Sento
23. little
(
12/04/2006 06:15)
Lool, ty ko misy ray.
Vlamm
krack
Boom.
de averimbereno eo fa mahavaky fo sy ny zavatra rehatra zay tokony ho vaky ireo teny rehatra ireo.
Ny tonokalo moa ry reto tsy le teny mifampitihitohy reny.

24. Fiffi
(
12/04/2006 06:23)
little: Ny tonokalo moa ry reto tsy le teny mifampitihitohy reny. http://serasera.org/vetso/
25. Fiffi
(
12/04/2006 06:25)
tsy nety :oops: andraso aloha haverina! http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso
26. little
(
12/04/2006 06:38)
Mirssi ky fiffi an! zay nge no ilana namana mbo manoro ny tsy hay e!
Zao zao zah nahay i!
Merci fiffi
za tsy nahay raha tsisy an-dry
ataoko ahoana ny hamaly zany
sur ah fa @ teny ihany
Vita tompoko dia Misaotra tompoko!
Zao zao zah nahay i!
Merci fiffi
za tsy nahay raha tsisy an-dry
ataoko ahoana ny hamaly zany
sur ah fa @ teny ihany
Vita tompoko dia Misaotra tompoko!
27. Fiffi
(
12/04/2006 06:49)
little: ndryyyyyy :-*:-*:-*:-*:-* izay akia no mampinamana antsika eto an! :-*:-*:-*
30. lool
(
13/04/2006 13:07)
Salut Fiaritiana !
Misaotra fa tena nahavonjy ahy ny tononkalonao, ary raha tsy diso, ianao angaha mpanoratra, toa betsaka ihany mantsy ny nanome torohevitra sy nandefa tononkalo fa ny anao no hafa indrindra, ary ianao ve rehefa miresaka mivantana zany dia misy lanjany be sy mahavaky ny fon'olona daholo zay rehetra voalazanao ?
Nefa tiko be kou raha mba mihaona isika ary liana be ny hifandray aminao aho ( raha azo atao )
omeko anao ihany aloha ny adresse mail-ko "mimasiza@yahoo.fr" fa raha mety dia anoraty amin'io adresse io za ny @ fihaonantsika.
zay fa dia misaotra betsaka anao ary manantena valiny avy any aminao ihany koa !
Lool

31. lool
(
13/04/2006 13:26)
diamondra27:
amoureuse ngah:-D:-D:-D sao de tratry ny ody fitia e!
Salut Diamondra !
tsy dia tema amoureux fa mba tè hitsapa izany tena fitiavan'olona izany e! nataoko oe amoureux lay izy satria izaho lehilahy fa tsy vehivavy nefa za nandainga any anaty mombamomba ahy any oe vehivavy, miala-tsiny aminao aloha raha izao vao fantatrao ny tena marina, izaho aty Dago ianao zany any ampita, mahafinaritra be zany miresaka sy mivanitika @ gasy mitovy @ tena any ampita zany, dia izaho faly mandray anao ho namako ary maniry ny hitohizan'ny seraseran-tsika hatrany ary koa maniry ny hifankahita aminao refa tafaverina eto Dago fa izay ho anisan'reo gelegasiona hitsena anao eny @ seranam-piara-manidina
Bye bye ary e !
Lool
32. Fiffi
(
13/04/2006 14:23)
Salut Diamondra !:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
tsy dia tema amoureux fa mba tè hitsapa izany tena fitiavan'olona izany e! nataoko oe amoureux lay izy satria izaho lehilahy fa tsy vehivavy nefa za nandainga any anaty mombamomba ahy any oe vehivavy, miala-tsiny aminao aloha raha izao vao fantatrao ny tena marina, izaho aty Dago ianao zany any ampita, mahafinaritra be zany miresaka sy mivanitika @ gasy mitovy @ tena any ampita zany, dia izaho faly mandray anao ho namako ary maniry ny hitohizan'ny seraseran-tsika hatrany ary koa maniry ny hifankahita aminao refa tafaverina eto Dago fa izay ho anisan'reo gelegasiona hitsena anao eny @ seranam-piara-manidina
Bye bye ary e !
Lool
33. Fiffi
(
13/04/2006 14:27)
satria izaho lehilahy fa tsy vehivavy nefa za nandainga any anaty mombamomba ahy any oe vehivavy,ireny hiany no tena olana! :evil::evil: ny lainga satria maro tokoa ny manao an'izao zavatra izao. Mody manoratra patati-patata.... kanjo rehefa hanomboka hitokisan'ny namana dia mamoaka ny marina hoe zah lhl fa tsy vavy :evil::evil: