Sento
41. Fiffi
(
17/04/2006 05:45)
pissoa: ratsy be akia ny andro aty an! sady avy ny orana :(:( omaly aza tsy afaka anafina ny "atody" tao an-jaridaina akory :-D:-D:-D:-D:-D
42. pissoa
(
17/04/2006 06:01)
Hihihi, izaho kou aza moa ity eo ity nefa ny andro aty mahafinaritra kou :-D:-D:-D
43. Fiffi
(
17/04/2006 06:08)
pissoa: sambatra ndry akia an ! fa tsy dia maninona loatra aloha raha ny amiko fa ny ankizy tsy ato de mba afaka manao izay tiao hatao zah eh! :-D:-D:-D de tsy manao sakafo fa galère lotra :-D:-D:-D:-D de mandany fotoana eto sisa no azo hatao ! :-D:-D:-D
47. Fiffi
(
17/04/2006 16:00)
pissoa: wadrayyy kosa akia an! sambatra mihintsy ndry satria tsara ny andro any dia afaka manao piknika koh! ny aty sady mangatsiaka no avy orana!
48. lool
(
27/04/2006 09:55)
Slt !
inona no tena dikan'ity vlam krack, boom ity ry little a? d ampy hahavaky ny fony ve io? sao d hihomehezany sy handihizany eo za dia tsy maintsy hitalaho sy hihila vonjy aty aminareo rehetra eo indray?!!!
azavao tsara aloha fa sao za memezany eo
A+

little:
Lool, ty ko misy ray.
Vlamm
krack
Boom.
de averimbereno eo fa mahavaky fo sy ny zavatra rehatra zay tokony ho vaky ireo teny rehatra ireo.
Ny tonokalo moa ry reto tsy le teny mifampitihitohy reny.