray zay any raha tsy handefasana an'zany toa tsy lasa mintsy, zany ry reto a !
Dia misaotra mialoha e !
novalian'i lool ny 27/04/2006 09:55
2. Fiffi ( 10/04/2006 10:55)
lool : io jereo eto ankavihanao io fa misy ny "tononkalo" anie ato eh! http://serasera.org/vetso/ de mazotoa eh! :)
3. Herimiafina ( 10/04/2006 15:26)
Io efa tenenin'i Fiffi io, fa mba hanontanio koa ilay mpanoratra azy sao de mba afaka mi-depanne kely!
Fa hafa ihany anie ry lool le tononkalo noforoninao na dia tsy miady rima aza e! asiana vodka kely eran,ny tavoahangy tonga de misossa tsara ny inspiraka! ahan :@:@
4. Fiffi ( 10/04/2006 15:35)
raha azo atao dia mba handefaso an'reny tononkalo mahavaky fonolona ireny aho fa misy iray zay any raha tsy handefasana an'zany toa tsy lasa mintsy

Ny foko tia
Ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao
Izao rehetr'izao
Ny voadiko
Hihombom-peho amiko , ho anao
Ho tia anao , n'aiza n'aiza misy ahy
Ho tia anao , n'aiza n'aiza misy anao
Ho eo anilanao
Ny androm-pihainako
Na ho tomany
Na ho faly koa
Eo an-trandrinao no hasambarako.

:) hira io an!
5. pissoa ( 10/04/2006 15:48)
ka tsy miankina amin'ilay olona ve izany? Ny mahavaky ny foko mety tsy mahavaky ny fon'i Fiffi ohatra. Fa io tenenin'i Herimiafina io e ... ;-)
6. Fiffi ( 10/04/2006 18:40)
pissoa: marina ny andry ka! izay mahavaky ny fondry aloha mety tsy ahataitra ahy an! satria samy manana ny sentom-pony ny tsirairay.
7. fiaritiana ( 10/04/2006 18:45)
Tiako raha ianao,
No mamihina ny tanako
Manilo izato lalako
Hatrany am-paradisa
Sy izay rehetra tsy hita

Tiako raha ianao,
No mampianatra ahy mitia
Tsy ilay hoe tiako ianao
Fa ilay fitiavana maharitra
Madio sy mahafinaritra
Mateza ho doria

Mbola tiako raha ianao,
No mibedy sy manoro
Rehefa misy ny hadisoana
Ampianaro ahy ny mifona
Satria tiako raha ianao
No tia ahy foana ohatra izao!!


Nosoratan'i FIARITIANA

io aloa jereo ry lool raha mahavaky ny fon ilay olona na tsy mety a!...tandremo àry sao vaky be an!!
8. Fiffi ( 10/04/2006 18:47)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D:-*:-*:-*
9. diamondra27 ( 10/04/2006 20:01)
amoureuse ngah:-D:-D:-D sao de tratry ny ody fitia e!
10. petakorona ( 11/04/2006 03:03)
:-Dasa retsy ry diiamondra!misy tratran'ny ody fitia angamba ao
11. Fiffi ( 11/04/2006 04:36)
fa kosa raha amoureuse dia ho tratran'io foana eh ? zah zao tena "amoueuse" be mihintsy fa [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../O_SHH_%7E1.GIF[/IMG] an! :-D:-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 11/04/2006 06:56)
de tratra ve zah ? :-D:-D
13. dadabe ( 11/04/2006 08:16)
tratra indray fiffi :-$
14. Fiffi ( 11/04/2006 09:00)
15. Fiffi ( 11/04/2006 15:19)
fa tratra naninona aloha eh ? nangalam-pihinana ve ?
16. pissoa ( 11/04/2006 15:22)
:-D:-D:-D kay, toa mitonon-tena be fiffi kle :-D:-D:-D
17. Fiffi ( 11/04/2006 15:29)
pissoa: ka natsiro loatra akia ny laoka dia nangalam-pihinana koh! :-D:-D:-D:-D:-D
18. pissoa ( 11/04/2006 15:38)
Hihihi, tandremo sao kenda am'zany raha misy mahatratra tampoka an :-D:-D:-D
19. Fiffi ( 11/04/2006 15:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. pissoa ( 11/04/2006 15:40)
Memezo fotsiny zah rehefa mba mananatra anareo olon-debe itony e :roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3853